i zafera PM consensus

1. Toumba ( 10/03/2010 21:55)
i zafera no ho lasa PM fa dia mbola miandry kely ,efa vita ny fifanarahana teo @ 3mouvance sy zafera
novalian'i xxxw ny 16/03/2010 19:44
2. ifiona ( 10/03/2010 22:18)
shhh

maninn zao raha ts radem vao niteny an'izany :evil: :evil:
zao za zao hanofy ratsy @ zan :roll: :roll: :lol: :lol: :lol: :-D :-D :-D

bonne nuit e
3. Toumba ( 10/03/2010 22:40)
MBOLA MIANDRY AN LE SANCTION INDIVIDUELLES DIA HITOHY INDRAY NY REVENDICATION NY REGIMENT HAFA TOY NY RFI ,RTS,BATAC,RAS
:lol: :lol: :lol:
4. xxx3 ( 10/03/2010 23:22)
allez zafera notre PM
vive zafera
vive zafera
raiso ny andraikitrao
5. pikatti ( 10/03/2010 23:27)
Tairo razafera :-D :-D ampamoaka , tairo e :-D :-D
zafera ihany zao no rasily mbola afaka nilaza mivantana fa tsy mendrika io ministra ny fiarovana io , tairo e
6. pikatti ( 10/03/2010 23:52)
Le général Zafera, commandant du FIGN de Fort Duchéne démissionnaire, conserve son commandement suite à la réunion à la primature, mardi soir.
Ary tsy sahy navelan-dry lerony hiala leitsy zafera klé, tena misy raha ao :roll: :idea:
7. milamm ( 11/03/2010 02:31)
asa raha akana dokambarotra @ propagandy dolidoly zany(fifidianana) na ahoana fa otrany kozy akanga tsara loko,azavaiko tsy oe nilaza Atoa Ravalomanana fa nividy manamboninahitra vitsy2 amperin\'asa t@ zany fotoana ary namadika azy avy eo de idradradra ho tsy manatsiny(10 mars-16mars).Filohampirenena amperin\'asa zao ve no ilaza ampahibemaso oe notsolorako ireo kln,gal vitsivitsy fa tsy nanaiky ,de voaongana aho ??? 8-) hello!!!mitady hanamboatra ol vety2 anohana azy eo lery,tsy mbola azo antsoina ho manana \"finesse\" zany Atoa Ravalomanana @ politika ,jereo tsara ny politikany foccard t@ mitterand(avy @ v.g.d\'Estaing) zay nolovainy chirac ,ry sarko tato aorina no madrirarira resaka (niala tsiny @ rwanda nitsabaka raharaha politika tao sy namatsy fitaovampiadiana ary nanakarama milisy hamono sivily marobe,sy ny ao afrika rehetra taorinany 50 taona),ny tena atidoha tsy mibabaka ao anatiny sarotra(true leader)averiko ihany(oh Mandela nakalaza tsy ela ny 20 nivoaka amponja),reo secret service ny afrikana tatsimo ty ahatafiditra azy ao Dago,mila ol mahay mandresy lahatra(mpitarika toa-teny izy ao antoerana)ary mitantana ny fifandraharahana ivelany tsy miato,tsy i zafera izany na ho ekena ho tafajanona eo aza izy @ transition ,mila takiana raha hiaro marina ny olompirenena mandry tsy lavo loha ny tafika iraisampirenena ampitsahatra zany fampihorohoroana miseho andavan\'andro ahafahana mikarakara ny lalampifidianana mazava sy ny ny fifidianana ary ny daty,ny ambiny rehetra de fandrebirebena daoly maka pub etsy sy aroa(tsy zao akory vao fantatra fa nisy ny tsikolikoly efa ela beeee Ravalomanana aza nibaboka) :-D
na izany aza aleo ihany izy loha hieritreritra tsara ny dingana tokony alehany fa tsy amporiska ol andeha any @ saim-pantany,miala tsiny Atoa Ravalomamanana fa aimpirenena io ataovy mazava ny resakao fa tsy resaka mifangaro(mixed msg)
8. andrywui2002 ( 11/03/2010 11:06)
Mazava izao fa ny dadanreo no nizara vola ny miaamila sy mihezaka hampisaraka ny samy miaramila,tena hafa2 mihitsy ity zafera ity ,mitady hanogany fotsiny
9. Mirananirina ( 11/03/2010 12:00)
Mazava izao fa ny dadanreo no nizara vola ny miaamila sy mihezaka hampisaraka ny samy miaramila,tena hafa2 mihitsy ity zafera ity ,mitady hanogany fotsiny
aleo izay mahay manongana hanongana eh! :-D :-D :-D
10. fijo ( 11/03/2010 22:22)
io ry zalahay raha mbola miaramila no eo,na mpomba ny toko 3 io na tgv na inona,tsy hisy raharah avanona eo,ary hiverina foana izao zavatra ratsy izao.ny fahendrena,dia ravana ny tafika,ary poilisy sisa no hamafisina.dia asiana kritera ny fanaovana politika fa tsy dj sy mpivarotra anana no hiakatra eo
11. Toumba ( 12/03/2010 20:27)
[URL=http://ti1ca.com/367avjgm-bekibo-bekibo.jpg.html][IMG]http://mk0.ti1ca.com/367avjgm.jpg[/IMG][/URL]
hoy zafera t@ camille ,aleo mba ho hoy ahy io toeran'ialahy io e
[URL=http://ti1ca.com/prmdd2fk-tchin-miaramila-tchin-miaramila.jpg.html][IMG]http://mk9.ti1ca.com/prmdd2fk.jpg[/IMG][/URL]
ANGA TSY MISY TAOKA GASY E
[URL=http://ti1ca.com/ml8ex5aw-zafera-zafera.jpg.html][IMG]http://mk3.ti1ca.com/ml8ex5aw.jpg[/IMG][/URL]
ITY VE SISA NO ANJARAKO T@ LE SAOSY BE LASAN'ny ry lerony ,
leuleuna bavy e :evil: :evil: :evil: za tsy hanaiky e
12. Toumba ( 12/03/2010 21:00)
[URL=http://ti1ca.com/6vs0lmm1-27101-1414869010694-1201636568-31212041-3650220-n-27101_1414869010694_1201636568_31212041_3650220_n.jpg.html][IMG]http://mk8.ti1ca.com/6vs0lmm1.jpg[/IMG][/URL]
izao ve dia mba mihavana ,aleo anga izy mitsam hifanao iray sy iray an ,izay mahresy @ ireo kibo be ireo no mahazo ny fahefana
13. fijo ( 12/03/2010 22:45)
ary efa samy be kibo ,mbola miady hanina ihany le
14. milamm ( 13/03/2010 01:06)
miaramila gasy tsy alehany :roll: aleo de tsorina :x mpivarotra tanindrazana dolidoly (nisy ihany reo favoris fa namboariny frantsay )donky tsy ilaina araky ny koziny fijo|
15. terrywui ( 13/03/2010 11:03)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) hoy dontofetsy zay !!
16. xxxw ( 16/03/2010 19:44)
Kibotaina tsisy alehany na iray aza :twisted: :twisted: kamo betenda!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0882