ityfanambarana nataony tafika malagsy(legaliste)
1. Toumba
(
10/02/2010 22:16)
RY VAHOAKA MALAGASY TOMPON’I MADAGASIKARA
Antso avo no atao amintsika mpiray tanindrazana mba hijoro sy ho tonga saina fa tonga tokoa mantsy ny tsotsoromamba izay tsy azo anoharana, ary feno ny kapoaka.
Koa ankehitriny tonga ny fotoana hijoroan’ny Tafika Malagasy izay natao hazalambo ; natao fitaovana ka mivondrona ho iray noho ny fitiavan-tanindrazana
Ampy izay ny fanagejana nataon’olom-bitsy sy nanaovana ampihimamba ny Malagasy, ny resaka matavy, ny lainga marivotototra, ny fampihorohorona ny tsy manana fitaovana, ny fitsarana tsy marina ary ny fanjakan’ny barofo.
Tonga ankehitriny ny fotoana hijoroanay Tafika tia tanindrazana hanavotana ny firenena izay an’ny Malagasy, hampiverina ny fandriampahalemana eto amin’ity tanindrazana malalan-tsika ity.
Koa manao izao fanambarana manaraka izao izahay :
1- Miantso andRajoelina Andry Nirina sy ny forongony hiala ao anatin’ny 72 ora mba tsy hisian’ny rà mandriaka.
2- Milàza aminareo mpiasampanjakana mbola any anaty birao miara-dalana @ FAT mba tsy hiditra sy hampandeha io
raharaha maloto io fa hoavy ny fotoana tsy ampoizinareo ka sao lahy hifanome tsiny.
3- Manaitra ireo vahoaka mbola tsy tonga saina ihany koa mba ho sahy ka hiray hina amin’ireo izay efa mivondrona
mitaky efa ho herintaona izao mba hiady amin’ny tsy rariny sy ny fanapotehina ny hoavin’ny taranakao, taranako,
taranatsika, ka hanome hasina ny Maha-Malagasy anao.
4- Manao antso avo ihany koa hoan’ireo milisy, mpitsikilo sy mpikatroka TGV ny tenanay mba hahay hijery ny manodidina azy ary hipirina amizay fa efa am-pelatananay avokoa ny momba anareo, ny fihetsika ataonareo eny rehetra eny, ka raha tonga ny fotoana dia alànay ny tsiny fa tsy hananan-kavana fa izay tratra dia mizaka. Toy izany koa ireo miaramila, zandary, polisy, mpitsara niray tsikombakomba. VOAVIDY VOLA ianareo. Ampy izay ny fanaovanareo hazalambo ireo Malagasy iray rà sy mpiray tanindrazana aminareo.
Koa atao izao fanambarana izao ka rehefa dila ny 72 ora izay voalaza (manomboka ny datin’ity fanambarana ity) dia hialana ny tsiny, hialana ny fondro fa samia miomana sy mandinika tsara sao manao be marenina ka hizaka izay zavatra hitranga eo fa NY FIRENEKO TSY MAINTSY AVOTAKO ARY TSY MAINTSY HIJOROAKO.
Tiana ny manamarika fa tsy sangisangy na sarimihetsika toy ny fanaon’ny sasany izao, koa atsipy ny tady an-tandroky ny omby, atsipy ny teny am-pon’ny mahalala ; tafika andrefatanana ka tsy hiverina @ teniny ary tsy kilalao ny hoavin’ny taranaka faramandimby sy ny hoavin’i Madagasikara malalan-tsika.
Alao hery ary ry Malagasy Tompon’i Madagasikara hijoro sy hiaro ny firenen-tsika ho mariky ny fitiavan-tanindrazana. Ny fivondronantsika no ahafahana manaisotra ny fanagejana sy ny fivarotana ny tanindrazanao satria antsika i Madagasikara fa tsy an’ilay saribakoly Rajoelina sy ny forongony sy ilay renikely izay mbola te-hangeja antsika ka hanjanaka antsika indray amin’ny endriny vaovao.
