Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
pikatti ( 12/01/2010 11:52)
La ministre de la justice Christine Razanamahasoa
[img]http://www.madagascar-tribune.com/local/cache-vignettes/L240xH255/Min_Justice-51f1b.jpg[/img] Naninona hono no tsy nolazaina ny fitondrana raha nisy nikotrika fanakorontanana !!!! Oadray zany Ra... tohiny
novalian'i xxx3 ny 14/01/2010 01:07
hery ( 12/01/2010 09:48)
Eto ampitandrano eto aho...
Ity indray hira iray. Tsy mbola henoko fa nisy nampiditra tao amin'ny tononkira. Iza kay ny mpihira azy? Hery Eto ampitandrano eto aho No mibanjina mangina ao antsaina Ao am-poko manina mahat... tohiny
hery ( 12/01/2010 08:17)
Efa ela ihany aho...
Salama daholo Iza kay no mihira an'ity hira ity raha fantatrareo? Efa ela ihany aho no naniry hiaraka aminao Nefa moa ianao tsy taitra akory hatrizay Ny tena moa tsy manana omena Ny tena ... tohiny
novalian'i ANARIM ny 21/01/2010 12:14
rahery08 ( 12/01/2010 07:48)
ANDRIAMANITRA MIHAONA AMIN'NY OLONA
Miarahaba ny namana rehetra ato @ serasera. Nanaitra ahy ity perikopa tamin'ny Alahady ity ary tsy haiko ny tsy hizara azy aminareo namana ato amin'ny serasera DEOTERONOMIA 5: 20-24 Eto dia izao ... tohiny
novalian'i niryna ny 01/02/2010 06:13
rabaradaka ( 12/01/2010 07:13)
Fa maninona no tsy mety rava ny HAT sy Andry TGV
Mampanontany tena ihany ry dadatoa ny zava-misy hoe fa maninona no elabe no hanalana an'ireto HAT sy ity Andry TGV ity. Ny mpitarika ny eny amin'ny MAGRO (Fetison, MAmy) dia tsy manana experience loat... tohiny
novalian'i fijo ny 16/01/2010 22:44
vatofototra ( 11/01/2010 21:33)
REGARDER Video Journal 11 jan 2010-Mandat d'arrét Fetison
REGARDER Video Journal 11 jan 2010-Mandat d'arrét Fetison - Un petit Hitler ne deviendra pas grand Hitler d'après Zafy - Affaire Conseil d'Etat Mangalaza - Mandat d'arrét Fetison http://www... tohiny
novalian'i yuka ny 14/01/2010 04:06
ndotofetsi ( 11/01/2010 20:06)
HAHONGANO NY MPANONGANA
BE LOATRA NY TADY HANONGANA TATO ATO E!!!! IZAY MAHAVITA MANONGANA VOALOHANY DIA MAHAZO BILLETS ALLER RETOUR TANA-BAGDAD :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i Radidier ny 13/01/2010 12:42
ndotofetsy ( 11/01/2010 19:15)
mangataka ny hiverenan i andrywui fa be loatra le wui wui
hon hon hon tsy misy io fa efa lanin ny alika ny trondro =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =) =)) =)) =)) =)) =)) faly be zao ra wui wui nahita le lohateny sniff tchroufff :@ :@ ... tohiny
novalian'i ouioui ny 13/01/2010 18:46
terrywui ( 11/01/2010 18:19)
tratra aby ry mpanongampanjakana marina ...!
