Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
antimpanahi
(
03/12/2009 11:40)
SAMIA MANDRAY IZAY TANDRIFINY
Raha mbola tianareo rankizy ny hanohizako sy hitantarako izay zavatra fantatro rehetra teo amin'ny fotoana niasàko tamin'ny orinasa INJET dia mbola vonona aho
-ho tohizako kely ary ny tantarako
T...
tohiny
novalian'i wiwiwi ny 03/12/2009 23:33
antimpanahy
(
03/12/2009 11:07)
SAMIA MANDRAY IZAY TANDRIFY AZY AVY
Raha mbola tianareo rankizy ny hanohizako sy hitantarako izay zavatra fantatro rehetra teo amin'ny fotoana niasàko tamin'ny orinasa TIKO dia mbola vonona aho
-ho tohizako kely ary ny tantarako
Te...
tohiny
novalian'i antimpanahy ny 04/12/2009 09:16
pikatti
(
03/12/2009 09:43)
Eugène Mangalaza
PM anarany fotsiny Eugène Mangalaza fa ry zalahy RoindefoII manao zay saim-pantany no sady manararaotra ihany @ "magoiulles en tous genres"
ry Hery Rajaonarimampianina, Ministre des finances et du ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 06/12/2009 18:59
hery
(
03/12/2009 08:31)
Ny ps clones
Ao amin'ny karajia dia misy ankizy mampiasa fitaovana dia mahalala hoe i ranona ihany no i ranona. Io ilay antsoina hoe "clones".
Ohatry ny mahafinaritra io raha ampidirina eto amin'ny serasera. T...
tohiny
novalian'i ANARIM ny 19/01/2010 08:33
andry44
(
03/12/2009 01:50)
raikitra indray ny Maputo e!!
Raikitra t@ ora farany efa alina be ny Maputo manaraka!!
Mapimé ireto mpanao politika-tsika ireto kah :-D :-D Miharihary ny tsy fahampian'ny fahamatorana ka mahamenatra!
Nisy voapresy mafy tao an...
tohiny
novalian'i bazylou ny 04/12/2009 19:10
pikatti
(
02/12/2009 19:54)
Andry Rajoelina
Zao vao tena misy ampamoaka fa le Ralavanify irery ihany no fototron'ny fikatsoana,miharihary toa ny kary an'efitra ty lay osilahy mainty ,ny mouvances 3dia milaza an'io fanambarana io daholo, ary ten...
tohiny
novalian'i pikatti ny 06/12/2009 18:57
antimpanahy
(
02/12/2009 15:10)
HIRESAKA AMINAREO AHO RANKIZY AMIN'NY MAHALEHIBE AHY!
Miarahaba anareo rehetra izay mpanaraka sy mpiserasera eto aho !
Efa nisy ihany fotoana iray izay nitenenako teto indray andro asa efa ho herintaona latsaka angamba izay momban'ny fiarahako tamin'i...
tohiny
novalian'i antimpanahy ny 04/12/2009 09:19
kidoropamba
(
02/12/2009 14:30)
Ra8, TIKO ary ny tena zava-bita marina
Misy ohabolana izay avy any andrefana any manao hoe: "[b]gasy veta (bankoropitra io)ka miverina amin'ny laoniny[/b]".
Nodradradradraina fa mazana hono Ra8.
[u]KAY IZAO NY VOKANY:[/u]
24/11/20...
tohiny
novalian'i pikatti ny 03/12/2009 10:36
zama91
(
02/12/2009 10:37)
hivoaka tsy ho ela ny gadra politika
ho afaka tsy ho ela Ireo gadra politika eto @ serasera; ry pikatti,terrywui,sy fianakams,ny zoam ry vitamatavy,dafonois ,ry mirananirina,ifiona,rapa2002,ry fijo ry papoose,ry
rybazylou,mbola ao ihany...
