hummmmm hafana ty zama eeeeeee

1. fijo ( 18/12/2009 20:31)
dia tonga iny ny voasakana,dia efa nanao ny vavany ambenan'ny tafika mpiaro azy.dia namoak any azy koa zandry kely ,ka nanafoana ny didy nanendrena an'i mangalaza,ary nanedry an'y manorohanta.?????,,hummmmny atalata izao nefa dia efa niantso ny "solombavam bahoaka hiakatra ao tana ny ankilany fa hivory.de milaza hametraka an'i mangalaza ao amin'ny lapany.kay,hisy kabary mafana niany eeeee
novalian'i dadabe ny 19/12/2009 18:21
2. zama91 ( 18/12/2009 20:43)
hafotaka ny raharaha e ,veleso dia ny mafana ny vy e
3. fijo ( 18/12/2009 20:44)
izay indray ve ialahy vao tazana le,variana taiza e?
hisy raha io ka
4. vitamatavy ( 18/12/2009 20:46)
tato ihany ry fijo fa niova ps fotsiny e
5. fijo ( 18/12/2009 21:01)
hay ve elahy koa manao io kilalao ankanova io e
6. zama91 ( 18/12/2009 21:02)
nareo ary ve ahoana ,betsaka anie no manana ps eto
7. fijo ( 18/12/2009 21:09)
hiihihih kilalaonareo io an
8. zama91 ( 18/12/2009 21:15)
matetika isika sy ianao tafaresaka eto fa tsy kopy mihitsy fijo
9. fijo ( 18/12/2009 21:16)
ka nareo manao ankiafina ko
10. patrick2002 ( 19/12/2009 04:20)
fijo:

dia tonga iny ny voasakana,dia efa nanao ny vavany ambenan'ny tafika mpiaro azy.dia namoak any azy koa zandry kely ,ka nanafoana ny didy nanendrena an'i mangalaza,ary nanedry an'y manorohanta.?????,,hummmmny atalata izao nefa dia efa niantso ny "solombavam bahoaka hiakatra ao tana ny ankilany fa hivory.de milaza hametraka an'i mangalaza ao amin'ny lapany.kay,hisy kabary mafana niany eeeee



Dia asa ra-fijo na mbola hijanona @ principe @ maha gtt anao ianao raha izany no tanteraka na tsia ,efa napetrakao mantsy fa tsy mankasitraka ny fandraisana tsia ara-dalana ny fitondrana nalainy Andry TGV ianao .
Kilalao mbola hoela io ,
Aminay indray ny olona mitondra tsia manaraka lalana dia tsia ara-dalana ihany no hangalana azy eo ,tohananay izany .
11. fijo ( 19/12/2009 07:41)
tsy mahazo resaka indray rapa."ny fanonganam panjakana"no tsy ekeko ,ny HAT dia tsy fanjakana aradalana,noho izany ,tsy mila hoe ahongana fa zavatra tsy aradalana izany "RAVANA"

ny aradalana ihany no izy
12. fijo ( 19/12/2009 07:44)
rapa an,aminareo izany "manaraka lalana"io HAT io,???????mba lazao ahy hoe lalana inona no arahiny;fa indraindray mitanisa lalam panorenana,indraindray mitanisa ny fifanarahana tany maputo sy addis,nefa samy tsipahana ihany koa,na le lalam panorenana ,na le fifanarahana,ka inona no lalana tena arahiny.??????sa le lalanan'ny besandry???????generaly ramaroson sy sarlakely?
13. bazylou ( 19/12/2009 08:47)
vive tgv, io ihanyno ady eo ary i mangahazo zany efa voatono e, :roll:
14. menalamba ( 19/12/2009 09:31)
Fijo ô ! tsy mampahatsiaro anao ireo mamolava mpanao kalizy eo @ bar texas n'Ambovoalanana ve ny firesak'i patrick? :roll: :roll: :lol:
15. swann ( 19/12/2009 12:16)
menalamba ________chicago ny eo Ambovoalanana fa tsy Texas , texas eo akaikin'ny Hotel de Ville ,ambanin'ny photo sport ,hita ve ramena a.....!!
16. terrywui ( 19/12/2009 12:45)
Ya ma ndro tena mpanao kalizy eto ya ? tsy TIM kamy ndro tena ankitiny misy jery ratsy eto ? karakory ino koa ma kabary Ambovalagna ty ? hitsakaraka makorely ma??.......!!
17. patrick2002 ( 19/12/2009 13:40)
fijo:

tsy mahazo resaka indray rapa."ny fanonganam panjakana"no tsy ekeko ,ny HAT dia tsy fanjakana aradalana,noho izany ,tsy mila hoe ahongana fa zavatra tsy aradalana izany "RAVANA"

ny aradalana ihany no izy



Fanonganam-panjakana ,tsy ara-dalana ,mitovy ihany izany ,sa aminao rehefa manongam-panjakana eo ambony latabatra dia manara-dalana izany .
Aminay fanongana-panjakana ny nataony TGV ,fanonganam-panjakana no nataony Ravalo ny 2002 (tsy nanaraka dakar 2), mitady hanongam-panjakana ny SADC sy ny 3 mouvances @ alalanireo accord maputo ,satria misy interprétation hafa foana rehefa vita ny accord ,hasaina manao sonia Andry dia avy eo misy ny iterprétation hafa ,ohatra ny accord ny addis-abeba farany teo ,hasiana co-president mba hanara-maso ny asany president izay no dinihana tany addis-abeba vita ny sonia ,interprétation ,tsy afaka manapaka ny président raha tsy manaiky ny co-président ,ny aniza ny marina . :roll: :roll: :roll:
Fitaka ary mbola fitaka ny accord ,ary ireo firenen-dehibe no ao ambadiky ny ,sahala @ charte de Lambert nosiniaviny Radama 2 t@ frantsay 170 ans lasa izay .
Amin`izao ianao milaza fa tsy ara-dalana ny HAT ka tsy mila haongana ,nefa dia manaiky ny hikaon-doha hiaraka aminy ianao ,aminao izany tsy misy dikany ny HAT na tsy avela hiasa ao ambohitsirohitra aza i Rajoelina
:roll: :roll: :roll: soyez serieux mon pot
Aminay koa tsy nanara-dalana i Dada teo @ fitondrana ,satria nitsahiny ny lalana mifehy ny fitantanana (loi administrative )soloina lalam-pitondrana (decret ) ,haveriko fa ny loi dia tsy azo hovana na filoha ianao fa tsy maintsy mandalo ao @ deputé zay vao dinihiny senat ,zay vao mandalo HCC zay vao miantra ny lalana ,fa ny decret no azo hataony filoha na minisitra ,i Ravalo tonga dia decret no hataony misolo toerana ny loi ,ka tsy ara-dalana ny fitondrany dada azo naongana t@ tsy ara-dalana . :lol: :lol: :lol:
18. xxxw ( 19/12/2009 15:16)
Tsy misy ilaina izay tanora vôtany
19. dadabe ( 19/12/2009 18:21)
raikitsa ty kleuleu aleo mikamoufle aty ivelany kleu kleuleu
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2542