Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
terrywui
(
10/12/2009 11:46)
TSOTSORI-MAMBA FARANY HISARAHANA INY MAPUTO 3 INY ....VITA
DIA TSY MISY TSY MAHALALA ISIKA FA TENA FANONGANAM-PANJAKANA HITA MASO MIHITSY INY DIAN-DRY IZY 4 TONTA TANY MAPUTO INY ,KA EFA NORAISINA NY FE PETRA REHETRA TSY HANAOVANY IZANY HADALANA IZANY ETO AMI...
tohiny
novalian'i ifiona ny 11/12/2009 08:28
Djhamhal
(
10/12/2009 11:37)
S.O.S
Mbola tsy mitsahatra ny mampaneno lakolosy fanairana eto ihany aho ary miangavy antanandroa ny mpanao politika sy ireo tomponandraikitra amin'zao krizy izao ! inona re ny vaha olana arosonareo fa mija...
tohiny
novalian'i xxxw ny 10/12/2009 17:59
logan72
(
10/12/2009 08:08)
Ampio hevitra fa hividy Iphone
Manahoana daholo ary aloha eh !
Tsy izany rey olona fa te-hanao cadeau an'ny zanako lahy efa 16 ans aho. dia Iphone no nieritreretiko hatolotra ho azy, anefa tsara angamba mba mahafantatra aho hoe, i...
tohiny
feticon
(
10/12/2009 07:24)
MIALA REHEFA TSY MAHAVITA AZY
Matetika i andry rajoelina no miteny hoe ny 3 mouvance no responsable ny fikatsoana misy @ izao,f'iza no milaza ny tenany ho president tsy mahatapakahitra eo ?
rehefa tsy mahavita dia miala :evil: ...
tohiny
novalian'i naritsymba ny 10/12/2009 13:49
xxx
(
10/12/2009 03:06)
tsy manana olo-tiana
Rehefa tsy manana olo-tiana ny vehivavy iray dia lasa masiaka. Ka raha vao misy lehilahy mba te hiaraka aminy aza dia any amin'iny foana no miantefa ny rehatra. Izao alahelom-po hatry ny ela rehetra i...
tohiny
novalian'i xxx ny 04/01/2010 18:35
xxx
(
09/12/2009 22:47)
FOM-BEHIVAVY
Mila toro hevitra be avy aminareo namana vehivavy aho: isika vhv hono mora mivadika ....Nandà mafy izany aho t@ ilay fiancé _ko nandeha tany Dago; nilokaloka mafy fa azy irery dia irery , hiandry az...
tohiny
novalian'i njari ny 24/02/2010 08:27
pikatti
(
09/12/2009 21:38)
Il faut sauver le soldat Rajoelina
La France encourage la tenue d’une réunion du groupe international de contact avec toutes les parties à Madagascar (9 décembre 2009)
Mivadika ati-doha daholo ry zalahy isany nametraka olona fou ...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/12/2009 21:21
fijo
(
09/12/2009 20:52)
ah ah ah
Un 4×4 volé retrouvé … au Palais de Iavoloha
09/12/2009
Publié dans Actualité
Un repère de receleurs ?
Un repère de receleurs ?
Un 4×4 de marque Ssang Yang, dérobé à u...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/12/2009 20:06
naritsymba
(
09/12/2009 20:22)
Attentat à Madagascar! Au moins 30 personnes ont été tuées
Novonoin'i Rajoelina daholo ireo olona ( voahasa handinika ny vato misakana @ tampijoroana ny governemanta,izay marihina fa nidongiany) nohevriny fa vato misakana ny fahefany rehetra tany Maputo3
Las...
tohiny
novalian'i naritsymba ny 10/12/2009 13:50
esserra
(
09/12/2009 18:44)
Après Maputo 3, Madagascar est-il en état de siège ?
