Fanesoana
42. MialyRajoel
(
11/12/2009 21:31)
Bisous daholo ianreo rehetra e, mahafinaritr'ahy ny miresaka @nareo :* :* :* :*
i Mialy kely tsy manadino
i Mialy kely tsy manadino
44. LalaoRavalo
(
11/12/2009 22:09)
MialyRajoel:
Bisous daholo ianreo rehetra e, mahafinaritr'ahy ny miresaka @nareo :* :* :* :*
i Mialy kely tsy manadino
Andeha sahady ve indriko ry Mialy ! zah koa mba handeha ary e! Mifampiantso eo ihany izany e! Raha misy olana dia i Neny eo foana :-* :-* :-* :-* (l) (l) Veloma koa ny zanak'i Neny rehetra e!
Neny tsy manadino dia hendre tsara daholo e!
45. ifiona
(
11/12/2009 22:11)
Nenyyyyyy :snif: :snif: :snif: :-* :-*
malahelo ny mamanay any Dago aho zany mahita ny lazain'i Neny Ravalo 8O :lol:
malahelo ny mamanay any Dago aho zany mahita ny lazain'i Neny Ravalo 8O :lol:
46. maryline
(
11/12/2009 22:19)
aza mitomany aky ry ifiona fa hitomany eo koa ngeh zah e! malahelo an'i mamanay koa aho izany, hendre tsara hoy izy.
Veloma i Neny :-* :-* :-* :-*
Veloma i Neny :-* :-* :-* :-*
50. Papoose
(
12/12/2009 02:49)
MialyRajoel:
vive lamour hoy ny ankizy io, efa mahalala an'izany koa angaha dry ry papoose
mino aho fa mbo mahalala fitiavana aby na mbola vao zazakely aza!!!
:D
52. terrywui
(
12/12/2009 10:45)
Ry TIM resy lava ireo mifanabousy ato reto ato reto e ...!! io avy de mahafaly andry vendrana isany ato fa tsy ny hevitra hidiran'ny havany eto M/car heverina ...! Neny à neny ..! zany avy koa de mampitomany andry ifiona sy maryline :evil: :evil: ranomaso efa tsy hita ze androtsahana azy !! :evil: :evil: totofy sakay raha te hitomany ..! ary lisany ry le sarimbavyp...reto ny politika atao fa tsy vendranosy be ato fotsiny lisany a !! koboko doly ane lisany reo e !! :twisted: :twisted: :twisted: :-D :-D
54. AndriambyII
(
12/12/2009 12:11)
andevo:
Mifankahalala ihany ny samy sarimbavimpozalohanandevo andriambilaka
Teneno raha fantatra hoe iza ireo mitondra ps vehivevy ireo fa "aza manao fomban' ny bengy bemaso andevozin' ny tandrony mirifatra anjambany" ry andevo a!!
56. esserra
(
12/12/2009 20:40)
Ary Mialy tsy miarahaba an'i DADA ? na dia izany fotoana sambatra niarahanareo izany fotsiny aza? :lol:



