Mouvance Dieu à Antsahamanitra en images

1. pikatti ( 10/01/2010 13:07)


« Tsy hangina ny mpitondra fivavahana satria mbola mitohy ny tsy fahamarinana, ny tsy fanajana ny zon’olombelona, ny herisetra ataon’ny Mpitandro filaminana amin’ny vahoaka, ny tsindrihazolena ataon’izay manana fahefana amin’ny fampiasana ny fitsarana, ny fampidirana am-ponja tsy aradrariny » hoy ny fanambarana.

« Takianay ny amoahana nyTale dy ny mpanao gazetin’ ny Radio fahazavana tsy misy hatak’andro ».

« Raha mangina ianareo dia ny vato no hiantsoantso » Lioka19/40.
novalian'i BOTALIKS ny 20/01/2010 12:39
2. esserra ( 10/01/2010 13:19)
Le cardinal Armand Gaëtan Razafindratandra est décédé ce Samedi 09 Janvier 2010, à l’âge de 81 ans. Armand Gaétan Razafindratandra est né le 7 août 1925, à Ambohimalaza, Madagascar. Cardinal malgache, il est archevéque émérite d’Antananarivo depuis 2005.
Mandria am-piadanana ianao ITKLH
3. esserra ( 10/01/2010 13:22)
Meeting au stade d’Andaboly - 9 janvier
Monja Roindefo et les manifestants ont pris à 14h le stade d’Andaboly, à Toliara, interdit par le chef de région.Les barrages de la gendarmerie ont cédés sous la pression des manifestants. Le meeting aura lieu en fin d’après-midi comme prévu.
Mouvance Roinndefo efa tsy voatazona intsony
Tsy voatazon-dry VITAL ny tantara fa hivadika FATAL :-D :-D :-D :-D
4. pikatti ( 10/01/2010 13:27)
Mandats d’arréts - 9 janvier
Des mandats d’arréts ont été émis contre l’ex-co-président de consensus Fetison Rakoto Andrianirina, l’ex-président du Congrès Mamy Rakotoarivelo et l’ex-députè Yves Aimé tous des membres de la mouvance Ravalomanana.
TSY MAMELY E!!! HENJEHINA DAHOLO SY HO GADRAINA DAHOLO VE NY ADVERSA POLITIKA LEULEU,
Dia mba inona ihany ary ny ao an-dohan'ity radomelina ity , tena hitondra seul zany no tena paika :?: :?: :?: :roll:
5. esserra ( 10/01/2010 13:37)
Cette nuit, des éléments du FIS se sont rendus au domicile de Fetison Rakoto Andrianirina pour procéder à son arrestation. Un mercedes blindée, ayant appartenu à Marc Ravalomanana, a été vue dans les environs avec un membre de HAT à son bord
Vam nangalarina ,setrasetra fanagadrana olona politika ,fanangadrana mpanao gazety, vola bois de rose,banky, fanapotehina orinasa,tsy mahazo miteny @ tv sy radio!!!!!!!
SAMBORY ANY IO RADOMELINA IO E, MBOLA HO BE NY ZAVATRA MAMOAN-TSAMPONA FA DIENY ZAO DIA SAMBORY DIA GADRAO ANY :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
6. xxx3 ( 10/01/2010 17:55)
tsy hitany fat intsony izay atao dia gadrainy sisa ny kil ,nefa tsy hainy fa vao maika aza tsy mijanona intsony ny lutte ,ny mouvance ny mpivavaka indray izao ,mbola hoavy eo ny mouvance mpivarotra amoron dalana,ny mouvance very asa noho ny agoa,ny mouvance ny bas quartier,ary tena ho loza dia ity
ny mouvance ny anarchie
:^) :^) :^)
7. ndotofetsy ( 11/01/2010 07:45)
http://www.youtube.com/watch?v=y1oMlwAqtOY

