BONNE ANNEE 2010

41. milaibe ( 01/01/2010 19:55)
[center][/center]
42. milaibe ( 01/01/2010 20:20)
JE VOUS SOUHAITE UNE TRES BONNE ANNEE 2010 ET J'EN PROFITE POUR REMERCIER TOUS LES MPISERASERA :lol: http://www.youtube.com/watch?v=9Co-eRbCRf8
43. MialyRajoel ( 01/01/2010 21:32)
[center][/center]
MBOLA KATRIKATRY VE ILAY MALALAKO ZAY O!!! :wink:
44. cyril ( 01/01/2010 21:45)
Tratran'ny taom-baovao daholo !!!Izaho ve izany ry Mialy :D
45. MialyRajoel ( 01/01/2010 21:50)
Cyril haingana enao e, aiza??? tsy eto Andry hihihi, omeo ahy ny msn anao hoe :-* :*
46. ndotofetsi ( 01/01/2010 21:51)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
47. cyril ( 01/01/2010 22:04)
terrywui@hotmail.com aleo rampitso hariva ,mety aminao ve???....
48. MialyRajoel ( 01/01/2010 22:08)
Ef eto izy rahampitso izany ,tsy mety amiko fa laziko eo ianao e, tsy fantatro na ho aiza aloha izy fa lazaiko ianao rehefa avy eo any @ msn any , dodo ary e, tsy hitanao ve i Lalao,mampamangy antsoiny hoe,bisous mamibe :*
49. wiwiwi ( 01/01/2010 23:36)

toneno ny fo é,misy mariazy serasera @ ity taona ity :lol:
50. gassmilay ( 02/01/2010 00:57)
[center][/center]
[center]BONNE ANNEE ANTSIKA REHETRA KOA E,MILAY DAHOLO INAREO REHETRA[/center]
51. bebonga ( 02/01/2010 07:08)
[center][/center]
[center](l)Bonané tsika jiaby na Madamo na Madimouzely na Antidahy na Antibavy na na Zazamadiniky na Tanora (l)[/center]
52. jarifa ( 02/01/2010 08:01)
Bonne annee 2010 dia mirary soa daholo e!
53. LalaoRavalo ( 02/01/2010 12:15)
tsy hitanao ve i Lalao,mampamangy antsoiny hoe
Sahirana rankizy a, nikarakara an'i Ramosé ,Bonne année daholo ho an'ny Malagasy tsy vaky volo,bonne année ho an'i MADAGASIGARA SY NY MALAGASY
54. LalaoRavalo ( 02/01/2010 12:54)
Tohina tokoa ny foko sy izahay maheno ny antso tonga aty aminay avy any @nareo maneran'ny Madagasikara manontolo, fisaorana mitafotafo ny hamalianay izany antsonareo izany ary ity taona 2010 ity ,hitondra fahasalamana sy fahombiazana ho antsika rehetra ,Andriamanitra homba antsika hatrany hatrany--------------------
MISAOTRA INDRINDRA ,TRATRA NY TAONA 2010 DAHOLO NY MALAGASY SY I MADAGASIKARA (l) (l)
55. dadabe ( 02/01/2010 17:42)
miarahaba tratra ny taona ho antsika rehetra e
56. wxxx ( 02/01/2010 22:14)
Tratra ny 2010 dia ho tratra ny manarakadaholo e
57. katrikatry ( 03/01/2010 02:06)
[center]Broute moi l'abricot,
Suce moi le poireau,
Mange moi la figue,
Dévore ma banane et lèche moi la grappe !
Le compte est bon : ça fait bien cinq fruits et légumes par jour !!![/center]

[center][/center]
58. LionelMessy ( 03/01/2010 04:16)
[center][/center]
[center]=D=D=D=D=D=DDIA HAFOTAKA TSARA NY KITRA HO ANTSIKA MPIANGALY=D=D=D=D=D=D[/center]
59. dadabemirana ( 03/01/2010 13:55)
[center][/center]

MIARAHABA ANAREO TRATRAN'NY TAONA KOA I DADABE SONOA MAINTY :lol:
un petit clin d'oeil en passant pour ma belle Mirana :* :* :* :* :*
60. ifiiona ( 03/01/2010 14:02)
[center][/center]
(l)BONNE ET HEUREUSE ANNEE 2010 A TOUS, UN PETIT KIKOU POUR MRifiona (l) :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0467