Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i bekafara, milahatra araka ny daty
bekafara
(
11/05/2010 19:13)
ohabola gasy momba ny politika
1.Building misy tele Viva tsy mahaleo trano bongo misy ronono Tiko.
2.Mitonatonana toy ny Frantsay miady amindRavalo : mahery amboalohany fa tsy mahazaka lazon’ady.
3.Aza atositosika ny filohan’...
tohiny
novalian'i diloo ny 12/05/2010 15:39
bekafara
(
09/04/2010 17:18)
efa mba nahazo alalana ve i kotonandra ???
tena mahavarina ry ireto an
mba efa nahazo alalana ve i kotonandra nanao an'iny conference de presse ireny
dia ahoana hoy ndrinarijaona andre lehiben'ny CEMGAM
naninona no tsy nalefany le frere si...
tohiny
novalian'i diloo ny 10/04/2010 23:49
bekafara
(
05/04/2010 17:57)
eto mitoraka kiraro an'i radomelina daholo
http://nopuschists.bravehost.com/
atao toy ny nahazo an'i bush tany irak
...
tohiny
novalian'i bekafara ny 07/04/2010 20:31
bekafara
(
05/01/2010 17:12)
ny zavatra hitranga any addis abeba le 6janvier
araka ny vao2 re dia manao izay fara heriny i la france ny hanaovana ny election @ volana mars,etsy andaniny koa anefa dia tsy manaiky ny UE ny USA ary ny sadc...
tohiny
novalian'i pikatti ny 06/01/2010 07:34
bekafara
(
22/12/2009 22:18)
tandremo fa miakatra ny lolo vokatra e
miakatra daholo ireo tsy maty voalavo ankibo mpiheno ny apenjika tao radio fahazavana ,izay hita fa tena radio mpihoko mihitsy,mendrika an'io radio io no akatona fa manakorontana ,...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 23/12/2009 15:03
