Ho eny @ 13 may daholo e
1. ouioui
(
31/12/2009 10:29)
Eny @ 13may daholoi ndray zany ny 100.000tsy an'asa raha VAO tapitra ny fety e :lol:
répondu par ouioui le 06/01/2010 20:04
4. Bazilou
(
31/12/2009 11:56)
Ny mponinana Antananarivo iray manontolo miaraka @ foko 18 tsisy mahavita n'inon'inona , tsisy apoaka :-D
5. stallingrad
(
31/12/2009 12:18)
Fozatay tsisy apoaka reto no mivovoa isan'andro eto, tssss, ny olona lesy zao efa TIM daholo a
6. pikatti
(
31/12/2009 14:08)
:-D :-D :-D efa fety leisy zao razoamm fa inona ary ty mbola mamely ty ihany lé
7. milamm
(
01/01/2010 02:39)
aiza no misy an'i lelen'io terrywui rapika fa ela loatra a,ao @ tanana v sa ao frantsa fa vita io,ho itantsika foana io ,i andry ho avy tsy ho ela ny tsy mety,.hiseho ny nifiko @ le drenynanakivy ireo refa voamboatra voavidiny frantsay ka makaloiloy beurkkk ozy bazil izay
10. fijo
(
04/01/2010 20:41)
aza vitaina izany kosa ny akamanay e,rora ampiadiana wa fa aza mampiasa tanana izany
11. pikatti
(
04/01/2010 22:41)
Minana tsara elah ouioui aloha , tsy maintsy mifona elah hoa zay vao miresaka :-D
13. ouioui
(
06/01/2010 20:04)
Minana tsara elah ouioui aloha , tsy maintsy mifona elah hoa zay vao miresaka:-D
