VAHOAKA AMAN'ALINA
3. terrywui
(
21/12/2009 12:10)
IREO OLOMBITSY NITANGORONGORONA KELY TEO IVATO NITSENA IREO MPIOKO SY MPANOHITRA ARY MPIVAROTRA TANINDRAZANA
http://www.sobika.com/photos/data/DSC_0030.jpg
http://www.sobika.com/photos/data/DSC_0030.jpg
4. terrywui
(
21/12/2009 12:14)
Zany lé mitakely natelin'ny voay , elah irery no petsa ao ...! aona lety a..! ary elah zany ane lasa nafana fo be zany tato ho ato e! fa inona no tsy zaka tao bainnn aa;..!! tandremo ihany ny kardiaka bainnn fa nareo ko moa manao mandrairay be zay ka mafana foana ny ao anaty ao hni hin hin hin h
http://www.youtube.com/watch?v=1kw6QS-dRq8
hin hin hin hin h
http://www.youtube.com/watch?v=1kw6QS-dRq8
hin hin hin hin h
5. pikatti
(
21/12/2009 12:57)
Sary sabotsy 19 no mba hitan'elah rawix,rapaty ihany no azon'elah fahanana lalitra :-D :-D :-D :-D
7. pelaka2000
(
21/12/2009 15:23)
tsy nisy olona izany wa tany zara raha nisy 2000@ mponiny tanananarive izay mahatratra 5.000.000 BE IZAO ARY MARIHIKO EFA 2millions be izao no nanohana an'i Andry rajoelina t@ voalohany donc izahay no favo e
hon hon hon hon hon her her her her
hon hon hon hon hon her her her her
8. pelaka2000
(
21/12/2009 16:40)
pikatti:
Sary sabotsy 19 no mba hitan'elah rawix,rapaty ihany no azon'elah fahanana lalitra :-D :-D :-D :-D
ka izaho omana foana leroa, tsy blem izany foza orana lesy harampantsika ka izay lalitra ve
12. swann
(
22/12/2009 10:31)
tsy nisy olona izany wa tany zara raha nisy 2000@ mponiny tanananarive izay mahatratra 5.000.000 BE IZAO ARY MARIHIKO EFA 2millions be izao no nanohana an'i Andry rajoelina t@ voalohany donc izahay no favo eraha io kozindrapelaka io de olona 2000 amin'ny 5000.000 eto Antananarivo zany no mba mpanohana an'i 3mvc(dada, ratsiraka, zafy)
hon hon hon hon hon her her her her
-inona tsony no hanaovana politika fa tsy aleo mamboly anana sy mitery ronono antavy hin hin hin hon hon hon her her her
13. Raliet
(
22/12/2009 19:46)
Asaivo mirotsak i Andry amin'ny filoham-pirenena fa tsy hahazo 10% akory eto Tana.
15. ndotofetsy
(
22/12/2009 22:36)
ary nga tsy vahoaka aman atoandro reo sa le mpivoaka alina daholo hon hon hon
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))