Raha toa ka maharay izao hafatra izao ianao dia zarao @ mpiarabelona aminao, ary lazao, ambarao, teneno sy ampitao fa :
Masina ny Tanindrazana !!
Madagasikara an’ny Malagasy !!
Malagasy tompon’i Madagasikara !!
Ny fivondronan’ny Tafika mijoro sy miray hina Malagasy
Vonona hanolotra ny ainy hoan’i Madagasikara
Hijoro ka hiaro ny vahoaka ary hampandry fahalemana

novalian'i diloo ny 13/02/2010 11:24
2. fijo
(
10/02/2010 22:28)
Economie Convertir en PDF Version imprimable Suggérer par mail
Entreprises
Les sociétés malgaches lâchées par leurs partenaires
L’heure est grave. La situation politique n’est plus viable pour le secteur économique. Certaines branches d’activités ont perdu leur crédibilité.
Beaucoup d’entreprises malgaches, ouverture économique oblige, travaillaient avec des partenaires étrangers et cela avait l’air de bien marcher aussi bien pour les promoteurs nationaux que les compagnies avec lesquelles ces derniers travaillaient. Mais cette longue crise politique a tout remis en question pour ces sociétés malgaches et les choses se sont davantage compliquées pour elles. En effet, bon nombre de promoteurs étrangers, partenaires de sociétés malgaches, ont lâché prise et préféré prendre du recul pour mieux apprécier la situation prévalant dans la Grande île.
Selon certains opérateurs travaillant dans le domaine du out-sourcing, un secteur où beaucoup de sociétés malgaches excellent, la situation dans cette branche d’activité est actuellement devenue très difficile pour les entreprises malgaches. Ils expliquent que les clients ne se bousculent plus pour demander services aux sociétés malgaches de ce domaine. «On essaie de se maintenir mais cela n’est pas évident», se lamente un promoteur national. Ce dernier d’affirmer que : «Le problème est que les partenaires à l’extérieur font de moins en moins confiance aux entreprises malgaches, qui pourtant ont travaillé avec eux depuis longtemps»
Sous-traiter
L’opérateur économique d’ajouter toujours que d’autres pays commencent à voler la vedette à Madagascar malgré le fait que le pays est reconnu pour le coût très raisonnable de sa main-d’Å“uvre. L’on note aussi que certaines entreprises malgaches ne sont plus à méme de répondre correctement aux commandes de leurs clients et sont contraintes de sous-traiter des services à des sociétés implantées dans un autre pays comme Dubaï. Ce qui veut dire que des ressources sont parties ailleurs et que surtout, des employés ont perdu leur emploi.
La crise a assez duré comme cela, les entreprises locales n’en peuvent plus. Beaucoup d’entre elles ont déjà mis une bonne partie du personnel en chômage technique tandis que des unités de production ont déjà mis les clés sous le paillasson. Pour dire que la situation qui prévaut actuellement dans le pays ne plaide pas en faveur de l’économie nationale. Une simple théorie économique affirme que lorsque les entreprises ne peuvent pas produire, il ne peut y avoir de création de richesse.
ho ela velona anie TGV,tena nandroso ny firenana hatramin'izay nahatongavany teo.

