Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
pikatti ( 23/12/2009 12:27)
Mpanao politika alika
http://www.youtube.com/watch?v=mdk3jEeDlzs&feature=related ... tohiny
novalian'i milamm ny 27/12/2009 00:48
terrywui ( 23/12/2009 12:08)
FAHATSIAROVANA KELY NY TIM SERASERA.ORG HIN HIN HON HON HER
MAZOTOA TIM OO http://www.youtube.com/watch?v=SK9dZZX_sC0&feature=PlayList&p=FA0CDFA356C64E52 http://www.youtube.com/watch?v=ZFoAiqlM68k... tohiny
novalian'i xxxw ny 23/12/2009 16:18
rabaradaka ( 23/12/2009 11:34)
Ratsy be raha tsy tohizana ny fanalana ny TGV
Vaovao farany ity ry dadatoa : manao izay hafany La France sy Dramé handravana ny tolon'ny 3 mouvances ary manao amboletra be mihitsy ry zareo. Raha mihemotra ry zareo 3 mouvances dia izay no vita am... tohiny
novalian'i fijo ny 25/12/2009 20:12
xxx ( 23/12/2009 08:31)
www.sakakely.tk, azo iresahana momba ny vonikazo
[quote]www.sakakely.tk[/quote] mazotoa tompoko... tohiny
novalian'i farihy ny 24/08/2010 12:54
joharyjohary ( 23/12/2009 08:30)
www.sakakely.tk, azo iresahana politika koa
[quote]www.sakakely.tk[/quote] mazotoa tompoko... tohiny
xxx ( 23/12/2009 08:29)
www.sakakely.tk, Tchat azo iresahana vavaka
[quote]www.sakakely.tk[/quote] mazotoa tompoko... tohiny
novalian'i Veloo ny 29/12/2009 13:57
joharyjohary ( 23/12/2009 08:27)
ww.sakakely.tk, azo anoratana ny eritreritra mandalo koa
[quote]www.sakakely.tk[/quote] mazotoa tompoko... tohiny
xxx ( 23/12/2009 08:25)
Tchat ahafahana miresaka
[quote]www.sakakely.tk[/quote] mazotoa... tohiny
toky8 ( 22/12/2009 23:40)
Mitady formation na ecole manomboka @ janvier/fevrier
Manaona o! Mila fanampiana aminareo ange azafady : nifarana tamin`ny novembre teo ny formation-ko eto france. Te hiasa eto france aho, ary efa mitady. Mandrapahitako asa anefa dia te hanao formation... tohiny
novalian'i xxx ny 01/01/2010 11:44
bekafara ( 22/12/2009 22:18)
tandremo fa miakatra ny lolo vokatra e
miakatra daholo ireo tsy maty voalavo ankibo mpiheno ny apenjika tao radio fahazavana ,izay hita fa tena radio mpihoko mihitsy,mendrika an'io radio io no akatona fa manakorontana ,... tohiny
mitapiwui ( 22/12/2009 21:29)
tafiditra tao antsimbazaza ihany ny mouvance an'i zafy
loza fa tafiditra tao tsimbazaza ihany ny mouvance an'i zafy albert sy ratsiraka ,hay tao @ LE PARC BOTANIQUE ET ZOOLOGIQUE DE TSIMBAZAZA ry lerony no nihinana banane hoany lemurien sy ny maky ho... tohiny
novalian'i pikatti ny 23/12/2009 12:19
esserra ( 22/12/2009 15:59)
Cdt Charles ministre de l’éducation ou des foréts
Par ailleurs, commandant Charles souhaite devenir ministre. Il vise le ministère de l’éducation ! Pour éduquer les enfants de Madagascar ? Ou encore celui de l’environnement et des foréts. Pou... tohiny
pikatti ( 22/12/2009 15:40)
Madagascar entre dans un nouveau cycle de turbulences
L'effondrement du processus de partage du pouvoir négocié à Maputo met en péril la stabilité de la Grande île. Aujourd'hui, l'hostilité entre les deux camps adverses n'a jamais été aussi gr... tohiny
novalian'i wxxx ny 23/12/2009 15:29
terrywui ( 22/12/2009 11:00)
TSARY TAFIDITRA TAO ANTSIMBAZAZA ANY NY OLONA E...
Vao lavitra oe defa votoraka bombe lakrim be de nitsoak tsary nisy tazana tao aby ry le pikany sy ry kaaNoue ninaonaona be teto oe anay tsa mataaatra nankaleo reny, kay nitsoaka iany refa tonga saina ... tohiny
novalian'i terrywiui ny 23/12/2009 11:46
endrika01 ( 22/12/2009 10:24)
Mirary fety sambatra hoan'ny namana rehetra ô!!
Mirary krismasy sy taona vaovao sambatra hoan'ny namana serasera rehetra tsy an-kanavaka,na ny lavitra ny tanidrazana na ny any Dago! Enga anie izao Noely sy taona vaovao izao hitondra : ... tohiny
novalian'i maeva74 ny 23/12/2009 08:55
Raliet ( 21/12/2009 20:02)
vavao marim-pototra
kotrehina hatramin'izao ny fomba hisamborana ny Pdt isany Fetison RAKOTO ANDRIANIRINA, Mamy RAKOTOARIVELO. ary Mr Yves Aimé,ary dia henjehina ho isan'ireo hoe mpanakarama mpanamboatra baomba, akoatry... tohiny
vitamatavy ( 21/12/2009 17:03)
manao AVC sahady tgv fa araraoty ry zalahy an
Accident vasculaire cérébral=Albert vital camille na ny AVC hoy ny docteur izay ,mila araraotina @ io satria ho vitacamile ihany vitamatavy en fin e,dem1 c la revolution mila mehetsika isika zatovo ... tohiny
kidoropamba ( 21/12/2009 15:51)
Tsy nisy Miaramila sahyni-executer ny Fanamborana an'i Zafy
Ahoana ary izany ra-prezy à? Nahazo fanamarinana aho t@ antoandro teo fa tena nisy ny didy fanamborana an'ireo lehiben'ny andrimpanjakana notinapaky Maputo (Zafy, Fetison, Rakotovahiny, Mamy), omaly ... tohiny
antimpanahi ( 21/12/2009 11:58)
VAHOAKA AMAN'ALINA
[img]http://www.gazetiko.mg/gazetiko//images/stories/gazetiko/04-19-12-09.jpg[/img] Vahoaka marobe no tonga nitsena azy ireo HEROS ... tohiny
novalian'i xxxw ny 23/12/2009 01:00
terrywui ( 21/12/2009 11:36)
FAVORI n'ny serasera 2010 = patrick2002
Araka ny sondage nataonay sy ny hevitry ny mpisera rehetra dia i Patrick2002 no tena acteur mahay mampihinana ny TIM sy ireo Mpanohitra indrindra ato amin'ny serasera.org ka dia hisaorana elah leroa a... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.4149