Fanesoana
1. MialyRajoel
(
11/12/2009 17:11)
VIVE TGV
VIVE TGV
VIVE TGV
Hoy ihany ianareo nefa izy ao aza efa mila ho reraka,aza esoina zany izy ré raha mba azo atao e :lol:
VIVE TGV
VIVE TGV
Hoy ihany ianareo nefa izy ao aza efa mila ho reraka,aza esoina zany izy ré raha mba azo atao e :lol:
novalian'i pikatti ny 14/12/2009 21:00
2. ndotofetsi
(
11/12/2009 17:24)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
4. xxxw
(
11/12/2009 18:06)
VIVE TGV
VIVE TGV
VIVE TGV
Hoy ihany ianareo nefa izy ao aza efa mila ho reraka,aza esoina zany izy ré raha mba azo atao e
:-D :-D :-D
6. xxxw
(
11/12/2009 18:14)
Hoy ihany ianareo nefa izy ao aza efa mila ho reraka,aza esoina zany izy ré raha mba azo atao e
Fa maninona ny vadin'i Mialy aloha e :idea:
7. MialyRajoel
(
11/12/2009 18:16)
Tsy maninona izy fa ianareo manadala azy no tsy tiako,manjary mandratra fo azy fotsiny
9. MialyRajoel
(
11/12/2009 18:20)
Tsy haiko anontanio azy!!! Mety avy nifoka angambany..............fa aiza zany sary zany anefa é
10. xxxw
(
11/12/2009 18:21)
Tssssssssssssss, jereo tsara ao e, alefaso eo ndray lesy esserra le sary fa pahina koa hay ty ramatoa bingo tanana ty sannn a
11. naritsymba
(
11/12/2009 18:47)
Alefaso marina le sary lesy fa mody manao gisabe fotsiny ty Mialy :-D
12. ramosekely
(
11/12/2009 18:56)
alefaso le sary e ,efa lasa naka poky korina any i wiwi e :-D :-D :-D
14. MialyRajoel
(
11/12/2009 19:07)
MAMPATAHOTRA BEUUUUUUUUUUUUUUUU!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
OAYYYYYYYYYYYYYYYYEEEEEEEEEEEE MENA MASO BEUUUUUUUUUUUUUUUUUU
TSY VADIKO IZANY IO FA VADIN'I NOUE
OAYYYYYYYYYYYYYYYYEEEEEEEEEEEE MENA MASO BEUUUUUUUUUUUUUUUUUU
TSY VADIKO IZANY IO FA VADIN'I NOUE
15. ndotofetsi
(
11/12/2009 19:09)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
16. naritsymba
(
11/12/2009 19:18)
Io ary le sary de maninona ndray no lazainao fa tsy vadinao zao , tssssss,fozavavy koa kay le Mialy,eto anie ry Mialy tsisy capsat sao vizaka ny miantso vonjy lava eto ianao an :lol:
18. patrick2002
(
11/12/2009 19:54)
MialyRajoel:
MAMPATAHOTRA BEUUUUUUUUUUUUUUUU!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
OAYYYYYYYYYYYYYYYYEEEEEEEEEEEE MENA MASO BEUUUUUUUUUUUUUUUUUU
TSY VADIKO IZANY IO FA VADIN'I NOUE
:-D :-D :-D :-D
mampihomehy ianareo rankizy !
19. ramosekely
(
11/12/2009 20:00)
ohatrany hitako ery ry zalahy sy mialy sy rajoely manao akitifitifitra be ao ambohitsorohitra ao
20. fijo
(
11/12/2009 20:06)
mety mikiakiaka mihintsy io anaovan'ny bitrokely azy ,fa romotra avy ary ananona ary lery

