VAHOAKA AMAN'ALINA

1. antimpanahi ( 21/12/2009 11:58)



Vahoaka marobe no tonga nitsena azy ireo HEROS
novalian'i xxxw ny 23/12/2009 01:00
2. pikatti ( 21/12/2009 12:03)
Zany le mitabé tsy lanin'ny mamba, ekena hoa
3. terrywui ( 21/12/2009 12:10)
IREO OLOMBITSY NITANGORONGORONA KELY TEO IVATO NITSENA IREO MPIOKO SY MPANOHITRA ARY MPIVAROTRA TANINDRAZANA

http://www.sobika.com/photos/data/DSC_0030.jpg
4. terrywui ( 21/12/2009 12:14)
Zany lé mitakely natelin'ny voay , elah irery no petsa ao ...! aona lety a..! ary elah zany ane lasa nafana fo be zany tato ho ato e! fa inona no tsy zaka tao bainnn aa;..!! tandremo ihany ny kardiaka bainnn fa nareo ko moa manao mandrairay be zay ka mafana foana ny ao anaty ao hni hin hin hin h

http://www.youtube.com/watch?v=1kw6QS-dRq8


hin hin hin hin h
5. pikatti ( 21/12/2009 12:57)
Sary sabotsy 19 no mba hitan'elah rawix,rapaty ihany no azon'elah fahanana lalitra :-D :-D :-D :-D
6. pikatti ( 21/12/2009 13:04)
sabotsy 19 jerena fa tsy sabotsy12 ry foza-po a :-D :-D :-D :-D
7. pelaka2000 ( 21/12/2009 15:23)
tsy nisy olona izany wa tany zara raha nisy 2000@ mponiny tanananarive izay mahatratra 5.000.000 BE IZAO ARY MARIHIKO EFA 2millions be izao no nanohana an'i Andry rajoelina t@ voalohany donc izahay no favo e
hon hon hon hon hon her her her her
8. pelaka2000 ( 21/12/2009 16:40)
pikatti:

Sary sabotsy 19 no mba hitan'elah rawix,rapaty ihany no azon'elah fahanana lalitra :-D :-D :-D :-D

ka izaho omana foana leroa, tsy blem izany foza orana lesy harampantsika ka izay lalitra ve

9. dadabe ( 21/12/2009 18:01)
ouadrayy leuleu lasa misy pelaka2000zany ndray tsss hahaha
10. yukaa ( 21/12/2009 20:13)
Pelaka2000=patrick2002 :-D
11. xxxw ( 21/12/2009 22:12)
=)) =)) =)) =)) Kôzy ve???
12. swann ( 22/12/2009 10:31)
tsy nisy olona izany wa tany zara raha nisy 2000@ mponiny tanananarive izay mahatratra 5.000.000 BE IZAO ARY MARIHIKO EFA 2millions be izao no nanohana an'i Andry rajoelina t@ voalohany donc izahay no favo e
hon hon hon hon hon her her her her
raha io kozindrapelaka io de olona 2000 amin'ny 5000.000 eto Antananarivo zany no mba mpanohana an'i 3mvc(dada, ratsiraka, zafy)
-inona tsony no hanaovana politika fa tsy aleo mamboly anana sy mitery ronono antavy hin hin hin hon hon hon her her her
13. Raliet ( 22/12/2009 19:46)
Asaivo mirotsak i Andry amin'ny filoham-pirenena fa tsy hahazo 10% akory eto Tana.
14. fijo ( 22/12/2009 22:12)
ho vita ihany ity zaza ity ny farany kle
15. ndotofetsy ( 22/12/2009 22:36)
ary nga tsy vahoaka aman atoandro reo sa le mpivoaka alina daholo hon hon hon

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
16. xxxw ( 23/12/2009 01:00)
Pelaka2000=patrick2002
=)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0786