3. milamm
(
10/02/2010 22:38)
fomba ofisialy ve no nivoahany zany fanambarana izany,taiza ry toumba? :D toa otrany oe aoka izay ny vazivazy zany no dikany,asa kalo tsy tara raha tena hanamboatra ny hat sy lavanify na hanao raha na maka pub fotsiny @ anjara-toerany rep.4 ry lerony reo toa tsy naharo ny sarabambem-bahoaka akory manko ny black monday 17 fev sy ireo fanaparam-pahefana ankery isankarazany 2009,efa ho avy manko ny fanampiana any ivelany fa niamboho lahy daholo ireo foloalindahy sy tafika ,nakombony ny fis,Commission Nationale Mixte d’Enquéte (CNME),capsat,zandarin-dravalomanana,ary organes ny ati-tany de zao vao mody taitra manao sinema,leo fitaka koa ny olona otrany le kln 9 teny @ carlton farany nangina oazy...tolona fampitsaharana ny fahirano sy fanaovana takalon'aina ny olompireneny Madagasikara efa tsy hijanona tsony,72 hrs de eraha-mahita eo zany :wink:
4. Toumba
(
10/02/2010 22:52)
efa miasa ny tafika legaliste fa i ra8 mihitsy no mbola tsy tia an le ra mandriaka mba tsy hisiany tafika frantsay hampandry tany eto,efa hatrany ela io no nikasany frantsay saingy mailo ra8,aleo ady gasy ihany hoy izy ,izao ka noverezin'i ra8 @ lazon'ady madinidinika ,lany saosy rajoelina hanakaramana militaire :-* :-* :-*
ho hitanao eo ny manaraka fa tsy ho ela intsony izy ity

5. diloo
(
10/02/2010 23:10)
Andry Rajoelina et certains de ses proches collaborateurs se prépareraient à abandonner leur unilatéralisme en retournant aux Accords de Maputo et à l'Acte Additionnel d'Addis-Abeba. Mais, ce recul de l'ancien maire d'Antananarivo se trouverait confronté à la forte résistance de certains chefs militaires et des vieux loups qui gravitent le jeune homme. Ces chefs militaires et ces vieux loups ont peur de l' « ampamoaka » b
Kely sisa, misawala i petit hitler. :wink:
:-* :*
6. diloo
(
11/02/2010 00:06)
les dirigeants de la HAT ont discuté sur les démarches à suivre concernant la sortie de crise. D’autant plus que des « crises » existeraient en ce moment au sein de la mouvance Rajoelina. Par ailleurs, des rumeurs annonçant la démission du Premier ministre Camille Albert Vital et de tous les membres de son Gouvernement ont circulé hier. Il serait méme question de revenir sur la décision de conduire unilatéralement la Transition, et de procéder à l’application de la Charte de Maputo et de l’Acte additionnel d’Addis-Abeba.
Misy ra latera e zalahy e.
Cas FIS tao ambohotsiroitra
Marobe ny mpiambina no voatery nijanona taty ivelany ka mety ho ny fahitan’ny olona ireo miaramila ireo no niteraka ilay feo. Raha ny tsikaritra aloha dia tena nivezivezy tokoa ny miaramila teny an-toerana na dia tao anatin’ny alim-be aza. Dia mbola tao anatin’izay fotoana izay koa no nandeha ny feo fa hoe noravana ny governemanta tetezamita. Mety mifandraika amin’io arak’izany ny hoe nisy tezitra tamin’ilay fanapahan-kevitra dia saika hisambotra ny mpitondra(ny FIS).
Raha ny fahazoako ny etsika ny Fis manoloana ny filoha HAT sy ny governemanta-ny, dia nataon\'ny FIS otages izy ireo tsy hanaiky hiroso hiverin-dalana amin\'ny Maputo+ actes additionnels.
De sources concordantes, certains officiers au sein de la Force d’Intervention de la Gendarmerie Nationale (FIGN) ont donné 48 heures aux dirigeants de la Haute Autorité de la Transition afin de revenir sur leur décision de conduire unilatéralement la Transition, et de procéder à l’application de la Charte de Maputo et de l’Acte additionnel d’Addis-Abeba.
Bizarre zarbi.
Ny bizna koa foiré daholo:
L’heure est grave. La situation politique n’est plus viable pour le secteur économique. Certaines branches d’activités ont perdu leur crédibilité. En effet, bon nombre de promoteurs étrangers, partenaires de sociétés malgaches, ont lâché prise et préféré prendre du recul pour mieux apprécier la situation prévalant dans la Grande île
D’autres pays commencent à voler la vedette à Madagascar malgré le fait que le pays est reconnu pour le coût très raisonnable de sa main-d’Å“uvre.
La crise a assez duré comme cela, les entreprises locales n’en peuvent plus. Beaucoup d’entre elles ont déjà mis une bonne partie du personnel en chômage technique tandis que des unités de production ont déjà mis les clés sous le paillasson.
