Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Toumba ( 11/12/2009 20:35)
ho raikitra ihany ity rombo ity e
efa betsaka ireo rasil miandry fotsiny an'ireto fis ireto ,ao koa ny rfi ? mifampiandry eto ,miandry fotsiny ny saosy avy any @ dada dia raikitra io :evil: :evil: :evil: ... tohiny
novalian'i terrywiui ny 12/12/2009 11:10
ndotofetsi ( 11/12/2009 19:28)
BODEGA AVEC NOUS
Samia mandahatra ny miaramilany @ zay fa hafana ty raharaha ty ,ny anay ny Zandary raha sahy ry FIS d put, ny an-dradidy GECAM , R8 RFI zafy Polisy, ka ahoana mahasahy ve.???? Monja Roindefo étai... tohiny
ramosekely ( 11/12/2009 18:59)
aiza noue fa manke azy ny politika ato e
tena mila anao sera2 ry noue fa taon'i pikatti sy wiwi masaka izy ato ao koa ry antsimbilina ,manapatapaka be mihitsy,eny @ nation isika radem e ... tohiny
novalian'i terrywiui ny 12/12/2009 11:04
MialyRajoel ( 11/12/2009 17:11)
Fanesoana
VIVE TGV VIVE TGV VIVE TGV Hoy ihany ianareo nefa izy ao aza efa mila ho reraka,aza esoina zany izy ré raha mba azo atao e :lol: ... tohiny
novalian'i pikatti ny 14/12/2009 21:00
ndotofetsy ( 11/12/2009 14:54)
iza ndray ty ndotofetsi ray ty
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) ... tohiny
100tinl ( 11/12/2009 13:48)
Mba mijanona kely hanao Noely fandinihan-tena....
Rehefa akaiky ny faran'ny taona toy izao dia manao bilan ny entreprise rehetra ajanona mihitsy aloha ny asa dia manao inventaire é !. Ny olombelona koa rehefa tonga ny noely toy izao dia mba mila m... tohiny
novalian'i niryna ny 17/12/2009 05:39
maikha ( 11/12/2009 13:30)
Ny asan'ny Mesia , ny asan'ny Mazava
Miresaka fahatongavan'ny noely isika, noho izany miresaka ny fahatongavan'ny Mesia sy ny asan'ny Mesia, rehefa miresaka Mesia dia miresaka an'i Jesoa Kristy, Jesoa tsinona no Ilay Mazava , tontolo fen... tohiny
novalian'i niryna ny 23/12/2009 04:13
bedalandy ( 11/12/2009 12:25)
mouvance
ajanony any rangah le fatina politika fa mampandiha sy makaloiloi a :evil: :twisted: ... tohiny
andreasr ( 11/12/2009 11:56)
tsisy maharaka
c fou ce que any amadagasikara zé président rehetra tao dia tsisy mahavita ny mandat ani tranquillement mihintsy, en + refa misy olona tia anova fitondrana dia vo may lasa en décadence b mintsy ndr... tohiny
novalian'i nancy ny 11/12/2009 22:35
ntss ( 11/12/2009 08:07)
Tanora Gasy Vonona prét pour une autre année de crise
ze ataon'la eo ataon'la fa ny TGV lesy mijoro fona a... tohiny
novalian'i terrywiui ny 12/12/2009 11:12
bazylou ( 11/12/2009 07:42)
vita tanteraka ry zefa labiera le aza
inona ko amoa no irahrahahin'izay tgv an'ireo prezda anti dahy telo lany daty ireo , vive tgv, io ihany no ady eo. :-P :-P :-P ... tohiny
novalian'i terrywiui ny 12/12/2009 11:13
rabaradaka ( 11/12/2009 07:21)
Rovitra ny palitaon'i Hajo Andrianainarivelo
Rehefa manao politika dia mila calme fa tsy mitrotra be toa an'ny dadatoa Hajo Ministre de l'aménagement du territoire. Be loatra koa ny aferany dia miaro ny sezany izy fa efa eo ampototry ny eny Ant... tohiny
sitlo ( 11/12/2009 05:04)
google wave
Manana invite 8 aho. Alefaso aty ny adiresy gmail izay te hampiasa. Izay tsy mahalala dia http://wave.google.com/help/wave/about.html#video ... tohiny
fijo ( 10/12/2009 23:07)
la frantsa
FP - La France "dément énergiquement" des "rumeurs absurdes" accusant son chef de la diplomatie et les services français d'avoir cherché à "préparer un coup d'Etat" en Guinée, et rappelle la ... tohiny
novalian'i xxxw ny 11/12/2009 18:05
fijo ( 10/12/2009 22:01)
houilllllll hisy raha eto
- 18h00 - La tour de contrôle de l'Aéroport International d'Ivato est investi par le FIS afin d'empécher tout atterrissage venant d'Afrique. Des éléments du FIS sont en position d'intervention a ... tohiny
novalian'i fijo ny 11/12/2009 20:09
pikatti ( 10/12/2009 19:45)
TETIKA FRANCEAFRIQUE
On vient d’apprendre que la France était contre les résolutions de Maputo III, et qu’une nouvelle négociation devrait étre envisagée à… Madagascar. Mais on se fout de la gueule de qui ... tohiny
novalian'i pikatti ny 16/12/2009 09:16
joharyjohary ( 10/12/2009 19:14)
Ohatrinona ny karamantsika gasy?
Izy ity moa izany dia araka ny lohateny hoe "eritreritra mandalo", ka tsy diso toerana angamba aho raha sendra nandalo ny eritreritro ka hanontany eto hoe: Mba ohatrinona avy ny karamantsika GASY? ... tohiny
TEGEVE ( 10/12/2009 17:43)
Mahita aho kilazalaza anio ô!
Misy nanitsoka ry zalahy zany nama a!aiza koa zah efa niomana tsara hoa any Danemark iny no nahazo taratasy fa tsy mila mankany indray hono , kiiii zah anefa mba saika hizesta be ery , mahita faisany ... tohiny
terrywui ( 10/12/2009 12:46)
MITOMANIA MAFY AMZAY RY ZANAKI DADA FA MIAKATRA NY SORATRA A
:-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) HIFARANA TSY HO ELA NY TANTARA ... tohiny
novalian'i fijo ny 10/12/2009 19:49
irihat ( 10/12/2009 12:44)
moule gâteau vaovao
atao aôna kay ry reto ny mamolaka moule gâteau vaovao, na le vita vy aty dago ireny na le vita vazaha? Ny ahy ny moules-ko le vita vy ireny. vao nividy moule vaovao mantsy fa akaiky ny fety e... tohiny
novalian'i ni81 ny 02/01/2010 10:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.628