Mahita aho kilazalaza anio ô!

1. TEGEVE ( 10/12/2009 17:43)
Misy nanitsoka ry zalahy zany nama a!aiza koa zah efa niomana tsara hoa any Danemark iny no nahazo taratasy fa tsy mila mankany indray hono , kiiii zah anefa mba saika hizesta be ery , mahita faisany lisana anio

Ataonareo fa tsy nankarary ny foko mantsy iny an!!!
2. Robie ( 10/12/2009 17:54)
Hoatran'ny avy nitomany zany
3. xxxw ( 10/12/2009 17:55)
Menamaso be io ve ha ha ha toa avy nidaina tany io Radomenila anie ny anarany Robie é :-D
4. naritsymba ( 10/12/2009 18:10)
Oan'i andry radomelina oano ny t.ay ry lelika maty tsy vanina
matesa faingana ty le nify oa mb aenao njay2 fa aza d aseo taka anio
fa mamenatrol zany iany no tsy azoanareo reconnaissance
:twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
5. xxxw ( 10/12/2009 18:11)
Kalamina e, aza maika ny ataonu ihany no mipody aminy io zao
6. pikatti ( 10/12/2009 19:29)
Tsy azon'i Rajoelina atao tohatra na fitaovana fampitahorana zany ny rasily ,tena betsaka tokoa ry zalahy ao no miandry kely tohina

Interrogé par Reuters, le chef d'état-major de l'armée de terre, le colonel Andry Ndriarijoana, a fait savoir que l'arrestation de chefs de l'opposition ne relevait pas des compétences des militaires.
Mais le patron de l'armée a reconnu que le climat politique était en train de se dégrader.

Pour des analystes, la décision d'Andry Rajoelina de boycotter la dernière série de pourparlers de Maputo accentue son isolement.
7. vitamatavy ( 10/12/2009 19:37)
hanangana gouvernement dia aiza ny saosy ,ny budget sy sisa izay marihiko fa 80% miankina @ mpamatsy vola avy any ivelany
io ihany le efa erreur be hatramin'izay ,ny vahoaka no lasibatra voalohany
8. pikatti ( 10/12/2009 19:42)
hanangana gouvernement dia aiza ny saosy ,ny budget sy sisa izay marihiko fa 80% miankina @ mpamatsy vola avy any ivelany

Ny prez azy ty toa anarany fotsiny lesy :-D :-D :-D :-D tsy mimé loza nama fa tena tsy mbola nisy an'izao :-D :-D
9. fijo ( 10/12/2009 19:44)
ny tena loza dia ity,raha vao manangana gouv irery eo,dia very manjavola ilay"Mr le presida"mba efa azo tary ananona tary.de maty aho lazako le
10. bazylou ( 11/12/2009 07:44)
vive tgv, vive tgv :-P :-P :-P :-P
11. MialyRajoel ( 11/12/2009 17:16)
Aza esoina kosa izy bazylou a :*
12. ndotofetsi ( 11/12/2009 17:34)
Maty aho vadiko

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0928