Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fozabe ( 06/12/2009 20:47)
avoay ny gadra politika e ,ampy izay
hery avohay ny gadra politika toy ny andrywui,tafondro ,rangorivao69;batista,virijiny,sy ireo gadra maro be efa vita teto @ serasera izay ; avoay andrywui... tohiny
terrywui ( 06/12/2009 20:16)
AVOAHY AMZAY LETSY LE FIKA BE "antimpanahy" RAPIQUE a ...!
ALEO ALO HAZAVA FA TENA TSY ZA LE BAINN ANTITRA BE IO ....!!! za koa ary mba gaga nahita an'io nisolatsolana ety amin'ny tsy fidirana ety ! tokony kabary ambony vavahady no ataonlery !! Ahoana let... tohiny
novalian'i terrywui ny 07/12/2009 13:32
rtcflora ( 06/12/2009 19:23)
nareo ve manome rano zaza 2mois na latsakizay
nareo ve manome rano zaza 2mois na latsakizay na mihoatra . mba zarao eto ny experiance antsika reny. de firy mois ko no nanomboka manome sakafo toy ny ranombary na legume. misaotra antsika e... tohiny
novalian'i njari ny 22/02/2010 11:27
bazylou ( 06/12/2009 16:32)
lehibe tsy amantsaina
koa ireto anty dahy telo lahy ireto ka, :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i fozabe ny 06/12/2009 20:50
hery ( 05/12/2009 22:22)
Joyeux annif Andrywui sy i Pikatti
Ato amin'ny politika no ataoko satria anisan'ny mpanao "politika goavana" (lol) eto izy roalahy ireo. Nahafinaritra ny nahita tao amin'ny site-n'ny namana.serasera.org hoe aniverseran'izy roalahy and... tohiny
novalian'i fijo ny 08/12/2009 21:26
ramosekely ( 05/12/2009 22:00)
toy izao ny resaka'i ratsiraka sy zafy ary ra8 tany maputo
Albert Zafy, Didier Ratsiraka et Marc Ravalomanana étaient encore enfermés à huis clos avec Joaquim Chissano. deba : manao lesy ra8 izany voaroaka tsy mahazo miditra an'i dago izany ravalo:aza... tohiny
novalian'i dadabe ny 08/12/2009 14:14
ndotofetsy ( 05/12/2009 21:12)
kitikitika
raha toa ka vonoina rajoelina fa fampintandremana iny dia avy eo manandafy avy eo i zafy. :^) :^) :^) :^) ... tohiny
novalian'i bazylou ny 06/12/2009 16:30
terrywui ( 05/12/2009 16:25)
fa elaisany ve lety mipika sa ahoana a ????...!
za ve less vo zo vo mb miditr eto de tong de petsainlisany amin'io bainina be io le ..;! innn koa ary ty hagegenlah manery ny bandy ho bainn ty rapikque a...! zay lesss no mahakamo ah amlah klééé..... tohiny
novalian'i terrywui ny 07/12/2009 09:17
Mirananirina ( 05/12/2009 11:54)
Rajoelina aime la France et les Français,
nahita an'io phrase io tao aminy courrier international aho. Je me demande si Rajoelina aime Madagascar et les malgaches?????... tohiny
novalian'i fijo ny 08/12/2009 21:29
antimpanahy ( 05/12/2009 10:29)
MAMPALAELO NY FOMBA FANDRAISANAREO TATO
Tsy ny faniratsiranareo ahy tsisy farany akory no ahazahoana dera sy voninahitra , misy ihany ireo momba ny teniko tato ka izay no nahatonga ahy tsy kivy na dia ompanareo ankizy sy zanaka aza ,fahamar... tohiny
ramosekely ( 05/12/2009 04:12)
un coup d'etat dans un coup d'etat
mampiomeha ity politika gasy ity izay tsy tiana atao aminareo aza atao @ hafa hoy ilay ohabolan ntaolo izay http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=31776... tohiny
ramosekely ( 04/12/2009 21:19)
maputo3
:^) :^) :^) ... tohiny
bazylou ( 04/12/2009 19:14)
2.000.000 de dose
na vaksiny h1n1 hono no mba an'ny madg, de ahoana , atao atsapaka izany ny vaksiny sa 1 androa , ohatrany mividy siramamy tapany sy menaka 1000 fmg, :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i xxx ny 11/01/2010 10:57
bazylou ( 04/12/2009 18:57)
resin'ny tgv daholo
le anty dahytsy manakatao rehetra ireo. VIVE TGV,VIVE TGV ny asa ihany no ady eo e, rehefa tsy hiasa fa hisaosy fotsiny dia miala, miala miala. :-P :-P :-P :-P ... tohiny
novalian'i terrywui ny 07/12/2009 10:41
esserra ( 04/12/2009 15:16)
Reconnaissance internationale
A l'allure où vont les choses, il y aurait deux transitions à Madagascar, celle dirigée par Andry Rajoelina qui envisage de maintenir la Haute Autorité de la Transition (HAT) et de reconduire l'... tohiny
novalian'i milamm ny 05/12/2009 01:31
kidoropamba ( 04/12/2009 14:57)
Dé vonoina izany Zafy, Ra8 sy Ratsiraka?
Tsy mety kosa izany Rolly Mercia à. Ekena fa tsy miombonkevitra velively @ izy telo lahy aho fa tsy vaha olana kosa izany famonoana an'izy telo lahy, ary ny handefasana an'i Mangalaza sy Rakotoarivel... tohiny
pikatti ( 04/12/2009 13:56)
Hafatra avy @i wiwi ,ary nisy nino ihany elah!!!
Aleo @ zay lesy lazaina ny olna fa efa tsisy manarak ny resak'elah bain a [quote]Avy amin'i : terrywui Daty : 03/12/2009 14:18 Hofafaina ny : 02/01/2010 14:38 hin hin hin hin hon hon hon her eh... tohiny
novalian'i pikatti ny 06/12/2009 19:04
cutie ( 04/12/2009 13:43)
fakam-panahy
Mba misy afaka manazava ny mombamomba ny fakam-panahy ve?? In avy ny azo atao handresena an'io de anisan'ny test nomen'Atra antsika ve io?? Zany we le hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy ve io fakam-... tohiny
novalian'i fijo ny 19/12/2009 07:38
hana ( 04/12/2009 11:23)
Mampihetsi-po
Léa, zazavavy Malagasy eto France 14 taona monja dia mamoron-kira tsara be, mihira sy mitendry. Tena manana talenta miavaka. Mahafaly raha toy izao no ahalalàna antsika Malagasy http://www.youtube... tohiny
antimpanahy ( 04/12/2009 11:21)
AKAIKY NY FARANY FA AVAHO IZAY RATSY : POROFO 2
[u]FIZARANA MANARAKA : mbola chapitre 2 ihany isika ![/u] Arak'ireo voalaza etsy ambany ireo dia ny biby ankoatra ireo izany dia tsy dia misy heriny loatra na miompy na tsia azy hianao : ohatra sak... tohiny
novalian'i papala ny 07/12/2009 10:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.9654