Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
pikatti ( 09/01/2010 11:56)
AHOANA LESY RAWIX RETO GASIKELY TSY MBA VOAHASA
[img]http://www.alancha.net/imag/9afe9f6aac8d_C15C/madagrand18_thumb.jpg[/img]ireto 4mi ,refa tafita aty ve ialahy dia adinon'elah ny niangain'elah :roll: :roll: :roll: [img]http://www.gazetiko.... tohiny
novalian'i pikatti ny 11/01/2010 22:19
diamondra27 ( 09/01/2010 10:30)
video NSD Analamanga avril 2008
Miarahaba ny namana izay mbola tsy vita arahaba tratry ny taom-baovao 2010. Faly mizara horonan-tsary aminareo. Mba tongava @izay hono ny namana sasany fa izay efa tonga foana no tonga. http://... tohiny
novalian'i walte ny 24/04/2010 12:05
terrywui ( 09/01/2010 10:30)
FIFAMPIHARABANA TENY IAVOLOHA ANTSARY
[img]http://www.gazetiko.mg/gazetiko//images/stories/gazetiko/01-09-01-10.jpg[/img] NNTSAY E..! president mivady ...! mahafatifatiiiyyyy.....!! [img]http://www.gazetiko.mg/gazetiko//images/st... tohiny
novalian'i pikatti ny 11/01/2010 22:25
terrywui ( 09/01/2010 09:59)
tratra iany ry mpanongampanjakana sy mpamono olona! nigadra
[b]Tsisy takona ze tsy hiseho....! na niafina sy niala bala aza ry pikati sy ny namany de kobo iany de niditra soamantsara .....! araho anie ny tantara sy fialandrapikatti olana e! Pikatti=(cdt Daniel... tohiny
zakilinina ( 09/01/2010 09:32)
foibe koltoraly Albert Camus
Hitako tao amin'ny gazety iray fa koltoraly no andikana ny culturel. Angaha tsy efa hoe kolo na kolontsiana no andikantsika ny culture ?... tohiny
mimi ( 09/01/2010 08:16)
Resaka VOTSY
Resaka VOTSY no mba hametrahako fanontaniana eto hoe : Inona no mahatonga ireny votsy ireny dia inona no hitsaboana azy ? Fa efa tany amin'ny dokotera aho dia nodorany nefa hoatran'ny tsy hitako ny fi... tohiny
novalian'i sten-ryan ny 30/12/2013 09:50
milamm ( 08/01/2010 16:49)
volavolan-kevitra hanovana ny Lalampanorenana rep4
t@ 1998 no farany nanovana ny lalampanorenana,ireto ary ny drafitra atolotra ireo ho laniany ireo regime parlementaire avy eo http://www.malagasy-dispo.org/index.php?option=com_kunena&Itemid=53&func... tohiny
novalian'i milamm ny 11/01/2010 21:17
terrywui ( 08/01/2010 16:01)
nanongampanjakana ndray ry Pikatti sy ny namany eee..
politika Fikomiana tao Ampahibe Mpanao gazetin’ny Radio Fahazavana natao famotorana Tsy nifarana akory ilay raharaha fikomiana nataona miaramila teny Ampahibe tamin’ny 28 desambra ... tohiny
Toumba ( 08/01/2010 14:56)
reketo @ izay izy ty ry zareo an efa akaiky 26janvier an
midina eny @ 13mai par groupe petit groupe dia eny mifampitady,aleo matin'ny bala sy lakrimozena toy izay matin'ny hanohana sy ny tsy fisian'asa,efa fianana tsy misy espoir ity ,... tohiny
novalian'i pikatti ny 09/01/2010 12:11
TEGEVE ( 08/01/2010 13:13)
DIDOHA LAVA ZAO TSISY FARANY RAHA TSY ANY AN-KADY
Norbert Ratsirahonana, conseiller spécial d’Andry Rajoelina et « membre de la HAT » a donné son avis sur l’attitude que pourrait adopter le numéro un de la transition. « Ce n’est pas... tohiny
novalian'i pikatti ny 08/01/2010 19:48
ravonjison ( 08/01/2010 11:39)
Hirahira...tohiny.