kobo daholo ry fetison mody namono botretra tao kay manafi-koho fotsiny fa mpanongampanjakana koa !! kobo koa i MAMY Rakotoarivelo zay efa ela no narahi-maso akaiky fa mety lery le nitifitra teo Amboh... tohiny
novalian'i pimaso ny 14/01/2010 12:27
vatofototra ( 11/01/2010 17:32)
REGARDER VIDEO Journal -Tour d'horizon - La loi du plus fort
REGARDER VIDEO Journal - Tour d'horizon - La loi du plus fort http://www.vatofototra.com/topic1/index.html... tohiny
novalian'i pikatti ny 11/01/2010 22:17
itaramasoandro ( 11/01/2010 13:13)
ampitampitao hivelomana
hevitra noentiko teo @ tontolo iainana saingy arosoko eto fa mafy ny manjo. tsy nisy nanohy ity hevitra momban'ny fandripahana ny alan'ny nosy ity ny namana teto @ serasera. sady mahatezitra no mam... tohiny
itaramasoandro ( 11/01/2010 13:08)
andohalika ny ranombary
hevitra noentiko teo @ tontolo iainana saingy mifandringitra mafy 2 fiaraha monina ka arosoko eto. tsy nisy nanohy ity hevitra momban'ny fandripahana ny alan'ny nosy ity ny namana teto @ serasera. ... tohiny
novalian'i milamm ny 15/02/2010 21:02
Annie2006 ( 11/01/2010 12:12)
Défi hoan'i kidoropamba: Fijerevana volana alohan'ny biby
IZAY VOASORATRA DIA VOASORATRA! Tsy tongatonga hoazy akory izao rehetra izao fa nisy asa efa natao sy nomanina hatry ny ela. http://www.madagasikara-soa.com/index.php/Chroniques-politiques/Annee... tohiny
novalian'i milamm ny 14/01/2010 21:10
hery ( 11/01/2010 00:39)
Mety hisy fahatapahana
Mety hisy fahatapahana ny blaogy.org sy blaogy.com ao anatin'ny 24 ora noho ny fifindran'ny "registrar". ... tohiny
novalian'i hery ny 22/01/2010 09:29
ravero ( 10/01/2010 19:46)
Fahafinaretana
Saika mba hanontany hoe ahoana ny fomba ataoka fa tsy mahazao fahafinaretana mihintsy za rehefa manao firaisana @ vadiko ny azy mantsy kely ka mety azo atao ve ny manalehibe azy... tohiny
zoam ( 10/01/2010 18:26)
fa iza moa no tena mpanomgam panjakana
gisalahy homan ketra ka izy mangalatra indray no avo vava,ny mpanongampanjakana indray izao no milaza fa ny pomba an'i ra8 no miketrika hanogana an'i tgv sy ny akolitany,... tohiny
novalian'i zoam ny 13/01/2010 09:31
pikatti ( 10/01/2010 13:07)
Mouvance Dieu à Antsahamanitra en images
[img]http://mydago.com/wp-content/uploads/2010/01/Antshamanitra_4-300x225.jpg[/img] [img]http://mydago.com/wp-content/uploads/2010/01/Antshamanitra_5-300x225.jpg[/img] « Tsy hangina ny mpitondra ... tohiny
novalian'i BOTALIKS ny 20/01/2010 12:39
xxx ( 09/01/2010 20:39)
NODIMANDRY I KARDINALY ARMAND RAZAFINDRATANDRA
Maty androany folak'andro teo ny Raiamandrenintsika ny Kardinaly Armand Razafindratandra. MArihina moa fa tsy aretina no nahafaty azy fa karazana accident. Raha sendra nilomano tany @ Petite Plage tan... tohiny
novalian'i ni81 ny 12/01/2010 19:41
ndotofetsy ( 09/01/2010 20:29)
mpangalatra anarana
o ra hery aa vonoy any io ndotofetsy io fa mpangalatra anarana aaa tena donto mintriny =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) ... tohiny
ndotofetsi ( 09/01/2010 17:49)
Nirodana ny tambohiben'Ambohitrirohitra Rovan'Akoho
Nirodana ny tambohon’ ny Rova. Nisy fahavoazana indray ny rovan’i Manjakamiadana. Nirodana nandritra iny oram-be afak’omaly alina iny mantsy ny tamboho avy aty anoloany. Eo amin’ny 15 metatra ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.7235