Fivoriambe notarihin'i Andry Rajoelina teny Ambohitsirohitra omaly niaraka t@ ireo miaramila isan-tsokajiny
Mahalala tsara ny fanaony ihany ny mpanao coup d'état ,tena nilaina tokoa ve izany?...
tohiny
novalian'i xxxw ny 10/12/2009 18:03
xxx
(
09/12/2009 17:42)
ONGPDT
En tant que membre des NATIONS-UNIES et ORGANISME POUR LA PROTECTION DE DROIT DES TRAVAILLEURS:
nous tenons en compte que des ressortissants malgaches sont torturés par des travaux illégaux et ho...
tohiny
novalian'i laloanany ny 11/03/2012 22:59
pikatti
(
09/12/2009 15:06)
Haute trahison???
Comment vont-elles pouvoir rentrer au pays ? Serait-ce l’exil forcé pour les délégations qui ont participé à Maputo III ? ou seront-elles accueillies ce mercredi 9 décembre 2009 par des mandat...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/12/2009 20:11
kidoropamba
(
09/12/2009 13:25)
Hiongana ingahy Andry Nirina Rajouelina
Fahadisoana mahafaty iny fepetra noraisin'ny TGV omaly iny. Mhafaty satria tena erera giravy be ny manakana raopilanina tsy hitondra an'ireo olona nantsoin'ny kaominôté internasionaly handeha any Ma...
tohiny
novalian'i milamm ny 10/12/2009 13:50
xxx
(
09/12/2009 09:55)
quel soulagement...
Tena enjana mihitsy rehefa poritra te hamany iny enao. Tatavy efa saika ho vaky raha niandry WC, ilay embouteillage tsy nety tapitra, heureusement fa somary maizimaizina dia nalefako tao anaty tavoang...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/12/2009 09:38
bazylou
(
09/12/2009 09:15)
merci tgv,
na ho ela na hohaingan akoa dia tsy maintsy tonga tany ny baolina e, tsy maintsy ailika ireo anty dahy mpampiesona pokona fa tsy alehany intsony. :-D :-P :-P :-P ...
tohiny
novalian'i ndotofetsi ny 11/12/2009 17:36
vitamatavy
(
08/12/2009 21:43)
aiza ny SADC garantir ny accord vita sonia
mila fanampahankevitra entitra ity accord vita sonia tany maputo ity satria efa ny GIC mihitsy no zimbazimbaina,aiza avy ireo pression international?
...
tohiny
novalian'i pikatti ny 10/12/2009 20:45
fijo
(
08/12/2009 20:56)
vaovao farany
araka ny vaovao farany,dia tsy navela handeha haka ny ankolafy telo,ny fiaramanidina tokony haka azy ireo.ka asa fa miandry izay hiafarany isika...
tohiny
novalian'i esserra ny 09/12/2009 15:20
pikatti
(
08/12/2009 15:07)
MAPUTO3
Par ailleurs, avoir le contrôle sur les Mines, le président du CNR(Prof Zafy) n'hésiterait pas à mener des enquétes sur l'exploitation de Cobalt et de Nickel par Sherrit à Ambatovy ou d'Ilméni...
tohiny
novalian'i xxxw ny 10/12/2009 22:39
esserra
(
08/12/2009 14:18)
Paika vaovao
Eto Dago indray, heno siosio fa misy manakarama « gros bras » indray any ho any, hanao inona ? toa hoe mikonokonona korontana sy ady an-trano dia amin’izay hihetsika indray ireo andiana miaram...
tohiny
novalian'i esserra ny 09/12/2009 15:23
nanjakely
(
08/12/2009 11:40)
Fantatra ireo saika hitifitra ny President Rajoelina !
Anisan'ireo lasa namonjy fivoriana tany Maputo ilay na ireo olona nampitifitra na nitifitra ny President Rajoelina ,,efa manao ny asany ny SAG ,sy ny FIP ny amin'ny fitsenana azy ireo eny IVATO fa mbo...
tohiny
novalian'i wxxx ny 10/12/2009 14:47
