Fanesoana

61. MialyRajoel ( 14/12/2009 19:46)
Ary Mialy tsy miarahaba an'i DADA ? na dia izany fotoana sambatra niarahanareo izany fotsiny aza?

Aiza Mialy ?aiza Lalao?mbola vizan'ny fety ve !Revenay nareo e

Nanao fety koa anie izahay ,f'efa niresaka t@ DADA an-telefonina aho
Pikatti>>>Torak'izany ko ary nakaiza daholo ireny namanareo ireny (l) (l) (l)
62. pikatti ( 14/12/2009 21:00)
Pikatti>>>Torak'izany ko ary nakaiza daholo ireny namanareo ireny

Vizanin'ny grevy any ry zalahy :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.095