sipan'ny namako talou mikôty: tiko izy (...)

1. bounany ( 14/12/2009 07:08)
za de vevav 23ans d mis sipa namako zay 19ans: mpiray tanan zay ar mifandra b mits, mifampitondrana otran mpirahavavy mits az !! mifampiresak fona: na resak fitiavan zan, asa sy fianaran d ny retr retr!!
de niresaka zay indray andro: i anona hozy izy mafatifaty ana , tara aminy za hozy izy (..)! de za kou mba niteny ny ahy: le bandy atsy ananona ats hoa otran reveko : le bandy efa mikoty ana amin'io fa ts noteneniko tam le namako oe efa mikoty ana izy !!sady lery oa tiko be mits fa mignon beu !! de hozy izy tamiko : efa niaraka tamiko iny tam heri taona fa nisaraka taminy za satria ts tiko ny fombany hozy izy !! de inn oa le fombany: ts manaja hozy sady saro piaro ; (..) misy ftn hono le bandy mangataka bisous aminy eo am toerana be ol be (eo akaikin'ny paompy ao an tanana) !!
de tam zay mou otran hafahafa kely ian ny tarehiny nijery ana: sady za kou otran mba gaga ian fa otran taitra: hoe efa niaraka taminy iny bandy iny !! fa le namako alou otran degany ian sady mora love : ze olona manao sit sit anazy eny an dalana ka bôgôss na ts rats defa manaitra anazy !! (....)
za te hiaraka am le bandy io: inn no mety hahazo ahy rah miaraka am lery vue que hoe ex le meilleure amie kou izy !! tsoriko fa le sipa namako io oa tena otran môla môla zan !!! madiditra zan ian !! matahotra aho sao rah miaraka am le bandy de hiverina hiaraka ndray reo satria mety hanadalana an le bandy izy !! otran ts ho zakako zan: za mantsy saro piaro be zay ian !! inn no tokony hataoko !!
novalian'i tefy0 ny 28/12/2009 08:39
2. Mirananirina ( 14/12/2009 10:16)
histoire koa izany an :lol: :lol: zistoara be mihitsy.
Anjaranao ihany no mieritreritra,anontanio hoe ilay bandy raha efa niaraka marina ry zareo??Nahoana no tsy nahalalanao ,nefa ianao meilleur ami-ny?? :roll: sa taty aoriana vao mpinamana ianareo,vao tamin'ny herintaona manko ry zareo no niaraka hoy ianao??.Raha tsy nahita ny fiarahandry zareo ianao ka tinao ilay bandy??Tsy hitako izay olana aloha.
3. rurale ( 14/12/2009 11:06)
1°/ alo bounany a! tsarovy fa namanao ilay vevavy ary enao no nilaza fa mifampitondra toy ny mpirahavavy nareo, nefa de mitady hoharatsianao kely zany izy oe degany, môla môla sns. vao nahita an\'le bandy enao!
Tsarovy fa ny finamananareo 2 no aloha, ka tsy tokony horavan\'izany sady mety fiarahana tsy fantatrao na aharitra na tsia ny anao sy le bandy (ra miaraka ianareo).
2°/ sûre za fa fantatry le bandy tsara fa mpinamana be nareo 2: sao misy zvtr cocoter-ny ao fa tsy tena fitiavana.
Tsy alo ry bounany an! fa na de oe resy lahatra aza enao hiaraka @ le bandy de izao no zvtr mety hisy tsy hifankahazo am-po be tsony alo enao sy le namanao, manaraka izany de ahoana koa ny fomba fihaonana sy fifandraisanareo 3 ra mihaona?
Eritrereto tsara ihany fa safidinao ihany alo fa ny ahy mba eritreritro fotsiny an!
4. farihy ( 14/12/2009 12:05)
Ny sipan'ny namana na ny vadin'ny namana na dia taloha aza tsy mba fiaraka. Ny olona mahafantatra izany . Na dia tianao aza dia aza miditra @ izany. holalaovin'io eo vao ho gaga!
5. bounany ( 14/12/2009 12:22)
ts mbola mpinamana beu zay le sipa tam zareo niaraka tam heritaona !! tiko nge ry reto le ol e : ts mahita tory mitsy ah isak'alina: rah mahatazana an lery za de otran tsisy ninn ninn manodidina ana fa zay sy izy rery ian!!
tsapako alou am zao fa otran hafahafa le namako rah naheno hoe tiko le bandy e: ka za ts nahalala hoe niaraka ry zareo rah ts tamin'izy niteny!! ry zareo otran ts niaraka ela beu !! otran mandreraka beu kou le resaka tssss!! naleoko ts nahalala ny marina rah ts efa miaraka am le bandy ! manimba eritreritr beu mits le izy !! sady otran jalouse be za!! ts manarats an le namako ah fa tena zan mits ny toetrany !! ts za rery no miteny an zany fa ny akamaroan ol de mahatsikaritra fa maditra izy sady degany!! ny bandy sipany sasany misaraka aminy mits am le ditrany ndraindray !! ts manaratsy ah ka : izy nge namako e!!
6. ravonjison ( 14/12/2009 14:03)
bounany:

