Aleo lety rabazylou hanantena ny tsy misy eo a! vouvou zany ao zany lety ....!!makarenitsofina fa mikonetaka sy mikonainaina daholo ry TIM sy 3mvc mianakavy ato !! asio dinika misimisy letsy rabazylou mba hirevena forum milailay fa leo anleh ranomaso lava tsika a! mila fifaliana rehefa miditra ato !!