tohiny
novalian'i pikatti ny 02/12/2009 19:58
tinalove
(
02/12/2009 09:06)
aphte
Mba mila vonjy fa tena voan'ny aphte matetika miintsy izaho sy ny zanako.Efa nanandrana fanafody candid, sy ny sasana @ karbonetra fa tsy afaka fa miverina foana....
tohiny
novalian'i xxx ny 14/02/2010 21:35
iandriamiali
(
01/12/2009 11:03)
Fahavaratra eto Mada
Tsy haharitra ela ono ny taom-pahavaratra eto Gasikara fa saingy ny orana no betsaka ra oharina am isan-taona :( , hanao ahoana zany ny toerana iva eto Antananarivo?...
tohiny
novalian'i tsipolitra ny 04/12/2009 09:12
Tana101
(
01/12/2009 10:32)
Malgasy mipetraka USA
Salama daholo e,
Mitady Malagasy mipetraka any USA afaka monoro-hevitra momba ny fiainana amin'ny ankapobeny, ny fitadiavana asa, ny resaka trano ho an'ny olona vao hifindra monina any. Misaotra tom...
tohiny
novalian'i Mbola185 ny 20/12/2009 22:27
dofinois
(
01/12/2009 10:15)
handeha ho any maputo ihany i tgv e
Fantatr'i TGV fa hotonga eto ny Filoha Chissano dia manao pression izy hoe : tsy ho any Maputo aho, jereo fa manohana ny tsy fandehanako any ry Pierre andrinantenaina sy Ramaromisa, chefs de régions ...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/12/2009 20:52
xxx
(
01/12/2009 07:50)
sssss...
Inona koa ary ty spam mikasika ny krismasy tsy mety miala nalefan'i hery ity, sss.......hafatra vaovao 1 izany hony...sssssss...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 08/12/2009 14:00
tsimatimanota
(
01/12/2009 06:25)
cercle vicieux
maputo I : manao sonia dia manaratsy ra8 avy eo;
addis abeba : manao sonia dia manaratsy ra8 avy eo;
maputo III : mody tsy hanao sonia nefa mirangaranga ery hahazo vola @ bailleurs
NY ANY HAIN LI...
tohiny
novalian'i Noue ny 02/12/2009 16:17
tsimatimanota
(
01/12/2009 06:24)
cercle vicieux
maputo I : manao sonia dia manaratsy ra8 avy eo;
addis abeba : manao sonia dia manaratsy ra8 avy eo;
maputo III : mody tsy hanao sonia nefa mirangaranga ery hahazo vola @ bailleurs
NY ANY HAIN LI...
tohiny
novalian'i vitamatavy ny 02/12/2009 05:04
vitamatavy
(
01/12/2009 04:40)
hitsangana ny gouvernement sans mouvance rajoelina
hoavy chissano ary dia ho hatsangana ny gouverenement ,efa nasaina i rajoelina ka dia ho hita eo.Efa tsy manankery intsony ireo minisitr'i roindefo, ...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/12/2009 20:54
patrick2002
(
01/12/2009 01:22)
Fa nahoana no nisy ny coup d`Etat
http://www.dailymotion.com/video/x92l3h_ravalomanana_news
Io ny fanadihadihana nataony Manandafy 2 taona lasa izay ,T@ mbola nampatanjaka ny TIM.
Amin`izao ity rangahy ity manameloka fanonganana
...
tohiny
novalian'i pikatti ny 03/12/2009 10:14
pikatti
(
30/11/2009 21:49)
politikan'i sans paps
http://www.dailymotion.com/video/xb89pc_mariages-gris-1m77_news
fikabe an-drapaty :-D :-D ...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/12/2009 20:58
xxx
(
30/11/2009 20:53)
Miss 2009
[URL=http://img690.imageshack.us/i/n1393377381302523116821.jpg/][IMG]http://img690.imageshack.us/img690/1438/n1393377381302523116821.th.jpg[/IMG][/URL]
:D ...
tohiny
novalian'i falyfenosoa ny 04/02/2010 10:37
