Fanesoana
21. ramosekely
(
11/12/2009 20:09)
ny tena loza anie dia hoe namboarin i tgv koa i nathalie rabe teny ambony avion jet privée tany nossy be e :-D :-D :-D
23. MialyRajoel
(
11/12/2009 20:12)
Pouika!!! fijo ny vadiko tsy misy fotoana fa zah manana cinemaX dia any aho no efa misy miandry
Tsy haiko akory aza izay nataony tany ananona tany dia mlazaina fa marary azy hono ny fitombenany , izaho kosa ve fijo dia hijanona hiandry lava eo , pouika
Tsy haiko akory aza izay nataony tany ananona tany dia mlazaina fa marary azy hono ny fitombenany , izaho kosa ve fijo dia hijanona hiandry lava eo , pouika
25. ramosekely
(
11/12/2009 20:18)
tsy misy volokelika kosa i mialy izany kle,i chatagnier anie no mpitifitra anao ry mialy e,aleo mr president mba hitifitra an'i ry nathalie rabe sady nonony iny no volony an,saika adinoko mbola eo koa maro hanta ,derika be manadala
26. AndriambyII
(
11/12/2009 20:19)
Io indray ianao ra fijo fa ato an , apetrao aloha ilay karandoha é !!
27. fijo
(
11/12/2009 20:23)
karandoha inoan indray letsy zany an???elahy wa aza manadala vahoaka fa tsssss,bedin'i ramosekely eo ialahy
28. LalaoRavalo
(
11/12/2009 20:25)
MialyRajoel:
VIVE TGV
VIVE TGV
VIVE TGV
Hoy ihany ianareo nefa izy ao aza efa mila ho reraka,aza esoina zany izy ré raha mba azo atao e :lol:
ö ry Mialy an! Ampiaro amin'izay retsy ilay fomba natoroko andry fa jereo i leandry toa mila hivaha ny lohany fa inona ity fahanandry azy no mena tahak'ity ity masony e! ô! retsy mba menatr'olona e!
29. fijo
(
11/12/2009 20:27)
lery kosa,sady efa bedin'dry ramarson,mbola vizanin'i mialy lava ao ko.aiza no tsy hidaina kely
30. pikatti
(
11/12/2009 20:29)
,i chatagnier anie no mpitifitra anao ry mialy:lol:
lasa hakitifitifitra be ndray ato zany lé :-D :-D :-D
31. MialyRajoel
(
11/12/2009 20:32)
Lalao a, tsy zany akia a, misy zavatra afeniny ao ambodim-baravarana ao , tsy fantako izy io na chamvre na cocaïne na viagra fa tsy mety lazainy , fa avy any Ivoloha any foana io no mivadika mena hotran'izao ny masony
35. LalaoRavalo
(
11/12/2009 21:03)
MialyRajoel:
Lalao a, tsy zany akia a, misy zavatra afeniny ao ambodim-baravarana ao , tsy fantako izy io na chamvre na cocaïne na viagra fa tsy mety lazainy , fa avy any Ivoloha any foana io no mivadika mena hotran'izao ny masony
Draydrayyyy ry Mialy ratsy be retsy izany an, efa tsy zakan'ny atidoham-badindry intsony ity fitondrana ity marina sady izy koa ngeh aky mbola zazabodo loatra e! Fahano karoty aky izy fa aza dia sesefana an'izany vovoka fotsy izany an! efa zatra ireny izy tany @ DJ koa io fahazarandratsy io ngeh retsy manimba e! :-* :-*
37. MialyRajoel
(
11/12/2009 21:10)
fijo a, zaho kosa aloha tsy hanao a@ olona maty ozatra iny e
ka izy anie ry Lalao efa hatramin'ny mbola kely no nisesika an'io vovoka fotsy io é
vive lamour hoy ny ankizy io, efa mahalala an'izany koa angaha dry ry papoose
ka izy anie ry Lalao efa hatramin'ny mbola kely no nisesika an'io vovoka fotsy io é
vive lamour hoy ny ankizy io, efa mahalala an'izany koa angaha dry ry papoose
39. MialyRajoel
(
11/12/2009 21:22)
fijo a, ny mpiasanay anie no nitantara an'izany e, sady kely baditika hono sady malzo dia ataoko inona koa ! poika na mahita ny tarehina aza maharikoriko ahy
