STATISTIQUE Anosy : Tsis ny z'olana ,be ny membres....!
1. terrywui (
12/12/2009 10:33)
esssssy ny tanora TGV fotsiny efa misy membres 1.900.000 mahery eto Antananarivo
-- ary 11.500.000mahery ny membres TGV eran'i Madagascar ka inona no z'olana amzany ?
refa natao tokoa ny statistique dia mbola misy maro dia maro ireo mpanohana ny Tgv eto M:car ka sarotsarotra ny handresena azy ireo raha fifidianana no resahina !