Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Picsou ( 19/12/2009 13:44)
Rahoviana indray ??????????
Hanao ahoana re ny faran'ny taona e??? inona no hitranga raha toa ka tanteraka ny eritreritry ry zareo ao @ magro ny @ hanalana an'i andry alohan'ny faran'ny taona? ny hany fantatro mantsy dia samy an... tohiny
novalian'i xxxw ny 19/12/2009 15:12
terrywui ( 19/12/2009 12:40)
ARAHABA TONGA VAHINY NY TIM O!de aok'izay ny ranomaso ary!
De mba mifalifalia amzay moa rankizy TIM n'ny forum serasera fa tonga vahiny anie ! sady vahiny bedebe no tonga ao hinihinihihnohonohonoh avy any Maputapy hin hin hin ! --ho bebe ndray no hotsimpon... tohiny
novalian'i dadabe ny 19/12/2009 17:59
terrywui ( 19/12/2009 12:04)
mivovoh ato dahol nefa mbola ny TGV ihany no favori alou zao
Ny sasany be fanatenana , ny sasany mivovoh mankarenitsofina erak'izao forum rehetra izao , ny sasany mitomany midradradrardra mankaleo , ny sasany manozona fotsiny(miverina aminy) , ny sasany manome ... tohiny
rajy ( 19/12/2009 11:20)
EFA VOARAFITRA NY VATA-PATY
Mizotra tsikelikely any anaty vata ny dian'ikelifingotra. Isaorana izay nanam-pahasahiana andefa an'le zalahy io any amzay ahaverezany any fa MPANIMBA FIRENENA, tsisy apoaka nefa miseho milay. ZER... tohiny
novalian'i dadabe ny 19/12/2009 23:39
kidoropamba ( 19/12/2009 09:50)
HO RATSY FIAFARA INGAHY TGV
Niaraha mahita izao fa "tsy ny vahoaka" no nametraka an'ingahy Rajoelina eo @ toerany. Efa mazavazava tsara hoe aiza marina no tena misy ny vahoaka malagasy satria tsy misy HANAIKY ny unilateralisma ... tohiny
novalian'i papala ny 22/12/2009 12:24
bazylou ( 19/12/2009 08:43)
tsy amidin'i tgv daholo le anty dahy isany ireto
mody sokafany kely , tonga dia very daholo ny seza, :-D :-D :-D :-D :-D , ry jamba mifampitantana sy ry mangahazo voajono daholo, :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i terrywui ny 19/12/2009 12:10
fijo ( 19/12/2009 07:46)
inona indray ity nataon dratsiraka?????
araka ny vaovao hita tamin'ny gazety ,dia isan'ireo olona anaty lisitra firehana ratsiraka ao amin'ny parlemanta tetezamita ingahy kotity??????fa nivadika inona ity radidy,sa tena mampiseo ny hendriny... tohiny
novalian'i fijo ny 22/12/2009 22:15
fijo ( 18/12/2009 20:54)
2012 hoavy tokoa ka..;;
araka ny resaka efa mandeha sy mahoraka moa,dia hoavy ny 2012 izay lazaina fa hifaranan'izao tontolo izao. tena hoavy tokoa ny 2012 aorinan'ny 2111,ka izao ry zareo an,ho vita ity fiainana ity,ka rah... tohiny
novalian'i Nandra1 ny 02/02/2010 09:36
ralf ( 18/12/2009 20:54)
Mankaleo: Ny mpanao politika no tena mamotika ny firenena
Mijaly ny firenentsika sy ny vahoaka fa lalaovin'ireo mpanao politika ireo fotsiny. Indrindra fa ireo efa goaika antitra be ireo. Mila tanora mandray andraikitra ny firenena. Ny fahantrantsika no arar... tohiny
novalian'i milamm ny 21/12/2009 14:35
fijo ( 18/12/2009 20:31)
hummmmm hafana ty zama eeeeeee
dia tonga iny ny voasakana,dia efa nanao ny vavany ambenan'ny tafika mpiaro azy.dia namoak any azy koa zandry kely ,ka nanafoana ny didy nanendrena an'i mangalaza,ary nanedry an'y manorohanta.?????,,h... tohiny
