TSOTSORI-MAMBA FARANY HISARAHANA INY MAPUTO 3 INY ....VITA

1. terrywui ( 10/12/2009 11:46)
DIA TSY MISY TSY MAHALALA ISIKA FA TENA FANONGANAM-PANJAKANA HITA MASO MIHITSY INY DIAN-DRY IZY 4 TONTA TANY MAPUTO INY ,KA EFA NORAISINA NY FE PETRA REHETRA TSY HANAOVANY IZANY HADALANA IZANY ETO AMIN TANIN'NY REPOBLIKA MALAGASY

De hametra-beloma aminareo rehetra izahay mpitaingina TGV fa de iny MAPUTO 3 iny zany no tsotsori-mamba hisarahantsika fa HANANGANA GOVERNEMANTA VAOVAO izahay hampandehanana haingana ny raharaham'pirenena fa mitrraiinn loatra ka lasa miatraika amin'ny vahoaka madinika,sahirana !

Dia tsofy rano ny GVT fa hanomboka hiasa mafy zany ee!!!! ....... :cry: :cry:
novalian'i ifiona ny 11/12/2009 08:28
2. terrywui ( 10/12/2009 12:18)
Rehefa manao koudetà de tsy ments samborina ,gadraina .... :evil: :evil: :evil: :evil:
3. nanjakely ( 10/12/2009 13:20)
Aleo tsy miamboho adidy eto amin'ny seraera isika TIM fa aleo mamaly eto iany e, aleo ry zareo mipoitra eto ihany de mamaly fa oainn be isika hoe fesona raha vo tsy sahy mipoipoitra otrizao a !
4. xxxw ( 10/12/2009 22:41)
De hametra-beloma aminareo rehetra izahay mpitaingina TGV

Mampamangy indrindra any @ afobe any :!:
5. AndriambyII ( 10/12/2009 23:17)
xxxw:

De hametra-beloma aminareo rehetra izahay mpitaingina TGV

Mampamangy indrindra any @ afobe any :!:


Tena efa mpôrna miintsy ny sasany @ ty poltik'ty
:-D :-D aiza kay ny làlana mankany @ afobe zany ??? =)) =))
6. andevo ( 11/12/2009 01:49)
Ao an-dohann ti andribilina :-D :-D :-D :-D
7. rabaradaka ( 11/12/2009 07:36)
Sambory aloha i dadatoa Andry TGV de gadrao eny Tsiafahy. Raha vitantsika izay dia manaiky ny gasy hoe sambory koa i Dollin sy Hipôlita ary ampidiro eny Antanimora. Ireo no mpanao koudéta dadatoa a !
8. rpetit ( 11/12/2009 07:38)
-IZA MOA NO TENA NANONGAM-PANJAKANA TETO FA TSY I TGV VE ? VALIO
-EO NDRAY NO MODY MANADIO TENA EO ARY NY ANARANNY VAHOAKA FOANA NO ENTINA HISALORANA REHEFA MIALA BALA, VAHOAKA IZA NO NANARAKA ANAREO OLOM-BITSY VE DE LAZAINA FA VAHOAKA
-ANDAO HANAO FANAMBY DE ATAO NY FIFIDIANANA MADIO RAHA LANY EO TSONY RA LICK LICK
9. ifiona ( 11/12/2009 08:28)
rpetit :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7126