ts mbola mpinamana beu zay le sipa tam zareo niaraka tam heritaona !! tiko nge ry reto le ol e : ts mahita tory mitsy ah isak'alina: rah mahatazana an lery za de otran tsisy ninn ninn manodidina ana fa zay sy izy rery ian!!
tsapako alou am zao fa otran hafahafa le namako rah naheno hoe tiko le bandy e: ka za ts nahalala hoe niaraka ry zareo rah ts tamin'izy niteny!! ry zareo otran ts niaraka ela beu !! otran mandreraka beu kou le resaka tssss!! naleoko ts nahalala ny marina rah ts efa miaraka am le bandy ! manimba eritreritr beu mits le izy !! sady otran jalouse be za!! ts manarats an le namako ah fa tena zan mits ny toetrany !! ts za rery no miteny an zany fa ny akamaroan ol de mahatsikaritra fa maditra izy sady degany!! ny bandy sipany sasany misaraka aminy mits am le ditrany ndraindray !! ts manaratsy ah ka : izy nge namako e!!



Salut Bounany an !
Andramo esorina aloha ilay solomaso mavokely fa tena mankona ny masonao !!!!
7. doudouridou ( 14/12/2009 14:05)
Ra tena degany marina le sipa de tsy maintsy hahazo vava ratsy alo indry ra miaraka @ le sipany talo... Tsy maintsy aparitany be oe nanodina ny sipany indry, na tian-dry zay na tsy tian-dry.

Ka amiko, ra tsy mifanakaiky be nareo sy ilay naman-dry, de tsy manin, ra tena mifankatia nareo dia miaraha, de ataovy sérieux tsara ftsn. Fa @ zay fotoana zay, tsy tsara intsony indry ilay mifampitakosina be @ilay naman-dry io, fa mety hitarika pbm bdb aminareo 3 le mifandray be.
Izy mety higafy hanao izay hampiady anareo @alalan'ny sota2 madinidinika ; na ko mety hitsiriritra sy hanetsetra ary hisento irery any anatiny any, zany oe mety itarika aretim-po ho azy ny fiarahanareo sy ny sipany taloha.
Ilay bandy ko mety tsy ho à l'aise tsara fa mihafihafy be, na ko mety ho atambany ao nareo roa. De indry ko, araka ny tenin-dry oe zalouz be, ka na iresaka tsotra aza ry zareo, de ny ao an-tsain-dry mety hoe mbola miaraka foana sns sns

Zay fa bonne chance akia ndry chérie a !
8. arson ( 14/12/2009 14:16)
aleo fotsiny tsy miharaka de zay e, aleo ane votsod1 toy zay votsodroa e!!!!
9. bounany ( 15/12/2009 05:40)
za ve zan de ho faty ian fa ts hiaraka am le bandy mits ??? Otran ts vitako ny hi ignorer ny fitiavany ana sy ny fitiavako azy!! sady le namako nge ts miaraka aminy tsony e: sady ts tiny tsony iny hono kou!!!

Andramo esorina aloha ilay solomaso mavokely fa tena mankona ny masonao !!!!
innn no tinao hotenenina ry RAVONJISON.
10. bounany ( 15/12/2009 05:52)
mety ve rah miresaka amin ilay namako aho hoe :
[b]"ts mampaninona andry ve rah miaraka amin'ny Y za: za mantsy tia anazy!! ary araka ny notenenin ndry tamiko de efa niaraka nareo tam heritaona!! ts te hanimba ny fifandraisantsika za ary ts te hanao zay ts maha à l'aise andry kou§§ KA ALEOKO manontany an ndry alohan hiarahako aminy mba ts hisin'ny olana/b]

