Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Bazilou ( 14/12/2009 20:06)
Alika jamban'ny taolana
[img]http://www.les-nouvelles.com/image_du_jour/img/14_12_2009/img_348_g.jpg[/img] Omena prime 15% natreo ry rajako isany d' embeso tsara ny sezako Beurrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrkkkkkkkkkkkkkkkkkk... tohiny
novalian'i pikatti ny 15/12/2009 07:14
TEGEVE ( 14/12/2009 19:22)
Organes Rakotomihantarizaka. sonegaly nahazo baiko
Izaho ve miteny @ialahy ataovy ao koa ny anaran'olona tsy nandeha tany Maputo III toan’i Jose Vianey, Yves Aimé ,jereo tsara rangahy ty ny lisitrareo fa manala-baraka fotsiny zany tsy mahay ny man... tohiny
novalian'i rakajy ny 15/12/2009 22:39
wxxx ( 14/12/2009 18:51)
Ancien premier ministre Charles Rabemananjara
La suspension de diffusion de la station de télévision Viva le 13 décembre 2008 après la diffusion en boucle d’une émission dans laquelle l’Amiral Didier Ratsiraka fustige de long en large le... tohiny
novalian'i fijo ny 16/12/2009 22:58
feticon ( 14/12/2009 18:08)
vaovao ny gtt tany suise
mila an'i Noue hanazava ny vaon dalana avy any suise... tohiny
novalian'i pikatti ny 15/12/2009 06:52
zokybe ( 14/12/2009 17:41)
Nosimban'i lavanify voan'ny androbe koa ny Air Mad.
Dia tsy afaka manidina mivoaka ny habakabaky Mad intsony koa izany ny kompany air mad. ... tohiny
novalian'i dadabe ny 16/12/2009 13:16
antimpanahy ( 14/12/2009 15:26)
Nahavita foto-drafitr'asa be ny TGV fa ts niteny na nirehaka
rehefa nanao fanadihadina sy fanontaniana betsaka izahay momba ireo fotodrafitr'asa nataon'ny TGV dia hita fa betsaka ihany raha noharina tamin'ireo fingana marobe sy tsikera ary fanohanana ny vola to... tohiny
xxx1 ( 14/12/2009 13:42)
Tsy mety zao ry nirina Andry a!
Marina hoe maramara saina izay i Marc fa na dia izany aza ve dia atao tahaka izao: doublement exilé zao i nedala. Raha ohatra zany ekena miverina an-tanindrazana i Marc dia isaina hoe exilé voalohan... tohiny
novalian'i dadabe ny 14/12/2009 15:21
papala ( 14/12/2009 09:49)
mandavaka lavaka hilevenany itgv
miseho milay @ hoe mahavita n'i MAdagasikara le andrytgv, nefa mandavaka lavaka hilevenany ihany , zao ndray zao de tsy mahazo misidina @ habakabak'i misy ny SADC ny AIR Mada, zany notena atao hoe : ... tohiny
novalian'i Bazilou ny 14/12/2009 20:18
xxx ( 14/12/2009 07:56)
douleur avant regle
bonjour daol. misy fanontaniana kely ito : isakin' alohan'ny regle'ko aho de misy douleur fôna, ny nonoko sy ny lohako no marary. efa nanantona doktera fa normal tsara ono. Tamin'ty mois ty mbol nis ... tohiny
novalian'i arialy ny 26/01/2010 12:14
bounany ( 14/12/2009 07:08)
sipan'ny namako talou mikôty: tiko izy (...)