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
8. ndotofetsy ( 11/01/2010 07:55)
http://www.youtube.com/watch?v=0e4cGux1Gcw

:^) :^) :^) :^) :^) :^)
voalaza ao ny antso antarobia
9. Mirananirina ( 11/01/2010 08:44)
Tsy hangina ny mpitondra fivavahana satria mbola mitohy ny tsy fahamarinana, ny tsy fanajana ny zon’olombelona, ny herisetra ataon’ny Mpitandro filaminana amin’ny vahoaka, ny tsindrihazolena ataon’izay manana fahefana amin’ny fampiasana ny fitsarana
miaraka mivavaka amin'izy ireo isika na dia tsy any azy.
Le cardinal Armand Gaëtan Razafindratandra est décédé ce Samedi 09 Janvier 2010, à l’âge de 81 ans. Armand Gaétan Razafindratandra est né le 7 août 1925
mandria ampiadanana .
10. pikatti ( 11/01/2010 13:25)
Ary elah ty ve ry ndotofetsy tsy tireur d'élite e, bala iray fotsiny sady ery @ devant @ voiture blindée ve no tetika hamonoana "prez" tssssss resaka kitoatoa lesy iny a, fika nialana bala fa tsy voahantso tany Danemark lery :-D :-D :-D :-D
11. pikatti ( 11/01/2010 13:42)
Mba tsisy gasy tena mahasahy hotran'i Bruno Ben Moubamba , lery tena tsy mitsitsy mintsy @ ty fance à fric ty klé,
http://www.youtube.com/watch?v=KE23W9TOeNM&feature=player_embedded

12. terrywui ( 11/01/2010 18:09)
miantso an'Andriamanitra ve sisa atao ry TIM fa tsy namely sy tsy tafa mitsy le politika a?? nefa izao no tadidio tsara fa aza afangaronareo TIM mpamono olona reo mitsy ny resaka :" Omeo an'i Kaisara zay an'i Kaisara , ary ho an'Andriamanitra zay an'Andriamanitra " !! ny dikanzany :::::refa politika no hatao de politika refa hivavaka de hivavaka !!!! sa hanafangaro ny FJKM sy ny Fitondrana otran'ny an'i dada taloha ndray ???? de innnnn no niafarany avy teo ????? niongana satria tsaray mety zany ....!!!! :-D :-D :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
13. ndotofetsy ( 11/01/2010 19:21)
aleo aloha hafangaro ny sigara sy ny moly leuleu

sniff
tchrouff

hon hon hon

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
14. ndotofetsi ( 11/01/2010 19:58)
TSY AMPY VOLA NY TAM'S E,HAKA RAKITRA ALOHA NO BIZNA ZAO E,TSY TAFA NY BOIS DE ROSE :-D :-D :-D
15. pikatti ( 11/01/2010 22:22)
Tsy mahagaga , loham-boto no hitondrana firenena ve dia ho aiza, any an-kady io hoa , aza amelana fa semban-tsembano foana , aiza no tsy ho leo ao, i rawix aza ity mimenomeno hotran'ny tgvendrana rehetra lé :-D :-D
16. BOTALIKS ( 20/01/2010 12:39)
Eny, tsar dia tsara ny mivavaka, ary isaorana ireo mpitondra fivavahana nitarika. SAINGY, tsara kokoa raha tsy mivazavaza rehefa maneho hevitra, ary tsara kokoa raha afantoka bebe kokoa amin'ny fitodihana amin'Andriamanitra ilay resaka fa tsy maneho hevitr ho an'olombelona. Asa raha mazava fa ny tiako dia aleo mivavaka hoe "omeo saina" ny "mpitondra", ampianaro izahay malagasy hifandefitra, mamelà ny helokay ry andriamanitra ô ! Fa tsy hoe, avohay i ranona, na miala i ranona.
hevitra no omeko fa tsy tsy mitsara ireo nitarika tao akory.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0441