Ho eny @ 13 may daholo e

1. ouioui ( 31/12/2009 10:29)
Eny @ 13may daholoi ndray zany ny 100.000tsy an'asa raha VAO tapitra ny fety e :lol:
novalian'i ouioui ny 06/01/2010 20:04
2. xxxw ( 31/12/2009 10:39)
Tonga dia aleho eny Ambohitrirohitra dieny izao ho haingany leuleu
3. Mirananirina ( 31/12/2009 10:58)
100.000tsy an'asa
:{ :{ :{
4. Bazilou ( 31/12/2009 11:56)
Ny mponinana Antananarivo iray manontolo miaraka @ foko 18 tsisy mahavita n'inon'inona , tsisy apoaka :-D
5. stallingrad ( 31/12/2009 12:18)
Fozatay tsisy apoaka reto no mivovoa isan'andro eto, tssss, ny olona lesy zao efa TIM daholo a
6. pikatti ( 31/12/2009 14:08)
:-D :-D :-D efa fety leisy zao razoamm fa inona ary ty mbola mamely ty ihany lé
7. milamm ( 01/01/2010 02:39)
aiza no misy an'i lelen'io terrywui rapika fa ela loatra a,ao @ tanana v sa ao frantsa fa vita io,ho itantsika foana io ,i andry ho avy tsy ho ela ny tsy mety,.hiseho ny nifiko @ le drenynanakivy ireo refa voamboatra voavidiny frantsay ka makaloiloy beurkkk ozy bazil izay
8. ndotofetsi ( 01/01/2010 21:53)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
9. dadabe ( 03/01/2010 06:40)
:-D
10. fijo ( 04/01/2010 20:41)
aza vitaina izany kosa ny akamanay e,rora ampiadiana wa fa aza mampiasa tanana izany
11. pikatti ( 04/01/2010 22:41)
Minana tsara elah ouioui aloha , tsy maintsy mifona elah hoa zay vao miresaka :-D
12. fijo ( 05/01/2010 21:26)
mifohaza letsy bainn an
13. ouioui ( 06/01/2010 20:04)
Minana tsara elah ouioui aloha , tsy maintsy mifona elah hoa zay vao miresaka
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0408