BONNE ANNEE 2010
1. pikatti
(
31/12/2009 13:10)
Bonne année daholo ny mpisera rehetra e, dia maniry fahasalamana ho antsika rehetra, dia ho bonne année koa ho an'i Gasikara Malalantsika

Avec modération :lol:
Zay aloha fa dia @ taona ho avy ndray !!!

Avec modération :lol:
Zay aloha fa dia @ taona ho avy ndray !!!
novalian'i esserra ny 05/01/2010 08:18
2. xxxw
(
31/12/2009 13:21)
Samy ho tratran'ny ho avy daholo e!!!Fahasalamana,fahombiazana ho antsika rehetra
Mivavaha ho an'ny tanintsika
Mivavaha ho an'ny tanintsika
6. esserra
(
31/12/2009 13:28)
Raiiiiima dia higadona sady hihetsika fa aleo dieny zao dia alefa ny firarian-tsoa @ nareo mpanao dinika politika sy polifika eto
11. tsipolitra
(
31/12/2009 13:46)
:roll: torak'izany daholo nareo , enga anie ka tsy hifandramatra intsony ianareo tsy mitovy hevitra ireo
12. kiidoropamba
(
31/12/2009 13:46)

Filaminana sy fahasambarana no hiriko ho an'ny taniko
http://www.youtube.com/watch?v=YQ4wFpJyq2I
13. maeva74
(
31/12/2009 13:50)
Mahafinaritra ato @ politika ato izany dia manararaotra miarahaba an'i Andriamatoa Hery koa nohon'ny tsingeritaona naterahany androany
Bon anniversaire sefo de Bonne année koa
Bon anniversaire sefo de Bonne année koa
14. tsipolitra
(
31/12/2009 14:01)
:roll: torak'izany daholo nareo , enga anie ka tsy hifandramatra intsony ianareo tsy mitovy hevitra ireo
15. pikatti
(
31/12/2009 14:07)

BON ANNIF COUSIN E!!! DIA MIRARY FAHASALAMA SY FAHOMBIAZANA HO ANAREO NY FIANAKAVINA ATY E :lol:
19. milamm
(
31/12/2009 15:23)
samy tratrany farany taona sy taona vaovao dolidoly ary mirary soa ho an'ny rehetra :-*
20. yukaa
(
31/12/2009 16:17)

Akemashite Omedetô = bonne année en japonais ny namana rehetra e, tsy manadino yuka kely,bisous mamibe le..... :lol:

