BONNE ANNEE 2010
22. MRifiona
(
31/12/2009 16:45)

[center]Mirary taom-baovao ho anareo koa izahay mivady,ity taoana 2010 anie ka hitondra vaovao tsara ho antsika rehetra sy ny Tanindrazantsika[/center]
23. Logan89
(
31/12/2009 17:06)
Tratran'ny taona 2010 pikatti sy ny mpisera rehetra dia manararaotra manao bon annif an'i Sefo Hery:-P
25. ndotofetsi
(
31/12/2009 17:37)
8O 8O 8O 2007 8O 8O 8O
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
27. ramosekely
(
31/12/2009 20:01)
tratry ny farany koa papoose e fa taiza no tsy hita mihitsy ndry e
28. mpandrindra
(
31/12/2009 20:32)

MISAOTRA ANAREO REHETRA IZAHAY MPIANDRAIKITRA SY MPANDRINDRA NY SERASERA :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
33. TEGEVE
(
01/01/2010 11:44)
Anaka isany, mirary fety sambatra anareo rehetra ny tenako manokana,izay mankalaza rahateo ny fitsingerenan'ny taona naterahako , tsy manadino anareo

[center](l) (l) (l) (l) Masina Ny Tanindrazana (l) (l) (l) (l)Masina Ny Tanindrazana (l) (l) (l) (l)[/center]

[center](l) (l) (l) (l) Masina Ny Tanindrazana (l) (l) (l) (l)Masina Ny Tanindrazana (l) (l) (l) (l)[/center]
36. SERGIOxx
(
01/01/2010 13:31)
[center]Que cette nouvelle année vous apporte la santé,
Qu'elle soit source de joies, de paix et d'espérance
Qu'elle déborde de bonheur et de prospérité et
que tous les voeux formulés deviennent réalité!

[/center]
Qu'elle soit source de joies, de paix et d'espérance
Qu'elle déborde de bonheur et de prospérité et
que tous les voeux formulés deviennent réalité!

[/center]
38. ndenn
(
01/01/2010 15:50)
Mirary taona vaovao sambatra ho an' ny mpiserasera rehetra tsy ankanavaka na inona fironana politika ananany na inona ééé !!!!





[/center]