novalian'i dadabe ny 19/12/2009 18:21
Noue ( 18/12/2009 17:03)
io ny anao ry kelifingotra lavanify
http://gasytiatanindrazana.com/ http://ti1ca.com/ejiyym4p-RADIO-CONF-DE-PRESSE-18-dec-Carlton-RADIO-CONF-DE-PRESSE-18-dec-Carlton.mp3.html... tohiny
novalian'i swann ny 19/12/2009 12:21
michaela22 ( 18/12/2009 15:06)
Tsisy mpitarika tena hita fa maniton'olona eo amin'ny 3mouv
Na izany ny firehana Ratsiraka , na Ravalomanana ,na Zafy Albert dia tsy manana mpitarika tena dinamique hisintonana olona ,lasa mitazatazana daholo ireo olona rehefa misy zava-dehibe toy ity fitakian... tohiny
novalian'i swann ny 19/12/2009 12:25
dolo1 ( 18/12/2009 10:44)
Sekoly zana-domohina
:idea: iza no nahalala ahy tao @ serasera moov? efa tsy ao intsony aho e, nefa asa na mety afaka iverina ao indray @ rahoviana, tafa mikasika ny sekoly zana-domohina ao analamahitsy sy ny ancien tao ... tohiny
novalian'i dolo1 ny 22/11/2010 07:31
volaavita ( 18/12/2009 09:58)
mba andramo moé?
Salama daholo, raha manana fotoana kely adiny 1 na adiny 2 ianao dia afaka havadikao ho lasa vola izany. vangio ny tranokala http://volaavita.e-monsite.com Misaotra betsaka ! ... tohiny
fidinirina ( 18/12/2009 09:40)
L'indestructibilité de la Bible
Jésus a dit : « [i]Le ciel et la terre passeront mais mes paroles ne passeront pas[/i] » (Marc 13 :31). La Bible a subi plus d’attaques que n’importe quel autre ouvrage que le monde ait co... tohiny
rasobakobako ( 18/12/2009 06:47)
Pour JLAN - URGENT BE
Zao vao hitako ilay resaka hoe "Leo Ditra" sy ny commentaire rehetra tao anatiny. Tsy manome tsiny anao aho fa izany amour à 3 na hafa no ahitanao fahasambarana. Fa te hizara kely aminao ihany aho ... tohiny
novalian'i Papoose ny 28/12/2009 20:49
bozyboleta ( 18/12/2009 04:14)
Frantsay MPANDROBA
Mivoaka tsikelikely ny marina e! Tsy vanona mihitsy ireto frantsay sy ireto gasy mpivarotra tanindrazana ireto. [url]http://news.mongabay.com/2009/1217-rosewood.html [/url]... tohiny
novalian'i terrywui ny 19/12/2009 12:46
Toumba ( 17/12/2009 19:42)
niandry vasoka teny andohalo i kotonandrasana
araka ny filazan'i cemgam fopla sy kotonandra dia nampanatsoina teny andohalo ireo ireo miaramila nanao fanambarana ary tao @ toby ratsimandrava ny zandary ,tsy tonga anefa ry lerony ,niandry vasoka t... tohiny
novalian'i fijo ny 18/12/2009 20:35
niryna ( 17/12/2009 15:49)
Ahoana tsara izany fakam-panahy izany ? Ngaha !
Aza mitondra anay amin'ny fakam-panahy fa manafaha anay amin'ny ratsy. [b]Iza no nitondra antsika amin'izany ary inona tsara io fakam-panahy mibahana amin'ny fiainantsika isan'andro io? Ahoana tsara ... tohiny
novalian'i niryna ny 11/01/2010 01:19
pikatti ( 17/12/2009 13:27)
EMBARGO
Iza moa no tsy mahalala fa ny embargo anie ka ny vahoaka no tena mitondra faisana , na taiza io na taiza dia marina foana fa ny fialazan'ingah Rajoelina omaly raha mitohaka eo an-tendany ny antsybe fa... tohiny
novalian'i milamm ny 20/12/2009 15:43
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.3369