houilllllll hisy raha eto

1. fijo ( 10/12/2009 22:01)
- 18h00 - La tour de contrôle de l'Aéroport International d'Ivato est investi par le FIS afin d'empécher tout atterrissage venant d'Afrique. Des éléments du FIS sont en position d'intervention a l'aéroport pour arréter les délégations des trois mouvances si ces derniers débarquent via des vols venant d'Europe,

dia hifandona eo izany no hiafarany raha izao
novalian'i fijo ny 11/12/2009 20:09
2. nancy ( 10/12/2009 22:09)
Heeeee, mangady ny fasana asiana azy i tgv e. Efa akaiky sisa....

fijo:

- 18h00 - La tour de contrôle de l'Aéroport International d'Ivato est investi par le FIS afin d'empécher tout atterrissage venant d'Afrique. Des éléments du FIS sont en position d'intervention a l'aéroport pour arréter les délégations des trois mouvances si ces derniers débarquent via des vols venant d'Europe,

dia hifandona eo izany no hiafarany raha izao



3. xxxw ( 10/12/2009 22:14)

19h02 Ruffin Rakotomaharo, président de l'ordre des journalistes malgaches, interpelle la communauté internationale sur le blocage des délégations malgaches à Maputo. Quatre d'entre eux sont des journalistes qui ont couvert l'événement de Maputo. Il réclame de ce fait leur rapatriement

Dia avelao ny journalistes hanao ny asany
4. fijo ( 10/12/2009 22:22)
de asa fa miandry izay fahamarinan'io vaovao io isika
5. xxxw ( 10/12/2009 22:28)
@ firy daholo ny vol fa aleo andrasana i vatofototra hanome ny vaovao fanampiny
6. ifiona ( 10/12/2009 22:58)
ary sao dia niafina anisan'ireo mpanao gazety nankany koa ary vatofototra fa tena tsisy ntsony lery :lol: :-D :snif: :snif: ^:^
nandé souty 8O
7. fijo ( 10/12/2009 22:59)
hazofototra indray tadiavina e
8. ifiona ( 10/12/2009 22:59)
ary sao dia niafina anisan'ireo mpanao gazety nankany koa ary vatofototra fa tena tsita ntsony lery :lol: :-D :snif: :snif: ^:^
nandé souty 8O

ary raha atsipy @ parachute marina ry zalah d aona

oe ty ny journalistes-nareo fa ny sisan'izay tsy mahazo mipetraka @ tany :roll: :oops:
9. fijo ( 10/12/2009 23:02)
ka rah amihantona ery ambony mokonazy le elo be????
10. patrick2002 ( 11/12/2009 14:32)
halefaso koa ry kolonely Zakabe fa ianareo koa anie mba manana kolonely eh!
:-D :-D :-D
Ho hitantsika eo izay mahatarik`olona .
Toa hanao reveillon miaraka @ DJ ihany ny farany taona kou
VIVE TGV
VIVE TGV
11. ndotofetsi ( 11/12/2009 17:33)
Maneso hono elah
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
12. fijo ( 11/12/2009 20:09)
dj an'ialahy efa mena maso ,fa daina sisa no hiaretana andry ramaroson ao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2643