za de vevav 23ans d mis sipa namako zay 19ans: mpiray tanan zay ar mifandra b mits, mifampitondrana otran mpirahavavy mits az !! mifampiresak fona: na resak fitiavan zan, asa sy fianaran d ny retr re... tohiny
novalian'i tefy0 ny 28/12/2009 08:39
ramosekely ( 13/12/2009 09:41)
video bonne anniv an'i dada omaly teto @ serasera
tonga teny @ magro daholo omaly ry wiwi ,ifiona,rapix,ry antsimbilina,rapa,vitamatavy,indrindra moa fa i noue sy ireo izay tsy voatonina ,tonga teny @ magro daholo ,hay ianao ity ry wiwi tim be fa mod... tohiny
TEGEVE ( 12/12/2009 20:13)
Gouvernement vaovao
[img]http://www.madagascar-presidency.gov.mg/actualite/fichiers/general/IMG_0233.JPG[/img] Firt ny jeneraly nanaraka an'i Dadis Camara ry ngama fa vita matavy ihany , sao mihevitra ny tenanao tsy tra... tohiny
novalian'i maryline ny 14/12/2009 06:52
esserra ( 12/12/2009 19:39)
Andry Rajoelina est un DICTATEUR en puissance
S'étant enrichi, il a décidé de se lancer dans la politique seulement en décembre 2007 en devenant maire d'Antananarivo. Depuis il a tout fait pour faire reculer la démocratie. Il a déclencher ... tohiny
novalian'i ifiona ny 13/12/2009 12:09
patrick2002 ( 12/12/2009 17:58)
2 taona lasa izay no nahazoan' i TGV ny ben' ny tanana
@ Taona lasa izay no nahazoana ny fandresen' i Andry TGV ny ben' ny tanana Antananarivo. naharesy t@ isam-bato 64% Nanomboka anio fotoana io dia efa hita ny nandoavany vahoaka malagasy an'ity hitsi... tohiny
rajy ( 12/12/2009 13:49)
HA HA HA ! ARODANY AINGANA FA MAMPIOMEHY
Mampiomehy ity zalahy sady mahasosotra a. Gazety inona no vaovao no nahitako azy.nanao fitsidihamparitra tany port berger hono ny minisitry ny mponina dia nilaza fa ny fitondrana tetezamita no nampivo... tohiny
novalian'i xxxw ny 14/12/2009 23:20
vitamatavy ( 12/12/2009 10:37)
HIOVA HEVITRA IHANY EN fin nefa be loha eo fotsiny
tsy alefa miditra an'i dago ny 3mouvance nefa tsy maintsyho hiditra ihany,izao ka mety ho lasa heros ry zafy sy ange sy rakotovahiny ,heros national . Intimidation no betsaka . bonne anniversaire al... tohiny
terrywui ( 12/12/2009 10:33)
STATISTIQUE Anosy : Tsis ny z'olana ,be ny membres....!
esssssy ny tanora TGV fotsiny efa misy membres 1.900.000 mahery eto Antananarivo -- ary 11.500.000mahery ny membres TGV eran'i Madagascar ka inona no z'olana amzany ? ... tohiny
novalian'i nanjakely ny 14/12/2009 15:13
antimpanahy ( 12/12/2009 10:10)
Tsy mety izao PS LalaoRavalo sy MialyRajoel izao rankizy...!
Raha mba azonareo atao rankizy ny tsy manivaiva na manevateva olona ! indrindra moa fa olona Mpitondra ambony daholo ireo dia mba aleo atao resaka matotra sy manaja olona fa tsy mety izao ,efa hitanay... tohiny
novalian'i pikatti ny 16/12/2009 13:34
pimaso ( 12/12/2009 07:48)
ARAHABAINA TRATRAN NY TAONANAHATERAHANAO FILOHA RAVALOMANANA
TRATRY NY KRISMASY TAOMBAOVAO 2010 FIVERENANA @ FOMBA MAVESATRA ANTANINDRAZANA ;-) ;-) ;-) ... tohiny
xxx ( 12/12/2009 06:56)
Ampitapitao hono
----- Original Message ----- From: Kasa M/car To: mpisera Sent: Wednesday, November 25, 2009 2:41 PM Subject: : VAVAKA Aparitao any e !!! VAVAKA Andriamanitra no nahary ahy.Misy aho satri... tohiny
novalian'i niryna ny 17/12/2009 15:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.4432