Tsy tadidiko tsara fa volana maromaro lasa izay nisy resaka famoronana hira sy fihirána teo. Izaho moa nilaza fa tsy mahay mihira aho fa mandihy no mba haiko.Ary nilaza koa aho fa rehefa mandalo an... tohiny
novalian'i ni81 ny 08/01/2010 13:14
esserra ( 08/01/2010 09:11)
Mouvance de Dieu
Lasa vary @ anana be le kôzy politika ao @ tanana sakaaa, « Certes, des résultats ont été obtenus mais certaines personnes s’entétent à poursuivre leur décision unilatérale et donc de... tohiny
Bazilou ( 08/01/2010 08:24)
TSY HITA TRASY INTSONY RY SANKALITE
[img]http://www.rigolus.com/les_images/politique/la_vision_des_americain_sur_le_monde/la_vision_des_americain_sur_le_monde.jpg[/img] :-D :-D :-D :-D :-D :-D Beeeeeeeeeeeeeeeeeuuuuuuuuuuuuuuuuuuu... tohiny
novalian'i pikatti ny 08/01/2010 19:44
bradley7 ( 08/01/2010 06:39)
Mamangy amin'ny fahoriana e! (Iza no maty?)
L’heure est maintenant venue pour les trois mouvances de tous les délires et de la haine au Magro, d’enterrer à jamais leur litanie de toujours. En d’autres termes, ce jour au Magro, ils devro... tohiny
novalian'i pikatti ny 08/01/2010 19:47
katrikatry ( 08/01/2010 00:57)
Proposition de Code électoral : avoir 21 ans mini et 65 ans
Very saina sy very fanahy ve ry Malagasy ireto e,dia efa atao sur mesures ho an'i rabadolahy TGV iny dia mihinana ny lotony daholo tsy antitra tsy tanora fa izay tadiaviny dia atao daholo,mafy marina ... tohiny
novalian'i milamm ny 09/01/2010 00:26
ndotofetsi ( 07/01/2010 22:15)
Tsara kapoka tsaratsara
[img]http://www.rigolus.com/jour/gif_du_jour/2010/01_07_67393607/2.gif[/img] Nahazo daka tany @ GIC i Radomelina =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) ... tohiny
novalian'i pikatti ny 08/01/2010 19:42
esserra ( 07/01/2010 19:15)
Bricolage tgv tsy mitazona mihitsy
La réunion d’Addis-Abeba s’orienterait vers la condamnation de l’option unilatérale et des élections du 20 mars. Un groupe constitué par les Etats-Unis, la Russie, la SADC et l’Union afric... tohiny
terrywui ( 07/01/2010 16:39)
voatsoka koa ny SADC e! iza sisa fanantenanreo ry reto a!
politika [b]Vondrona Afrikanina-krizy Malagasy[/b] Tapa-kevitra fa hanala ny SADC ao anatin'ny mpanelanelana [b]Sosokevitra roa no heverin'ny Fianakaviambe Iraisam-pirenena haroso hamahana ny ... tohiny
novalian'i pikatti ny 08/01/2010 19:40
rijadolly ( 07/01/2010 16:12)
FIVAVAHANA SY NY FIRENENA
103440 Ny hevitra nandeha tao amin\' dinika \" Fivavahana,Finoana \" 102979 Ny hevitra nandeha tao amin\' dinika \" Politika \" Raha raisiko eo amin\' [b]fitiavana Tanindrazana = Politika # sez... tohiny
novalian'i niryna ny 01/02/2010 06:20
terrywiui ( 07/01/2010 15:54)
Raha izaho i Rajoelina dia miala
Tsy aleo ve miala tsy misy maratra e Milaza an'izany mantsy aho sao lahy ka hanenena!!!... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.3032