Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Toumba, milahatra araka ny daty
Toumba ( 24/05/2010 19:48)
Iza avy ireo ministre voadaka
Minono hanta Nathalie rabe gista livreur gal ravelomanana claude ireo aloha no fantatra fa mbola mety misy, NB natahalie mba avereno aky le fitaovana nagalarindry tao @ radio fahazavana an ,au... tohiny
Toumba ( 19/05/2010 19:25)
bravo ,bravao ,bravo FIGN
manantena izahay fa ho maro ny caserne eto tana no hanaraka ny FIGN ,1er RFI,ary efa mandeha koa ny feo RAS,sy ny hafa ,hiaraka hirohitra hanampy ny FIGN ny vahoaka ary hisambotra an'i PETIT HITLER NO... tohiny
novalian'i pimaso ny 20/05/2010 08:55
Toumba ( 04/05/2010 07:35)
tsy hanaiky fay, déroute ny miaramila
Source: courrier de madagascar www.courrierdemada.com Écrit par Bonaventure Lundi, 03 Mai 2010 13:44 . Sa duplicité de langage, sa versatilité, ses fréquents volte face agacent maintenan... tohiny
novalian'i fijo ny 04/05/2010 20:32
Toumba ( 08/04/2010 16:28)
TONGAVA ATY RAHA HANAO PASSATION RY AVC
Eh oui ! Le fat nous fait voir de toutes les couleurs. Et voici maintenant qu’il propose « deux ministres », façon de parler, des forces armées. En l’occurrence Noël Rakotonandrasana ... tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2010 19:31
Toumba ( 31/03/2010 23:45)
mangataka ny fialan'i noely chef mutin ny rasil
tsy hay intsony izy ity na cinema fa dia mandeha indray ny tract mangataka ny fialan'i rakotonandra noel ny rasil ,aiza ry zafera sy bruno bekibo no tsy re intsony ,dia an'iza indray ny tour manaraka ... tohiny
novalian'i dadabe ny 04/04/2010 03:17
Toumba ( 10/03/2010 21:55)
i zafera PM consensus
i zafera no ho lasa PM fa dia mbola miandry kely ,efa vita ny fifanarahana teo @ 3mouvance sy zafera ... tohiny
novalian'i xxxw ny 16/03/2010 19:44
Toumba ( 03/03/2010 22:04)
ireo liste ny miaramila nahazo vola
Gal Bruno razafindrakoto GAL Ravelomanana claude GAL Ndrianarijaona Gal Rakotonandrasana gal pily vice amiral hyppolite col ravalomanana Gal zafera koa moa nahazo ihany mbola hitohy ny lisit... tohiny
novalian'i zama92 ny 06/03/2010 12:35
Toumba ( 10/02/2010 22:16)
ityfanambarana nataony tafika malagsy(legaliste)
RY VAHOAKA MALAGASY TOMPON’I MADAGASIKARA Antso avo no atao amintsika mpiray tanindrazana mba hijoro sy ho tonga saina fa tonga tokoa mantsy ny tsotsoromamba izay tsy azo anoharana, ary feno n... tohiny
novalian'i diloo ny 13/02/2010 11:24
Toumba ( 09/02/2010 19:53)
tsara mba manda hatramin'ny farany ny accord maputo
izay no mba fanirianay mpanohana ny dada dia ny tsy hanaiken'i mouvance rajoelina ny accord de maputo hatramin'ny farany tohizo unilatéralisme dia aleo handeha ny saction hoan'ireo tsivalahara ireo... tohiny
novalian'i pikatti ny 11/02/2010 13:50
Toumba ( 08/01/2010 14:56)
reketo @ izay izy ty ry zareo an efa akaiky 26janvier an
midina eny @ 13mai par groupe petit groupe dia eny mifampitady,aleo matin'ny bala sy lakrimozena toy izay matin'ny hanohana sy ny tsy fisian'asa,efa fianana tsy misy espoir ity ,... tohiny
novalian'i pikatti ny 09/01/2010 12:11
Toumba ( 17/12/2009 19:42)
niandry vasoka teny andohalo i kotonandrasana
araka ny filazan'i cemgam fopla sy kotonandra dia nampanatsoina teny andohalo ireo ireo miaramila nanao fanambarana ary tao @ toby ratsimandrava ny zandary ,tsy tonga anefa ry lerony ,niandry vasoka t... tohiny
novalian'i fijo ny 18/12/2009 20:35
Toumba ( 15/12/2009 23:06)
reketo @ izay fa ela loatra e
voalaza fa solontenany officiers armée malagasy ireo teny @ carlton ireo izay nanao fanambarana,akoatran'izay anefa dia tonga koa ry lelison sy charla saika hisambotra an'ireo ,saika raikitra ny romb... tohiny
novalian'i fijo ny 18/12/2009 21:13
Toumba ( 11/12/2009 20:35)
ho raikitra ihany ity rombo ity e
efa betsaka ireo rasil miandry fotsiny an'ireto fis ireto ,ao koa ny rfi ? mifampiandry eto ,miandry fotsiny ny saosy avy any @ dada dia raikitra io :evil: :evil: :evil: ... tohiny
novalian'i terrywiui ny 12/12/2009 11:10
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1366