STATISTIQUE Anosy : Tsis ny z'olana ,be ny membres....!

1. terrywui ( 12/12/2009 10:33)
esssssy ny tanora TGV fotsiny efa misy membres 1.900.000 mahery eto Antananarivo
-- ary 11.500.000mahery ny membres TGV eran'i Madagascar ka inona no z'olana amzany ?

novalian'i nanjakely ny 14/12/2009 15:13
2. terrywui ( 12/12/2009 10:34)
raha miampy an'ireo TGV aty ivelany rehetra de vo maika tsis iany ny z'olana hin hin hin hin
3. fozabe ( 12/12/2009 10:46)
feno anay jiaby ny tanana e ,fianakms daholo
vive tgv
4. terrywiui ( 12/12/2009 11:15)

VIVE GTT
VIVE R8
VIVE NY VAHOAKA MALAGASY :* :* :*
5. nanjakely ( 14/12/2009 15:13)
refa natao tokoa ny statistique dia mbola misy maro dia maro ireo mpanohana ny Tgv eto M:car ka sarotsarotra ny handresena azy ireo raha fifidianana no resahina !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4621