Ki, tamin'ny fitondrana Ra8, dia nisy solotena ny mpanao skis malagasy tamin'ny JO d'hiver farany.
Tamin'ity dia tsy nisy, angamba tsy nahazo agrément noho ny ministère du sport gasy tsy nahazo reconnaissance (un état de fait).
Dia i Ghana no naka ny place ny gasy.
Izao izany ny fiantraikan'ny ny manjo ny gasy manoloana ny eran-tany.
Ilay kary lahy ry no sankality dia ny gasy rehetra tsy misy mpanao how much.
Tsss. Merci qui? merci sankalite pourri. Beurrrk
I rRapa irery no nahavoa mitehaka ny manga-fotsy-mena. :-P :-*