BONNE ANNEE 2010

1. pikatti ( 31/12/2009 13:10)
Bonne année daholo ny mpisera rehetra e, dia maniry fahasalamana ho antsika rehetra, dia ho bonne année koa ho an'i Gasikara Malalantsika


Avec modération :lol:
Zay aloha fa dia @ taona ho avy ndray !!!
novalian'i esserra ny 05/01/2010 08:18
2. xxxw ( 31/12/2009 13:21)
Samy ho tratran'ny ho avy daholo e!!!Fahasalamana,fahombiazana ho antsika rehetra
Mivavaha ho an'ny tanintsika
3. ramosekely ( 31/12/2009 13:25)
dia ho samy tratry ny ho avy indray e
4. maryline ( 31/12/2009 13:25)
Bonjour Pikatti! de Bonne année koa ho anao sy ny namana rehetra


5. ramosekely ( 31/12/2009 13:27)
miala any indray ny fianakms rapikany an ,misaotra e
6. esserra ( 31/12/2009 13:28)
Raiiiiima dia higadona sady hihetsika fa aleo dieny zao dia alefa ny firarian-tsoa @ nareo mpanao dinika politika sy polifika eto
7. zama91 ( 31/12/2009 13:31)
misaotra lesy e ,aza adino ha anniversaire ko radem eto @ serasera an
8. zoamm ( 31/12/2009 13:34)

2010 MILAY BE EEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEE
9. maryline ( 31/12/2009 13:37)
Ho an'ireo mpfankatia eto @ politika i MRfiona sy ifiona bisss be ho anareo roa

10. ouioui ( 31/12/2009 13:39)
ANNIF ELAH RAZAMA ??? KOZY VE??? Tsara daty , tsss.... avoahy eo ny kara-panondro :-D
11. tsipolitra ( 31/12/2009 13:46)
:roll: torak'izany daholo nareo , enga anie ka tsy hifandramatra intsony ianareo tsy mitovy hevitra ireo
12. kiidoropamba ( 31/12/2009 13:46)

Filaminana sy fahasambarana no hiriko ho an'ny taniko
http://www.youtube.com/watch?v=YQ4wFpJyq2I
13. maeva74 ( 31/12/2009 13:50)
Mahafinaritra ato @ politika ato izany dia manararaotra miarahaba an'i Andriamatoa Hery koa nohon'ny tsingeritaona naterahany androany

Bon anniversaire sefo de Bonne année koa

14. tsipolitra ( 31/12/2009 14:01)
:roll: torak'izany daholo nareo , enga anie ka tsy hifandramatra intsony ianareo tsy mitovy hevitra ireo
15. pikatti ( 31/12/2009 14:07)

BON ANNIF COUSIN E!!! DIA MIRARY FAHASALAMA SY FAHOMBIAZANA HO ANAREO NY FIANAKAVINA ATY E :lol:
16. Mirananirina ( 31/12/2009 14:11)
bonne année koa nareo eh
17. AndriambyII ( 31/12/2009 15:09)
18. AndriambyII ( 31/12/2009 15:10)
tratry ny taona daholo !!
19. milamm ( 31/12/2009 15:23)
samy tratrany farany taona sy taona vaovao dolidoly ary mirary soa ho an'ny rehetra :-*
20. yukaa ( 31/12/2009 16:17)

Akemashite Omedetô = bonne année en japonais ny namana rehetra e, tsy manadino yuka kely,bisous mamibe le..... :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1242