Aiza ireo tary milaza fa mamokatra be ny ekonomia eto Gasikara e?
L’affaire est rude. C’est l’impression qui prévaut quand on regarde et on écoute les dirigeants actuels depuis le séjour français du président de la Haute autorité de transition (HAT). On sent un manque de solidarité et de cohésion dans l’équipe.
Bref, les composantes de la mouvance Rajoelina se préparent déjà chacune dans leur coin à ces élections dont la nature et la date ne sont pas encore connues jusqu’à maintenant. Chacune de ces composantes a sa petite idée à ce propos mais ce qui fait l’unanimité en leur sein, c’est le refus d’un éventuel retour au pays de Marc Ravalomanana. Tous ont peur de lui et veulent à tout prix l’écarter des affaires nationales. Tous veulent l’éliminer politiquement du paysage pour qu’il ne se présente pas à la présidentielle.(Tena kanosa mihintsy ireto Hat ireto!)
izay indray aloha fandeha dasla aho.A+
:wink: :-* .
7. diloo
(
11/02/2010 00:25)
Sali Rapa,
Manantena anao mba hi-encourager ny mpanao SKIS MALAGASY any Jeux Olympiques de Vancouver 2010.
Eny na dia madinika aza ny malagasy.L'important c'est de participer.
Mba tehafo ny Mena-Maintso-Fotsy, fa tsy mahasoa ny manga-fotsy-mena.
Dia mba lazao vaovao izahay momba ireo tanora mpanao skis gasy.A+ :wink: :-*

8. diloo
(
11/02/2010 00:41)
Selon le site du Parlement européen, le débat sur Madagascar était toujours prévu Jeudi 11 février 2010 15:00 - 16:00 Débats sur des cas de violation des droits de l'homme, de la démocratie et de l'État de droit - Durée: une heure maximum (article 122 du règlement)
Jerena akaiky ty raharaha ity rahariva.
Tena byebye amin'izay ka. :wink:
9. diloo
(
11/02/2010 00:45)
Alain Joyandet souhaite venir à Madagascar cette semaine
Tsss, aninona aty? Ho avy indray ny mpanakirontana! :evil: :wink:
10. milamm
(
11/02/2010 00:52)
eny ary toumba ,ho hitantsika eo zany...ny vaovao momba ny miaramila fantatra farany zao de t@ herinandro lasa iny ny talata 02 feb i vital de nanao fanasana sy fitokanana sous-off.116(new recruit Bataillon de Sécurité de la Primature à l’Orion Hôtel Ankadidratombo hitazona ny primature ataony vital sorona ra raikitra ny rombo),ny hafatry vital tao mo ho anreo sous-off de oe
« La Grande Muette constitue une seule famille mais il faudra à n’importe quelle circonstance respecter la hiérarchie, notion apprise d’une école de formation à l’autre »,mbola tsaroany rehetra mantsy le 11 fev 09 gal edmond Rasolomahandry patro ny etamazaoro notendreny Ravalomanana cemgam,nidina nifampirahahara teny sonierana ary le patron de la Gendarmerie, adinony lery fa ny 09 marsa 2009 fa ny gal Rasolomahandry de nolaviny capsat ho mpitarika ambony tafibahoaka nikomiany reo miaramila notarihiny 250 tany amboalohany mpitolony frantsay ,nametra-pialana nisotro ronono ny tenany(nahazo valopy v sa tsia tsy fantatra:? nampiany Pily Gilbain dir gal de la Police nationale, le contrôleur gal, Talbot Anthonin,nandefa ultimatum de 72 hrs ra nipoitra i noel ,ndrenarijaona.lylison,sarla akamany,nanaraka ko ny bani,rfi,1er regiment Analakely,ravalomanana zandary sns ary reo jeneraly 53 voavidy
Maro ny tsy nino ny fisian’ny mpikarama an’ady izay re ombieny ombieny tato anatin’ity tolona ity. Fantatra amin’izao fotoana izao ny momba azy ireo ary taratasy ofisialy no nahazoana izany.
