Mandroso haingana toy ny TGV i Madagasikara
1. milamina
(
30/12/2009 01:31)
Tsy misy intsony ny ampihimamba amin'ny tsenam-panjakana fa malalaka sy ara-dalana ny fifaninanana.
Tapitra hatreo ny risoriso satria manatevindaharana ny BIANCO ry zareo ao amin'ny FIS.
Nidina ny vidin-tsakafo sy kojakoja fampiasa andavanandro ka samy mahatakatra izany ny tokantrano tsirairay.
Mandroso ny demokrasia ary malalaka ny tsirairay haneho hevitra na etsy amin'ny kianjan'ny demokrasia sy amin'ny haino aman-jerim-panjakana.
Tsy nisy lasan'ny vahiny intsony ny harena sy tanin'ny Malagasy na dia kely "monja" aza, afa-tsy ilay 690 000 hectares nomena ny "Varun Energy" hangalany ny Uranium Malagasy.
Mandry fahalemana ny firenena ary mihena ny asan-dahalo sy tontakely.
Mitombo ny fanomezana asa ny tanora ary koa mihena ny isan'ireo tsy an'asa.
Manaova taom-baovao sambatra daholo ry Malagasy havako!

novalian'i fijo ny 05/01/2010 21:29
2. esserra
(
30/12/2009 01:56)
Maloto sy feno fako daholo izay lalovana
Potika ny lalàna
Mitombo ny mpivarotena tsy fidiny
Goaka sy lasa tany karakaina iny @ faritra misy bois de rose iny
2/3 mponina eto Antananarivo lasa mivarotra ny enta-keliny eny an-dalabe sisa
1.500.000 no tsy an'asa direct sy indirect nohon'ny hikatonan'io AGOA io fotsiny
snssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssssss tsy voatan'isa
tena vraiment "LE PERE NOËL(radomelina) EST UNE ORDURE" CET ANNEE

3. zokybe
(
30/12/2009 07:49)
Mahazaka fa nareo avy ao Tana ihany no nahatonga izao. Tia hitsepatsepa hifidy azy eo ko....
5. jarifa
(
30/12/2009 09:18)
Izao no atao hoe mibaby ny vokany e!
na ny entanarehetra eo an-tananareo aza mbola ho amidy eny @ sisin-dalana refa kelikely, izao ilay nitady toko ka sendra vato dia andrahoy eo @ izay ny anareo :?

6. ndotofetsi
(
30/12/2009 16:29)
Mifidiana haingana ndray e, ialahy isany ireo indrindra no mitomany ny hifidy olom-baovao eo , tsssss, tsy hitako koa zay lojikanareo ty ry ngama 8O 8O 8O
7. jarifa
(
31/12/2009 04:09)
tratry ny farany daholo eeee!
tena efa Mandroso be tokoa i Dago @ fahantrana sy ny Fandrobana ary ny Vono olona ka, Mety Tsara fa tohizo

9. diloo
(
31/12/2009 22:46)
Arabaina tokoa fa voalohany amin'ny vodilaharana eran-tany i Gasikara.Sambatra ny malagasy nahazo fahafahana hirotsoka ao anatin'ny lavapakon'i rabelety.
11. milamm
(
01/01/2010 02:55)
dontofetsy no tiko lazaina,tondondripo miesho fetsepr nefa vendrapr hon hon hon
12. fijo
(
04/01/2010 21:39)
aleo hanao eo,fa nitetateta nametraka azy teo ,ka aleo ahita tsara aloh araha mbola hafaka hisaina koa rehefa avy eo
13. pikatti
(
04/01/2010 22:35)
Arabaina tokoa fa voalohany amin'ny vodilaharana eran-tany i Gasikara.
K'olona vendrap ve no mitondra klé !tsy mahagaga, taiza foana ry Diloo a, aza mora kivy @ rawix fa samy mifanala fotsiny eto fa tsisy mandaroka zany,tsy mitovy hevitra fa samy akama daholo ihany io :D