inona indray ity nataon dratsiraka?????
1. fijo
(
19/12/2009 07:46)
araka ny vaovao hita tamin'ny gazety ,dia isan'ireo olona anaty lisitra firehana ratsiraka ao amin'ny parlemanta tetezamita ingahy kotity??????fa nivadika inona ity radidy,sa tena mampiseo ny hendriny?
novalian'i fijo ny 22/12/2009 22:15
2. ramosekely
(
19/12/2009 08:39)
tsy blem izany ry fijo an ,aleo atsofony any daholo izay tiany hatsofoka fa izay tohantsika ihany jerena
4. terrywui
(
19/12/2009 12:43)
karakory fijo ! ino koa ma raha koragnin'ilaolo ty ? ano ndraiky vandivandinao ty velahy mbo aton'olo mahamay tena ankitiny ato ano ..! izikoa leroa nisy kabary kotity volanigninao zany tao manino tsy itan'olo jiaby ??
--ambelao kalizy ndraiky sitreny alefanao matetiky ty azafady zokinakay ay, ano kaia mandrora ma ...
--ambelao kalizy ndraiky sitreny alefanao matetiky ty azafady zokinakay ay, ano kaia mandrora ma ...
6. milamm
(
20/12/2009 03:41)
:( welcome to france a fric lefijo a,vola kirakira avy atrany no natolotra ny rehetra teo taorinany 1947 izay tena TOLOMPIRENENA ny Malagasy iray manontolo :wink: :wink: ,ny 1960 de fahaleovantena taratasy tany @ ONU fotsiny(plan quinquenal Itpkl Tsiranana sy ny repression militaire FRS defa volavolankevitra voasaina meloha avy @ frantsa nisy nilaza an\'io tsy ela zay teto oe efa voasonia 50 taona ho eo ambany ziogany frantsa i Madagasikara, ratsy iraka(io koutity io ndrindra no nanao ny campagne terrorisme frantsay tany Diego 2001 nisamborandRavalomanana azy zay mbola base militaire frantsay eto @ ranomasimbe indiana),reo roa lahy reo de nokaramainy frantsay tanteraka tena porofoiny tantara tsotra zao,Ravalomanana irery no Malagasy 1(2002-2009) nahasaky nanohatra mivantana ny frantsay na politika ara ekonomika,na sosialy,fanabeazana,ara-diplaomatika sy ny fampiroboroboana ny ezaka ara-indostrialy sy nampivoatra farimpiainany fiaraha-monina.Nanararaotra fahefana lery,ny hetra tsy naloany orinasany nanitsakitsaka lalana ihany koa eny,nefa kosa mora kokoa ny vokatra malagasy noho ireo afarana takatry ny vidimpiainany rehetra marobe ireo porofo @ fanadihadiny mpanaramaso any ivelany,za manokana nanao ratsy mivantana tamiko kalo lery ny taniny dadabeko teny Ankorondrano no namboariny ol fitondranlery 2003 tadidiko tsara ireo Magro ireo tsy azo alana ato atnsaiko zany fa izao amiko, ny firenentsika de ambony kokoa noho ny ady saritaka ataony la frantsa indray hankahalana Malagasy nanana finiavana hampandroso nefa nanana kilema toy ny rehetra eto de mitsotra aho fa aleoko mangataka andRavalomanana hiova famindra,hanetry tena sy hanakaiky kokoa ny vahoaka sy hanampy azy ireo ary hijery akaiky ny foloalindahy sy ny tafika @ zay,tedaviny frantsay ho vonoina ao antanindrazany v letsy ilay Malagasy sahy hiady ho an\'ny taniny handroaka reto mpanjanaka tsy mitsahatra mandroba 1896-2001 firy taona izany?b kabary les za androany fa aza asina koi a
