tsy manana olo-tiana

1. xxx ( 10/12/2009 03:06)
Rehefa tsy manana olo-tiana ny vehivavy iray dia lasa masiaka. Ka raha vao misy lehilahy mba te hiaraka aminy aza dia any amin'iny foana no miantefa ny rehatra. Izao alahelom-po hatry ny ela rehetra izao mitontona any daloho. Ka ny ihafarany dia leo ilay iny dia vao maika tezitra amin'ny lehilahy rehetra.
novalian'i xxx ny 04/01/2010 18:35
2. Mifenty ( 10/12/2009 10:36)
d ambarin le kofa izy de refaveo le kofa mitsangana mandeha mifoka sigara klou d ouz le kofa oe iny ny frais mdr
3. Mirananirina ( 10/12/2009 13:45)
Izaho indray mieritreritra fa raha tsy manana olo-tiana ny vhv dia te ho tiavina ka manambitamby.Raha efa manana izy izay no mampifila.Raha vhv miavona indray angamba no masiaka tahaka izany.
4. Mifenty ( 10/12/2009 14:10)
d miandry vasoka eo zany izy ry mirana kou
5. cutie ( 10/12/2009 15:45)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 10-12-2009 04:06:31
Lohateny : tsy manana olo-tiana
Rehefa tsy manana olo-tiana ny vehivavy iray dia lasa masiaka. Ka raha vao misy lehilahy mba te hiaraka aminy aza dia any amin'iny foana no miantefa ny rehatra. Izao alahelom-po hatry ny ela rehetra izao mitontona any daloho. Ka ny ihafarany dia leo ilay iny dia vao maika tezitra amin'ny lehilahy rehetra.

ohatran'ny mifanohitra be zany sa za no tsy mahazo?? :D
6. xxx ( 10/12/2009 17:21)
rehefa tsy manana olon-tiana ny vehivavy dia tena malahelo be ny fony fa tsy masiaka izany...
7. bounany ( 11/12/2009 05:30)
marina fa @ akapobeny de masiaka ny vehivavy ts manana olon-tiana! ny tena marina kou nefa de zao : ny vehivavy tara be vĂ´ manambady dia kizitim-belona takinn! misy ohatra efa 35ans nefa mbola ts manambady ian fa mi vivre seule! mety hoe miaraka amin'olona ian izy fa ts mahita fy am le fiarahana loatra! fa tena kizitina oa !! za efa nahita !! mpiara miasa de fianakavina !! fa tena ts azo isangisangina ! tena nerveuse be le sipa !! ny zavatra sur de zao : misy antony ny matonga an zan fa ts tonga tonga ho azy !! ao am le hormone misy le cause ngamba !! :( :(
8. Mifenty ( 11/12/2009 11:04)
tsy ampy dona
9. rurale ( 14/12/2009 07:49)
mifenty: :lol: :lol: :lol:
10. Mifenty ( 14/12/2009 09:30)
rurale :lol: :lol: :lol: ihany koa
11. doudouridou ( 14/12/2009 14:08)
Mifenty>ka refa fantatra fa tsy ampy dona izy de mba domy kely e !
12. Mifenty ( 14/12/2009 16:29)
doudou > ka tokony omeny anah ny adiresiny d tongavako any izy, na koa izy makaty amiko raha oatra ka mamenatr'oul le maitanah makany
13. 3188 ( 04/01/2010 16:04)
ka mangidihidy be be le zavatra de :-D :-D :-D
14. Papoose ( 04/01/2010 17:42)
xxx:

Rehefa tsy manana olo-tiana ny vehivavy iray dia lasa masiaka. Ka raha vao misy lehilahy mba te hiaraka aminy aza dia any amin'iny foana no miantefa ny rehatra. Izao alahelom-po hatry ny ela rehetra izao mitontona any daloho. Ka ny ihafarany dia leo ilay iny dia vao maika tezitra amin'ny lehilahy rehetra.



@ ahon azaany!


15. xxx ( 04/01/2010 18:35)
tsy ampy la e hon hon hon hon her her her her
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2539