Miisa 9 izy ireo. Teratany Israeliana 3, Afrika Atsimo 5 ary Holande 1. Niainga avy atsy amin’ny seranam-piaramanidina Johannesburg avy any Paris ny 4 tamin’izy ireo ary niainga avy atsy Johannesburg Afrika Atsimo ny ambiny. « Tamin’ny 2 marsa no tonga teto amintsika izy ireo », araka ny voalazan’ny taratasy. Ireto avy izy ireo: ny lehibe mpitarika azy ireo dia i Moja Mmatlou Marcus, teratany Afrika Atsimo, teraka tamin’ny 26 aprily 1974, diplaomaty izy io ; Nassar Victor, teratany Israeliana, teraka tamin’ny 3 oktobra 1970 ; Akila Joseph, teratany Israeliana, teraka tamin’ny 18 mey 1951 ; Mathew Beresforo Carter, teratany Afrika Atsimo, teraka tamin’ny 31 desambra 1966 ; Solomon Yehuda Shlomo, teratany Israeliana, teraka tamin’ny 19 septambra 1951 ; Gerhard De Knerk, teratany Afrika Atsimo, teraka tamin’ny 17 desambra 1968 ; Skog Charles Barena, teratany Afrika Atsimo, teraka tamin’ny 18 marsa 1963 ; Wener Elasmus, teratany Afrika Atsimo, teraka tamin’ny 10 aprily 1972 ; Ozdemir Omer, teratany Holande, teraka tamin’ny 23 novambra 1970. Na dia noezahina aza ny nanafina azy ity dia nipoitra ihany », ary le vice-amiral hyppolite nanome ny fahefana ho an\'i lavanify no ipetrahany fanontaniana voalohany @ misinformation strategy nampiasainy @ reo media eo antanany hat ,gazety sns ilazana fa tafika vahiny nampidirin\'Atoa Ravalomanana ,ny ahiahy tsy ihavanana ozy ny fiteny fa diniho tsara nge
:wink:

11. milamm
(
11/02/2010 01:22)
reo mpikarama an'ady nokaramainy frantsay avy ao afrika atsimo ny ankamaroany no nampiditra ny fitaovampiadiana(capsat military logistic)refa nandalo tao paris de tonga avy any diego base frantsay(nisy reo nanao fanambarana ny fahatongavany helico nitondra reo mersa tany avaratra) ary nitatitra azy tany sonierana miampy ny mbwana gasy nanampy azy reo,hita teny andalambe t@ reny fanakorontanana ireny(final drill)alohany tifitra sy vono moka nataon'izy reo tao Antanan'Iarivo iharany famoretana ambava-basy sy ny faritany toa an'i Toliary,Toamasina,Mahajanga,Antsiranana ary ny firenena iray manontolo hitroatra @ nofy ratsy @ zay fa miala tanteraka no tsara @ lery,zany no mampatonga ny basy bdb miparitaka ampiasainy jiolahy mpandroba ampitomboina ny horohoro @ fiaraha-monina mba hifitsaka(baikony colon ihany arahina ozy,samia mieritreritra ry silent Majority...tapitra
12. diloo
(
11/02/2010 05:38)
hmmm, mahery ilay infos-nao ka. Aleo tokoa dinihina fa tena statégie James Bond be kle.
Ok Milamm.Misaotra e
Ok Milamm.Misaotra e
13. AndriambyII
(
11/02/2010 07:18)
Tadiavin-dry zareo haverina angaha ny scenario FRS ?? Mila hialàna ny fandrangitana ady ohatr'izany , tsara ho fantatra koa fa misimisy ny accords de cooperations militaires iarahan' i Mada @ pays occidentaux .Ary mbola misy izany hatr@ izao . 8O 8O
14. milamm
(
11/02/2010 10:04)
-ny frs notarihiny kln.rajaonarison izay namaly ny fisamborana azy teny antanimora t@ de tratra ihany avy eo(sy reo groupe mobile polisy nampiasainy resampa 1971 nitsoaponenana ko,nilaza marary naiditra hopitaly tany frantsat@ fanonganana an\'i Itpkl Tsiranana niaraka @ bekintana)de voapitsika ka nahatonga an\'i Gal Ramanatsoa nametrapialana refa nosoloiny Itpkl G.Andriamahazo(ary tafiditra tao @ governemantany ratsy iraka),i ndrenarijaona(St cyr) nangalatra ny etamazaoro Malagasy de mbola io ampiany organes,cecile ati-tany,ravalomanana zandary,sarla sy lylison ary reo manamboninahitry vital vitsy any toliara RM5,efa miala aina sy mihamifezaka reo satria tsy azo ilana tsony ny patsa iray tsy omby vava ho avy tsy ela...
