tsy amidin'i tgv daholo le anty dahy isany ireto

1. bazylou ( 19/12/2009 08:43)
mody sokafany kely , tonga dia very daholo ny seza, :-D :-D :-D :-D :-D , ry jamba mifampitantana sy ry mangahazo voajono daholo, :-D :-D :-D
novalian'i terrywui ny 19/12/2009 12:10
2. menalamba ( 19/12/2009 09:33)
Tsy amidiny fa lafo be loatra sa ahoana fa tsy azoko ity menomenonao?
3. terrywui ( 19/12/2009 12:10)
Aleo lety rabazylou hanantena ny tsy misy eo a! vouvou zany ao zany lety ....!!makarenitsofina fa mikonetaka sy mikonainaina daholo ry TIM sy 3mvc mianakavy ato !! asio dinika misimisy letsy rabazylou mba hirevena forum milailay fa leo anleh ranomaso lava tsika a! mila fifaliana rehefa miditra ato !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0903