misy maha rats azy ve rah manao otr zan ah alohan hiarahana am le bandy !?? de ze tenenin le sipa namako eo am zay no ahafahako mandinika !! :cry: :cry: :cry:
11. Mirananirina ( 15/12/2009 08:56)
ka za ts nahalala hoe niaraka ry zareo rah ts tamin'izy niteny!! ry zareo otran ts niaraka ela beu !!
ka ny fahalalako azy anie dia efa tia an'ilay bandy ianao vao niteny tamin'ny namanao io e!!tsy misy hadisoanao mihitsy raha amiko aloha satria IANAO TSY NAHALALA fa sipany taloha io,dia efa tia azy ianao.Raha efa fantatra kosa anefa fa sipany namanao no tiavinao!!io no tsy mety.
12. noufe ( 15/12/2009 10:40)
iarao alou de mahaiza manaiky ze vokany e!!!! :?: :?: :?:
13. rurale ( 15/12/2009 11:37)
bounany a! ra hiteny @ le namanao enao oe "afaka miaraka @ i Y ve za?", de ra mamaly zvtr le mifanohitra @ le tinao atao izy de mety hiteny ndray enao oe be fialonana izy na koa oe manao ze tsy hiarahanao @ le bandy, tsy maintsy mahita eritreritra hafa enao ka vao maika hanimba ny finamananareo 2.
Ra ny fahitako azy izao de tena marary tokoa ny sainao ra tsy hiaraka @ le bandy enao, de efa izay foana no masaka ao an-dohanao ao, nefa vao maika harary lavitra noho izany enao ra ty ka voadona eo, ary atahorako havita zvtr hafa ra izao firesakao izao. Fa zao mandehana mora fotsiny enao @ le resaka fitiavana, aza maimay be ôtran'io fa simba be enao ra izao no entinao hitiavana ol.
14. Djhamhal ( 15/12/2009 12:37)
ny hevitro dia tsy tsara ianao miaraka amin'io lehilahy io ! raha tsy we ngah ka tsy mifanerasera intsony ianao sy ilay namanao be ! fa problème be ho anao ny hisisihanao @ zany ra mbola mpinamana be nareo sy raha mbola mifanakaiky toerana ianareo !
15. ravonjison ( 16/12/2009 08:41)
bounany:

za ve zan de ho faty ian fa ts hiaraka am le bandy mits ??? Otran ts vitako ny hi ignorer ny fitiavany ana sy ny fitiavako azy!! sady le namako nge ts miaraka aminy tsony e: sady ts tiny tsony iny hono kou!!!

Andramo esorina aloha ilay solomaso mavokely fa tena mankona ny masonao !!!!
innn no tinao hotenenina ry RAVONJISON.



Salut Bounany an !

Ny tiako ho lazaina ry Bounany dia mifanaraka @ itý voalazan' i Rurale itý a :


"......Ra ny fahitako azy izao de tena marary tokoa ny sainao ra tsy hiaraka @ le bandy enao, de efa izay foana no masaka ao an-dohanao ao, nefa vao maika harary lavitra noho izany enao ra ty ka voadona eo, ary atahorako havita zvtr hafa ra izao firesakao izao....."

Izay hoe : tena tara @ ilay bandy ianao, efa raiki-pitia aminy ianao , noho izany jamba tanteraka ( io ilay hoe takon' ny solomaso mavokely ny masonao).
Ka tsy misy zavatra hiatanao afatsy ny hatsaran' ilay bandy....sy maha mole mole n' ilay namanao.



Ny hoe misy voka-dratsiny any aoriana ve ny hiarahanao @ io bandy io ( satria ny namanao efa niaraka taminy taloha ) mantsy , dia tsy dia miankina aminao loatra, fa kosa miankina @ toetran' ilay namanao sy ilay bandy, izy roa ireo no hi-jouer ny role atsy aoriana kely...

Noho izay alohan' ny hanapahanao hevitra dia : toneo aloha ny fonao, tsindrio kely aloha ilay fitiavana, dia ezaho jerena @ maso ( tsy misy solomasom-pitia ) mazava tsy miangatra ny tena toetran' izy roa ireo : fialonana, ve resaka sy fosafosa, be geste, tsy matanty ny fahasoavan' ny sasany, toetra tehanan-droa ( ilay bandy !!!!!)...sns....

Rehefa mazava aminao ny toetran'izy roa dia afaka manapakevitra ianao milamina ianao.
Alohan' izay anefa dia aza be resaka loatra, fa mitazana fotsiny ny adinao !!


Mahareta , mahareta, ry mpiazakazaka !
16. Veloo ( 16/12/2009 18:12)
Miombok'hevitra @ rural mihitsy aho. avereno vakio tsra ireo lazainy ireo ry BOUNANY o! :-*
17. tefy0 ( 28/12/2009 08:39)
fantaro alo lay toetran'ilay namanao sy lay bandy
meteza ho olon'ny saina! maereza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0506