Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
terrywui ( 01/01/2010 21:17)
mba asio zon'olombelona ihany eto am serasera
Rahery a! zao ve de mbo mety leee..! tena fanaovana tsinotsinnn ny PS nay mitsy zao Rahery fa mba mihetseha nareo manala sy manaisotra ze olona kosoa nanao an'io e! http://avatar.serasera.org/9d253... tohiny
novalian'i ouioui ny 06/01/2010 20:03
rakaroka ( 01/01/2010 19:37)
BRAVO les Filles!
:-* :-* :-* Bonnes Années tokotrany !!! [url]http://www.club6.fft.fr/tcbb/accueil/Planning.mht[/url] Ho avy hanotrona any 'za rahampitso!!!... tohiny
pakopako ( 31/12/2009 17:40)
Installation
Salama jiaby Mba saika hangataka sopapa ho an'zay malala-tanana, nisy nanova ny messenger tato ampiasana d lasa tsy afaka mamaky hafatra za fa tonga dia "P" no misortra eo anefa miasa be amiko ny... tohiny
novalian'i 3188 ny 03/01/2010 21:33
xxx ( 31/12/2009 15:15)
2010
[img]http://www.linternaute.com/cartes/externe/js/carte/939405-1894755123-445.norevue.js[/img]... tohiny
sitlo ( 31/12/2009 14:08)
biz'oroka
Saika handefa bizy faran'ny taona tato aho dia tsy hitako hoe aiza ny fanaovana azy. Sa tsy nasiana intsony ve? 8) ... tohiny
novalian'i hery ny 31/12/2009 14:16
pikatti ( 31/12/2009 13:10)
BONNE ANNEE 2010
Bonne année daholo ny mpisera rehetra e, dia maniry fahasalamana ho antsika rehetra, dia ho bonne année koa ho an'i Gasikara Malalantsika [img]http://jcinfos.j.c.pic.centerblog.net/mf91unn8.gif[/... tohiny
novalian'i esserra ny 05/01/2010 08:18
Mirananirina ( 31/12/2009 12:29)
Andao isika hivavaka ry mpitondra sy mpanao politika
Enga anie hitondra filaminana hoan'ny tanindrazana ny taona 2010 amen.... tohiny
novalian'i fijo ny 24/01/2010 00:00
Bazilou ( 31/12/2009 11:53)
Tafahaona tao @ fety tetsy Carton rapika sy rawix
Retrouvailles. Le hasard a mis côte à côte, mercredi au Carlton, des acteurs opposés de la politique venus assister au gala évangélique de Rija Rasolondraibe. Le général Ramakavelo de la mouva... tohiny
ouioui ( 31/12/2009 10:29)
Ho eny @ 13 may daholo e
Eny @ 13may daholoi ndray zany ny 100.000tsy an'asa raha VAO tapitra ny fety e :lol: ... tohiny
novalian'i ouioui ny 06/01/2010 20:04
AndriambyII ( 31/12/2009 09:58)
polifiglotoniolitikomaniakapitakolomamoantatatra !!
Avy t@ gazety iray malagasy ity hafatra ity . Révélations. Les leaders des trois mouvances seraient interdits de sortie du territoire. La révélation a été faite hier soir par Fetison Rakoto A... tohiny
novalian'i pikatti ny 06/01/2010 07:07
jarifa ( 31/12/2009 05:03)
Ireo Gazety isan'andro
Mba tena mahagaga ahy ireto gazety mpiseho isan'adro, tsy haiko izy ireo na manenjika "quantites" fotsiny na ahoana fa dia mahamenatra ihany hoe GAZETY ve ianao dia mbola ahitana soratra diso foana, @... tohiny
novalian'i jarifa ny 05/01/2010 07:33
xxxw ( 31/12/2009 00:44)
Monja Roindefo
Mivavaka mafy any jerosalema ranama izao Haka fanjakana sa matahotra an'i siklôna Davida sa ny budget 2010 8O :-D ... tohiny
xxxw ( 31/12/2009 00:44)
Hetram-piangonana,tsisy saosy ntsony marina
Vaovao nanaitra tamin’izao faran’ny taona izao ny filazana fa hakana hetra koa ny fiangonana araka ny nitateran’ny gazety mpiseho isan’andro iray azy. Mikasika indrindra izay, resaka isika sam... tohiny
novalian'i fijo ny 04/01/2010 20:43
hery ( 30/12/2009 21:53)
Inona avy no zavatra azo atao eto?
Misy ireo namana vao niditra no manontany hoe inona avy marina moa no zavatra tena azo atao eto amin'ity serasera ity koa ity ambany ity ny fanazavana momba izany. Dia ampitampitao [url]http://seras... tohiny
zakilinina ( 30/12/2009 14:44)
Fako misavovon'Antananarivo. Aiza i Mialy tsy manome maodely
Efa nataon'ny vadin'ny filohan'ny fat ny manome maodely ny mponin'Antananarivo amin'ny fanadiovana ny tanàna. Misavovona be ny fako ka mijaly ilay antsoina hoe vahoaka. Aiza ianao é !... tohiny
novalian'i pikatti ny 06/01/2010 07:13
terrywui ( 30/12/2009 11:28)
Maty ho azy ve i Sylla? AZAFADY LETSY RAPIQUE
Maty Sylla !.....Be no sorena sy nahalala ny marina sahady ,efa nisy sasany tamin'ny Antoko TIM nametrapialana nefa olona ambony ary nilaza sy nanaiky na de tsy mbola ofisialy aza fa novonoin'ny TIM i... tohiny
novalian'i pikatti ny 04/01/2010 22:42
mibalika ( 30/12/2009 09:13)
fisaorana
misaotra ny mpiandraikitra nanala ilay hafatra fitadiavana sarin-jazavavy, misy olona tena olon-dia ,eran-tany ny devoly ny any BANGKOK aza efa tsy hita izay hilazana azy...... tohiny
novalian'i Papoose ny 30/12/2009 19:29
antsoy ( 30/12/2009 04:45)
visual studio
Misy fomba ve analana ny commentaire rehetra ao amin'ny code iray amin'ny alalan'ny VS na notepad++? Na eclipse tsy maninona fa ny VS no tena fampiasako dia amin'izay tsy manao copie coller im-be dia... tohiny
novalian'i hery ny 30/12/2009 08:16
feticon ( 30/12/2009 03:28)
r8 mangataka ni-abrogé loi t@ 17mars 2009
Mba mahagaga ahy ihany ilay ordonnance nataon-dRajoelina ni-abrogé ilay ordonnance nataony ni-ratifié ny accords de Maputo. Satria raha ni-abrogé ilay ordonnance nataony namindra ilay fahefana tami... tohiny
milamina ( 30/12/2009 01:31)
Mandroso haingana toy ny TGV i Madagasikara
Tsy misy intsony ny ampihimamba amin'ny tsenam-panjakana fa malalaka sy ara-dalana ny fifaninanana. Tapitra hatreo ny risoriso satria manatevindaharana ny BIANCO ry zareo ao amin'ny FIS. Nidina ... tohiny
novalian'i fijo ny 05/01/2010 21:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.8093