-fantatra tokoa fa nisy hatry ny ela ireny military base vahiny ao amintsika ireny ny anglisy tao mahajanga sy diego taorinany ady lehibe alohany namerenany izay @ frantsa izany,ny sovietika izay afera anisany namonoany ratsy iraka ny contre-amiral Itpkl Sibon Guy izay nanokatra ny fanadihadiana momba ireo mpanolotsaina ara-tafika frantsay teny ivato( bani )marobe miorim=ponenana ao anaty tafika Malagasy ary reo reperages de satellite d\'Imerintsiatosika(nifanarahany kremlin atsokosoko t@ deba toy ny tany guinea),ny takalony these de kremlin= MIG 21,19(13 nov 1978)koreana tavaratra no nitondra azy reo t@ habakabaky gasikara voalohany izay efa lany andro t@ zany ,t@ androny Ravalomanana nisy ireo afrikom niditra teto Madagasikara(miaramilany bekintana miady @ terrorism sy miaro ny socio- political stability eraky afrika ny foibeny de ao deutshland )takalony = reny sambo mailaka miaro sy miambina ny vavatany maromaro any amorontsiraka,zay fa lava loatra ary e

15. kidoropamba
(
11/02/2010 12:37)
Aiza kosa e. Ny service de renseignement frantsay no betsaka ao Madà fa tsy misy an'izany mersa avy any diego izany. Hin!hin!hin!
Ny service de renseignement amerikana sy sudaf koa dia eno eto dago eo @ izao. Samy be bokon'ozatra e. Ary samy mafy atidoha.
Nanao fadisoana be kosa TGV e:
NY HIADY @ Jadona sy ny antsonjay no nanohanana azy fa TSY NY HO LASA FILOHAM-PIRENENA tsy misy fifidianana ka dia hidongy tsy hiala eo.
Io no nahazo an'i Dadis. Bala ao an-doha vao tonga saina, kanefa dia mba nandrandraina ihany t@ voalohany.
Tadidiko tsara hoa izao tenin'ny TGV izao ka nanafitohina ahy be t@ izany fotoana izany: "NY ZAVATRA REHETRA ATAOKO DIA TSY MAINTSY MAHOMBY DAHOLO". Heveriko fa hanao FAMETRAM-PIALANA izy atsy ho atsy ka ahomby tsara izany. Fa raha tsy izany kosa dia VELY KOBAY no handroaka azy eo.

16. pikatti
(
11/02/2010 13:35)
Ahoana lesy Rakidoro , de ahoana ndray aloha no voalazan'ny dadarabe anareo tany e :lol:
Inona hono no mety sazy hitranga???
Inona no mety hataon'io lavanify io???
Inona no tokony ho sorohana???
Inona no paika tokony hatao???
:-D
Inona hono no mety sazy hitranga???
Inona no mety hataon'io lavanify io???
Inona no tokony ho sorohana???
Inona no paika tokony hatao???
