ohabola gasy momba ny politika

1. bekafara ( 11/05/2010 19:13)
1.Building misy tele Viva tsy mahaleo trano bongo misy ronono Tiko.
2.Mitonatonana toy ny Frantsay miady amindRavalo : mahery amboalohany fa tsy mahazaka lazon’ady.
3.Aza atositosika ny filohan’ny tantsaha fa tsy fantatra izay tian’ny firenena mikambana.
4.Mpaminany tsy masina antaniny toa Ravalo, efa any Maputo vao « iny ange ka dadanay. »
5.Mora rebirebena toa fozaorana, tay mavomavo lazaina fa orange dia lazainy fa nisy miracle.
6.Vinanto tsy vanona toa Rajoelina, sans qualité mandrapahafaty.
7.Trano atsimo sy avaratra, izay tsy misy Ramaroson ialofana.
8.Trano atsimo sy avaratra, izay tsy misy CAPSAT ialofana.
9.Trano atsimo sy avaratra, izay tsy misy fozaorana ialofana.
10.Mitsapatsapa hery toa Rajoelina : mody plan A, mody plan B nefa ny hery mihitsy no tsapa fa tsy misy.
11.Aza mitetateta toa an’i Chataignier fa mba matotra toa an’i Marquardt.
12.Mandry fotsy isan’andro toa fozaorana : sady tsy tsinay no tsy lamosina.
13.Andriamanitra no nanome fa i Rajoelina no tsy ambinina.
14.Mpirahalahy fozaorana mianala, izaho tsy atokisany, izy tsy atokisako
15.Vavolombelon’ny mpiasa ny bainga : vavolombelon’ny fozaorana ny lundi noir.
16.Teny zato kabary arivo, fozaorana tsy mahavadi-bainga.
17.Tsy misy mahafaly toy ny ho vinanto, fa raha sans qualité ahifika.
18.Aleo horohan-dRavalo toa izay miarahaba fozaorana
19.Tsy misy zanaka tiana toa an-dRajoelina fa tsy hitsitsina rotsa-kazo na any Maputo, na any Addis-Abeba.
20.Mpamosavy malemy toa HAT ka ny bois de rose ao antrano ihany no angalarina.
21.Lazao ahy raha fozaorana ny namanao, dia lazaiko anao fa mpangalatra ny toetranao.
22.Toa TGV mangala-pihinana, lany andro eo am-pitadiavana reconnaissance internationale.
23.Manalasala toy ny praiministra Camille Vital: tsy malagasy anarana, tsy vazaha fiteny.
24.Aza mitarain-tana-miepaka toa Rajoelina, tsapao aloha ny hery vao mieritreritra ny hanomboka.
25.Be famaritra toa TGVendrana, ny kilaon’ny vary no tadiavina hatao 500 ariary !
26.Ny HAT no manao ny ataony ka ny Malagasy no tapaka financement.
27.Ny lainga ? Volombodin’ny fozaorana.
28.Raofina ihany toy ny laingandRajoelina, fa raha feno miraraka mahafa-baraka.
29.Ratsy tokoa ny lainga fa na i Lalatina Viva aza tsy tia azy.
30.Tanora ratsy fihary toa TGV, mitatatra ho an’i Renimalala.
31.Tolona fozaorana : ny nambolen-tsy naniry, ny nasosoka maty henamaso.
32.Tsy mahalala ny zoky be toa ray hoatra andRajoelina : izy no zandry kely sady tsy mahaleo no tsy mahalasana.
33.Tsy menatry ny handositra tahaka ny fozaorana : toetrana kary mandrakizay.

source copie coller t@ site iray
.
.
novalian'i diloo ny 12/05/2010 15:39
2. bekafara ( 11/05/2010 19:20)
34. foza iray lohasa tsy ilaozan'izay MITOURNE
3. Picassi ( 11/05/2010 19:23)
34.Aza manao toy ny fozaorana tonga namanana vao miady atrano
4. Noue ( 11/05/2010 19:47)
mbola tsy ampy aza ireo koo
5. fijo ( 11/05/2010 20:04)
diampoza,mandroso am pihemorana toa ny TGV
6. AndriambyII ( 11/05/2010 20:56)
http://www.madagate.com/politique-madagascar/dossier/1406-madagascar-sanctionne-depuis-le-6-aout-1896-se-relevera-en-2060-mais.html
7. ndotofetsy ( 11/05/2010 21:45)
mada est gatééééééééééé =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
8. diloo ( 11/05/2010 23:09)
Aza mba madamada toa ny ramambam-pozo nitsefoketona.
(jeannot lapimbazafy-21 mai 2010)
:wink:
9. LazaDaddy ( 12/05/2010 03:06)
Aza ny maro an'isa mangingina no jerena fa ny harenam-bahoaka ho angalarina
10. pikatti ( 12/05/2010 04:49)
aza manao sainam-poza hoatran'ny lazadaddy ka hafa ny sotomin'ny tanàny dia hafa no tondroin'ny molony :-D
laza=Oay=bazylou
11. Picassi ( 12/05/2010 05:41)
fozalahy natakalo fozavavy
12. Picassi ( 12/05/2010 05:42)
fozalahy mianala tsy vaky fa miady atrano
13. xxx3 ( 12/05/2010 05:49)
aleo mifanena @ mpamosavy toa izay mifanena @ radomelina
14. xxx3 ( 12/05/2010 05:51)
Picassi:

fozalahy mianala tsy vaky fa miady atrano

i lelison sy charlot mihitsy no nasian'i ry lerony kle


15. bekafara ( 12/05/2010 05:53)
tsy mena mivadika toa an'i radomelina
16. ndotofetsy ( 12/05/2010 06:50)
malagasy manao piltika ka sady vaky vavava no vaky vody

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
17. bekafara ( 12/05/2010 09:32)
Fat mangalatra bois de rose ,izy mangalatra indray no avo vava
18. diloo ( 12/05/2010 15:39)
LA TERRE DE MADIBA
5. Mpandefa : xxx1 [ Valio ] 21-04-2010 20:14:25
Lohateny : Re : la terre de Madiba

Mampitandrina anao kosa nefa ny tenako fa raha mbola mitohy izao fisoketana ataonao amiko izao dia ho avy masika aminao amin'izay ny hafatro izay manaraka eo

Aiza e! Miandry foana e!

-Aza mba toan'i xxx1 mainty geroka be orona mamely fotsy nefa tsy masaky mijery ny tavany.
Aza mba toan'i xxx1, "x" telo izay iray, te hanahavo ny tenany: sady tsy tia mainty no tsy tia fotsy.
-Aza mba toan'i xxx1, manambony tena, f'izy irery no mahay indrindrindra eto @'ny serasera: dokotera orera clausus de la fakolotay de la planète de xxx1:l'oeil d'horus de MADIBA.Hita mihitsy fa olona nandia fianarana.

-reveo ny serasera toan'i vaomadilo:
Hita mihitsy fa olona tsy nandia fianarana!!!
- sady tsy nianatra nefa mampianatra,
-sady tsy mahay manoratra nefa manoratra,
-izay tratrany voavaly mamay madilo ka marikivy toan'i "x" telo izay iray=))
:wink: :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1176