vaovao farany
1. fijo
(
08/12/2009 20:56)
araka ny vaovao farany,dia tsy navela handeha haka ny ankolafy telo,ny fiaramanidina tokony haka azy ireo.ka asa fa miandry izay hiafarany isika
novalian'i esserra ny 09/12/2009 15:20
2. bonbongasy
(
08/12/2009 21:07)
izao no voaraiko: (ho hitantsika eo ny fahamarinany)
interdit d'entrée pour tout vol en provenance de Maputo, par Ministre du transport, l'ACM et l'Asecna
mandat d'arrét pour haute trahison contre Zafy, Rakotoarivelo, Fetison, Rakotovahiny et Mangalaza
interdit d'entrée pour tout vol en provenance de Maputo, par Ministre du transport, l'ACM et l'Asecna
mandat d'arrét pour haute trahison contre Zafy, Rakotoarivelo, Fetison, Rakotovahiny et Mangalaza
3. fijo
(
08/12/2009 21:20)
de miandry isika,fa ny RFI efa nilaza fa hiaro ny avy any koa rah atonga ,ka asa fa hiafara amin'ny ady io
4. vitamatavy
(
08/12/2009 21:22)
ALEO TONGA DIA ADY FA TSSS LANY NY FOTOANA,ZARAZARAO KALAKY NY ENY @ MAGRO HIFAMPITANA AN'IREO MAKAKA IREO
5. fijo
(
08/12/2009 21:23)
be loatra kosa ny vahoaka ho ringan arah aizany fa aleo izy samy be baoty no hifampitady ao
6. vitamatavy
(
08/12/2009 21:37)
aiza ka bandy kely iny dia tsy misy mahasahy fa manao izay daniny sy ny kibony eo,aleo aloha asiana ady kely mihitsy ,efa miandry izahay,romboy romboy
7. AndriambyII
(
08/12/2009 21:52)
Feno propos manichéens daholo ny propos an' i fijo sy i vitamatavy ,avelao aloha ny ministere fantoches navelan' ireo sasany sy tsy nilainy hanantanteraka ny asany antsakany sy andavany dia ho hita eo izay tena manana ny lamba mihahy eny antokontany. :lol: :lol: lol!!
11. jarifa
(
09/12/2009 03:50)
ka ny mampalahelo anie dia ny lehibe no manao ny ataony dia ny ankizy no voaporiporitra e! za aloha raha ny evitro dia izy efatra mihintsy no alana samy tsy misy mahazo mikitika ny Firenena intsony e! tsy kely tsy lehibe tsy antitra tsy tanora fa ohatrany Bitro, Gidro, Tararaka, ......samy tsy tonga saina aby, ny vahoaka efa mila tsy ahita ny ho anina anio
12. AndriambyII
(
09/12/2009 09:18)
Tsy maintsy hatrehina anefa izany cataclysme izany , inona ary no azo atao afa tsy ny fanalàna mora² ireo tokony efa handray ny retraite-ny ,sy ny tsy famelana ireo sbire-ny hanao politika koa @ ho avy ? :idea:
13. bazylou
(
09/12/2009 09:20)
o ry jarifa, mety le hoe esorina izy 4 mitsama, fa bon, iza no asolo azy ary , mandrapaha tonga ny fifidianana rha ho tanteraka ?? iza??? :-P :-P :-P :-P :-P
14. AndriambyII
(
09/12/2009 09:29)
Maninona moa raha tsy asiana filoha mandritry ny fotoana tsy hahitana ny vahaolana fa atao regime parlementaire direct ? ohatry ny any @ ireo pays eropenana nordique ireo ? aleo handeha milamina ny hifidianana izay ho filoha , ary tsy ny vahoaka intsony no mifidy azy ,fa arakarak'izay fiovan-javatra ? :idea:
17. bozyboleta
(
09/12/2009 14:08)
Dia mitohy hatrany ny hagegen'ity tgv ity.
F'angaha moa raha tsy avela hiainga ny fiaramanidina ary hidina ny faritra habakabak'i Mozambika-Madagasikara dia hahasakana ireo lasa tany Maputo tsy hody ve izany???
Azon'ireo atao ny mandeha fiaramanidina avy any Nairobi na Jo'burg, na tsy hoe anio aza.
Sa hamoaka didy fampisamborana na tsy fahazoana mandia faritra koa??? Mbola siosio aloha ny resaka fa tsy ofisialy, fa raha izay tokoa no miseho dia hisy raharaha eto androany.
Efa tena lasa gaigy tanteraka.
Hita ihany ny maha-V azy fa dia lalaovin'ireo mpanolo-bomanga mahamay ireo dia hanina hatr@ hodiny.

18. kidoropamba
(
09/12/2009 14:48)
Lasa nahazo vahana Ra8 noho izao ereran-dRajoelina izao. Raha tsy manao jadona intsony Ra8 dia efa mety izany, fa ity jadon-dRajoelina ity dia TSY AZO EKENA MIHITSY.
Tataka pataloha hoa niady hoan'ny demokrasia sy nanohitra ny jadona, dia VAO IRAY TAONA MONJA DIA RARAKA DOLIDOLY NY VANGY NANAFINA NY TAREHIN-DRAJOELINA.
TSIA!TSIA!
Mila raisina ny basy fa tsy mety intsony izao.

19. pikatti
(
09/12/2009 14:55)
hiampy ndray ve zany ny isan'ny exilés radem
:lol:
Mila raisina ny basy fa tsy mety intsony izao.
Avy fofona be sahady elah zany rakidoro lé :-D :-D :-D
Lazain-dry zalahy ao @ Air Mad fa baiko avy any ambony de avy eo ndray zay tsy nahalala zavatra mintsy :-D :-D :-D panika be izy zany le
Faran'ny taona >>>>> faran'ny jadona ve????