:-D
17. milamm
(
11/02/2010 13:48)
=)) tsy angano reo anarana sy ny voalazako reo momba ny mersa mbola ao ko ny afera falcon 2001(izay fantatra anarana avokoa) sns...ny vokany eraha-mahita mitondraka ny fitaovampiadiana na mpioko miaramila na jiolahy mpandroba,ao sonierana no nisehoany bizna,amarino izay olona akaiky an'i kidoro mahalala ny antsipirihany momba reo voalazako rehetra fa za akory tsy manery an'iza2 hino na tsia ny voalazako,ankoatry zay ekena
na nivadika aza i roindefo tsy maninona ni-denoncer an'i lavanify satria very seza(tsy mahafantatra ny antsipirihany fanapahan-kevitry hexagon akory izy),i ratsy rahonana sy lavanify no mpandray baiko mivantana any,ka raha mivadika ireo fa tsy mahomby de riska ho any gueant,joyandet voara-masony secret service frantsay izy 2lahy izay no anarahany anarahany sarla sy lylison azy reo eraky ny vaza-mototra...na ho ela na haingana tsy maintsy hisy anome valopy miafina lavanify atakalo reo zv fantany momba ny 17 marsa sy reo korontana rehetra,tsy ho lava andro lery satria tetezamita dongiany io aza tsy voafehiny

18. AndriambyII
(
11/02/2010 21:06)
Io falcon io raha tsy mahadiso ahy dia mifandray @ Angolagates , sy ny affaire clearstrem ,mikasika ny fivarotana fitaovam-piadiana taty @ ocean indien sy afrique australe .Un point d\' avance indray izany ho an\' i Joachim chissano sy ireo comafric tsy nanaiky ny investissement nampanantenain\' ny bekintana , mbola hita foana fa fifandirana interets petroliers sy gaz no ao anatin\' izany rehetra izany @ ankapobeny.
Ny blem goavana ho an\' ny afrika australe dia ny tsy fananana capacité sy moyens d\' exploitation (vokatry ny politique coloniale) tafiditra ao koa i Dago , Cabinda ,mi soudoyer ny firenena manana ny ressources ny amerikana ,ary nahita irika kely t@ io i Ratsy iraka , dia nanao² foana t@ fanakatonana an\' i Imeritsiatosika , Ny sisa nokarakarain- dra 8 dia ny fifanarahana t@ china oil petrolum dia mbola mitohy io izy @ izao ,

19. milamm
(
11/02/2010 21:54)
Andriambyll,ekena "op.falcon" no anran'ilay operation ary falcon ilay firamanidina nitondra ireo mpikarama an'ady ary mambra nyEO i Marquez de rivieza sy ny ekipany(Executive.Outcome izay mersenera avy ao afrika atsimo),nampiasaina hiady @ UNITA angolais, sierra-léonais Revolutionary United Front zay tsisy hafa @ fis,capsat ao amintsika.
Conflict of interest economically,marina no tena fototry ny raharaha ,efa tsy mitsahatra manafika solitany sy harena hatry ny ela aty afrika ny sinoa ,ao ko ny indiana,ifaninana @ bekintana,sovy ,britanika,frantsay sns...i Malawui zao oh de manana accord de cooperation manokana @ bekintana ary misy base-n'ireo amerikana afrikom ao aminy,de io lebany tafiakatra ao @ UA(lasa pro-americain) io,ireny rehetra ireny no apetrany de iarovana ny famatsiambolandry zareo @ fitrandrahana ataony,ty misy sopapa kely momba ireo mersa sy ny dark institutions underworld http://rights.free.fr/armee/mercenaires
@ haute sphere politique mo mazava oazy fa businessman dolidoly ny ao,ry j.Ping sy Chissano,wade sns de mpanelanelana(traders) juridiquement@ UN,ahazahoany reo mpanao bizina manana influence matanjaka eratany mametraka ireo olona tiany ividianana mora ireny matiere premiere reny(jereo ry delmas/bois de rose,bollore sy ny total ect...)zay kalo e fa mazotoa mamaky e

20. AndriambyII
(
12/02/2010 08:45)
Les blackwaters et les troupes de Mad Max en puissances izany milamm !!
Izay no azoko hamaritana an\' ireny Armées de mercenariat Privées ireny ,izay no hilazako fa il faut savoir survivre à son époque . (Ho antsika aloha mety hilamina ihany fa ho an\' i afrika sy amerika , ary azia , tsy hay tsy hay intsony izay ho fandehany.) :lol: :lol: