Frantsay MPANDROBA

1. bozyboleta ( 18/12/2009 04:14)
Mivoaka tsikelikely ny marina e!

Tsy vanona mihitsy ireto frantsay sy ireto gasy mpivarotra tanindrazana ireto.

http://news.mongabay.com/2009/1217-rosewood.html
novalian'i terrywui ny 19/12/2009 12:46
2. ifiona ( 18/12/2009 07:54)
slt bozyboleta :-* :-*

ary toa tsy mandeha ilay lien?
3. kidoropamba ( 18/12/2009 08:23)
La Frantsa ihany hoa no mibaiko (hatramin'izao aloha) an'i zandry kely.
Io ary fa avy indray ilay LELON-JAZA (miditra mivaoka): Omaly dia hoe tokony "consensus", androany indray dia "manaiky ny fifidianana - Onilateraly - fa mila garantie CENI sy Observateur avy any ivelany".

Ao izany no atao hoe kileman'ny zandry kely.

Miady hoa ireo ao (Guéant sy Quay d'Orsay) saingy ilay Guéant (ekipan-drajoelina) ity no efa fantatra fa tena sofin'ny Sarkozy ary ny Quay d'Orsay manana kilema satria tantanana socialista nivadika, Kouchner, ka tsy dia masin-teny loatra (raha hoarina @ Guéant) @ filoha frantsay.

Ka raha tsy ampy teritery ireto frantsay ireto dia mazava ho azy fa miditra @ fifidianana isika na dia hala-bato no hiandry, na koa bodongerona no hanaovana azy.

Padesm izany dia toa efa leo lafrantsa le aza. hin hin hin hin
4. bozyboleta ( 18/12/2009 10:19)
Azafady raha tsy mande lay rohy fa tsy dia haiko moa izany ny antony.

Manafintohina.
Maharikoriko.
Mampite-.... mihitsy ireto fatina frantsay ireto.


http://news.mongabay.com/2009/1217-rosewood.html
French company CMA-CGM facilitating destruction of Madagascar's rainforests, undermining France's position in Copenhagen
wildmadagascar.org
December 17, 2009

Delmas, a subsidiary of French shipping giant CMA-CGM, is facilitating the destruction of Madagascar's endangered rainforests by providing transport services for timber illegally logged from the country's national parks, report multiple sources that have been investigating the illegal rosewood trade on the Indian Ocean island nation. The accusations put Delmas directly in conflict with the French government's push at climate talks in Copenhagen to establish stronger safeguards against illegal logging.

Two ships belonging to Delmas, the Consistence and the Lea, have reportedly been shipping rosewood out of Madagascar. A search of the Delmas website reveals no routing information for the Consistence and the Lea. Photos taken in Vohémar port, Madagascar.

Global Witness, the Environmental Investigative Agency (EIA), and a number of other groups and individuals have painstakingly documented the illegal rosewood trade over the past several months. Their work shows that four shipping companies have shipped rosewood from Madagascar this year — United Africa Feeder Line (UAFL), Spanfreight, Safmarine, and Delmas. Three of these have agreed to stop carrying rosewood following criticism, but Delmas continues to transport illegally logged timber despite repeated complaints from conservation groups.

Delmas has brushed off the criticism claiming that it has the authorization of Madagascar's Minister of Environment and Forests. Yet Adam Khedouri of the EIA, who participated in the investigation, told Rowan Moore Gerety of mongabay.com that Delmas has "been given pretty clear evidence that what they're transporting--the merchandise itself is of illegal origin." Further, reports out of northeastern Madagascar indicate that a shipment planned for the 21st or 22nd of December out of Vohemar lacks the approval of the Minister of Environment and Forests. The shipment could include up to 200 containers of rosewood with a retail value of $200 million.

Sources on the ground say Vohemar and other towns are preparing for next week's shipment.
"There is rosewood all over the place in Vohemar, trucks filled with rosewood with drivers paid 150,000 Ariary ($75)," said one source. "This is twice the mean monthly salary for a driver and clearly shows that some export is planned and fairly soon."

"Illegal logging started again in the Masoala peninsula because everybody knows that another boat will arrive around the 22nd of December to take all the containers left in Vohémar," another source told mongabay.com. "Logs are still being stolen by night" out of other protected areas. The source also provided pictures showing logs being moved down rivers on the west coast of the Masoala peninsula in preparation for shipment. Rosewood logging of any sort is illegal following the expiration of a brief period of legalized logging on November 30, 2009.

Other shipping companies may also be involved in the trade. But containers carrying rosewood are transshipped in nearby Reunion or Mauritius, making it difficult to track which firms are transporting timber to its final destination.
5. bozyboleta ( 18/12/2009 10:30)
Dia mbola hisy gasy sahy hanamarina ny frantsay @ izao indray koa????

Efa ataon'ny frantsay mandady le gasy kely sady andevozina no mbola robaina.
Nefa moa dia misy ary tsy maintsy mbola hisy hiankohokohoka eo @ ireo tsivalahara ireo.

Na dia eto @ serasera fotsiny aza tsy maintsy hisy hipoitra eo.
:lol: :lol:
6. Rafahafahana ( 18/12/2009 10:48)
VIVE LA FRANCE =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
GASY :-@ :-@ :-@ FA MBOLA MANGATAKA AMIN4NY LA FRANCE :-@ :-@ :-@
7. harybe ( 18/12/2009 11:31)
mba asio tradiktiô ry bozy fa ny tenanay ange dia gasy tsy mahay afa tsy ten gasy eh!! ny tenin'ny mpanjanaka aza tsy hainay ka maika fa ny teny angilisy
8. rakotoline ( 18/12/2009 11:34)
bozyboleta:

Dia mbola hisy gasy sahy hanamarina ny frantsay @ izao indray koa????

Efa ataon'ny frantsay mandady le gasy kely sady andevozina no mbola robaina.
Nefa moa dia misy ary tsy maintsy mbola hisy hiankohokohoka eo @ ireo tsivalahara ireo.

Na dia eto @ serasera fotsiny aza tsy maintsy hisy hipoitra eo.
:lol: :lol:


hono a dia ahoana ny atao izany tsy ho tia vaza tsony zany sika,dia ahoana reto gasy any an-tanan'ny vaza misaotra
9. harybe ( 18/12/2009 11:40)
rokotoline> tsy voatery tia frantsy daholo ange ireo gasy any @ tany frantsay !! vola no andehanana any fa tsy frantsay!!mba hatsaratsara ny fiainana
10. rakotoline ( 18/12/2009 12:18)
harybe:

rokotoline> tsy voatery tia frantsy daholo ange ireo gasy any @ tany frantsay !! vola no andehanana any fa tsy frantsay!!mba hatsaratsara ny fiainana


misaotra fa malasa saina lay izy hoe ny any vaza vé tsy arena iany kono kedreny e,tsy mahay ny tena d aleo manotany e, mba tsy ho tara laotra,misaotra
11. harybe ( 18/12/2009 12:23)
tsy azoko ny tianao lazaina ry rakotoline an!! fa raha azoko azavaina dia izao , ny gasy mila ravinahitra any ivelany dia tsy oe fitiavany frantsay fa hanatsarany ny fari-mpiainany fa satria mazava fa ny eto antoerana dia fahantrana , ny any vazah kosa dia ny fanjakana frantsay no mitady ny handromba ny harena eto madagasikara!
12. dadabe ( 18/12/2009 13:04)
mianara teny sinoa amizay e......na aleo andevozin'i sinoa ndray hojerena amizay d mahay kong fu daholo ny gasy leuleu
13. AndriambyII ( 18/12/2009 13:41)
对我的借口先生,想要认为我必须学会中国辨证或语法汉语? 8O 8O
14. AndriambyII ( 18/12/2009 13:56)
对我的借口先生,想要认为我必须学会中国辨证或语法汉语?f'angahah ??? :lol: :lol:
15. AndriambyII ( 18/12/2009 14:03)
Tena lasa makarakara izy ity marina !! :roll: :roll:
16. michaela22 ( 18/12/2009 15:13)
maninona raha tonga de atao ohatrizao ho haingana ehfjhjsdo'irpefjqlkcvbdnq,;nfqmvdkjfmqgeouhprgpeotgk,be!mlk,hbr*tpohj*rtypohjb'-çèumelkgjhn iyùbzofkgjv"me(iyhnmfbnvùiyuhçà"(çèuùptgubnmdit,v")çèje^tàgih,")(èuh"ùv(uà"(çu-ù"pihù(-àçuè"*b- oyiehù,bti"'-i,yjhbtukykyijrè-_èj'è_j
17. milamm ( 18/12/2009 16:31)
hary be > ny votoatiny no ezahina kely adika ra mety hanampiana an\'i bozyboleta famitinana ihany fa lava le izy ny fotoana kely,

miatrika olana goavana ny governemanta frantsay @ fivoriana any copenhagen @ireo ala ripaka ny MAdagasikara ao Sava 16 ha(Masoala sy Marojejy),hazo sarobidy voarara ny fanondranana azy no tanteriny ireo kompaniantsambo frantsay CMA-CGM araky ny fanadihadiana nataonyGlobal Witness,ny Environmental Investigative Agency (EIA),efa tsikaritr\'izy reo ambolana maro izany fifanarahana maloto izany,ankoatrany United Africa Feeder Line (UAFL), Spanfreight, Safmarine, dia Delmas lebany ny CMA-CGM no mbola nanohy izany fanondranana antsokosoko izany.Nambaran\'io farany io aza fahazahoan-dalana mazava antaratasy izy hitatitra ireo hazo sarobidy mitentina $200.000 millions avy @ ministry ny tontolo iainana sy ny ala(ao @ hat zany)ary any avaratra atsinanana de mbola misy fanondranana hiala ao antseranany Vohemar(Masoala) 21,22 dec izao ka na handalo ao la reunion(dom)na ko maorisy(zay akaiky ny frantsay koa)mba hahasarotra ny fanarahana azy avy eo
18. milamm ( 18/12/2009 16:50)
ny tena ratsy de alampirenena arovana(National Park)mintsiny ireo aripaky ny hat,ny sinoa no mpanjifa voalohany @ zany satria moramora ny vidikantsembohana na ny sarany indostria any de manondrana sy mivarotra ireny produit finis ireny any eropa,etazonia izy avy eo(fanaka na gitara oh. efa nisy nandefa sary teto tsy ela),mpanelanelana hamoaka ny hazo fotsiny ty kompania frantsay ty ...simba ny fananampirenena ry mpiray tanindrazana nefa tsy misy vidiny hitany sarababembahoaka akory,ny kongresy amerikana aza tsy manaiky an'io de isika ndray ve no hijery fotsiny,asa lahy...
19. pikatti ( 18/12/2009 17:40)
Inona leity Billy klé, aiza elah no tsy ataon'i andevo masaka eo ndray :lol: :lol: :lol:
20. fijo ( 18/12/2009 20:28)
koditra ny frantsay,fa manomboka mametraka hafatra ny atsy ambadika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0523