REGARDER Video Journal 11 jan 2010-Mandat d'arrét Fetison
1. vatofototra
(
11/01/2010 21:33)
REGARDER Video Journal 11 jan 2010-Mandat d'arrét Fetison
- Un petit Hitler ne deviendra pas grand Hitler d'après Zafy
- Affaire Conseil d'Etat Mangalaza
- Mandat d'arrét Fetison
http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
- Un petit Hitler ne deviendra pas grand Hitler d'après Zafy
- Affaire Conseil d'Etat Mangalaza
- Mandat d'arrét Fetison
http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
répondu par yuka le 14/01/2010 04:06
2. AndriambyII
(
11/01/2010 22:00)
:-D :-D tsss , mandany feeling fotsiny sisa ity é éé!!! (Ah ah ah) ²²
3. pikatti
(
11/01/2010 22:13)
Avoahy ary zany forces du changement zany ary!!! rarahin'iza inona izay prison zany , mifoaka ho azy daholo refa vita ny tolona fa tsy ko zany , efa tsy olana @ tami's zany :lol:
4. pikatti
(
11/01/2010 22:24)
Ary tena mifezaka be anie ry zalahy ao @ HAT ao zany klé, raha ry zalahy ireo angamba no atao hotran'ireny nataon'ny capsat ireny mety be ny hamono tena
5. pikatti
(
11/01/2010 22:47)
Tena votany le radomelina ty aloha fa lainga lainga
Résultats de contrôle techniques (candidat fifidianana ho filoha na rallye bandy mpanao pointe mantsy rajoujou io fa tsy nahavoa foana ihany nedala na dia efa mpigafy vam ny adversa......)
-Zafy pollution manetroka be
-Ratsiraka tsy ahitana pièces intsony
-Ravalomanana hors courses
Adinoniny anefa fa kabary tsy valiana iny de be zesta be , ho hita eto ary zay tena favy e, ataovy daholo izay mampety ny vam-nareo , ny paikanay tsy arakareo hoa
Dia mimenomenona ihany aloha :-D :-D :-D :-D

7. pikatti
(
11/01/2010 22:50)
tgv à la vapeur =besetroka tsy lany macth :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
8. katrikatry
(
11/01/2010 23:55)
23h27 Un front de libération regroupant une quarantaine de journalistes s'est constitué lundi pour demander la libération des deux accusés de la Radio Fahazavana(source sobika)
Selon vous, La liberté d'expression à Madagascar
----est réelle 9% (153 votes)
----n'existe pas 65% (1,144 votes)
----existe mais elle est menacée 27% (472 votes)
----Total Votes: 1,769
FANJAKANA BAROFO
Selon vous, La liberté d'expression à Madagascar
----est réelle 9% (153 votes)
----n'existe pas 65% (1,144 votes)
----existe mais elle est menacée 27% (472 votes)
----Total Votes: 1,769
FANJAKANA BAROFO
9. katrikatry
(
12/01/2010 00:13)

Na ho gadraina daholo ny mpiara miasa aminay mpanao gazety tsy hantampim-bavanay akory ianareo zay mba tgVERY
11. AndriambyII
(
12/01/2010 09:22)
katrikatry:
Na ho gadraina daholo ny mpiara miasa aminay mpanao gazety tsy hantampim-bavanay akory ianareo zay mba tgVERY
Fa aiza hono izy roalahy ireo ry katrikatry no voafonja??
12. Mirananirina
(
12/01/2010 10:35)
Fa aiza hono izy roalahy ireo ry katrikatry no voafonja??efa io amban'ny sary io hoe iza ry zalahy
13. wxxx
(
12/01/2010 11:32)
Fa aiza hono izy roalahy ireo ry katrikatry no voafonja??
Antanimora no misy azy ireo izao kou :oops: :oops: :oops:
Fanagadrana sy basy sy halatra ve no entina hampivoarana ny firenena :roll: :roll: :roll: :roll:
14. pikatti
(
12/01/2010 12:08)
Classique le fanagadrana jounalistes rehefa jadona ny fitondrana,efa miharihary anie izany e, efa manonona ny tena fa fitondrana jadona ny HAT ,izany ve no mbola avela eo :oops: :oops: :oops:
Amiko aza amelana fa korontano ao mandra-pialany ry zalahy a
Amiko aza amelana fa korontano ao mandra-pialany ry zalahy a
15. Mirananirina
(
12/01/2010 12:17)
Voalaza teo :diso ilay valiteny fa ho aiza moa ry zalahy raha tsy atao mihinana ny fatiny aloha, hangina ny vava dia avy eo ampihinana maloto izay vao alefa eny Tsiafahy.
Fa aiza hono izy roalahy ireo ry katrikatry no voafonja??
efa io amban'ny sary io hoe iza ry zalahy
16. terrywui
(
12/01/2010 13:22)
diso ilay valiteny fa ho aiza moa ry zalahy raha tsy atao mihinana ny fatiny aloha, hangina ny vava dia avy eo ampihinana maloto izay vao alefa eny Tsiafahy.salut mirana :* :* :* ary masika be ndry androany zany a..! fa naninona tampoka teo ?? i Noue akamandry zao ankalazaina ato ho ato ny date d'annif ny nanao divorce tato amin serasera.org hin hin hon hon hher her nataoatra petsa :-D :-D :-D :-D :-D :-D
17. pikatti
(
12/01/2010 13:28)
Ny ato anie lesy rawix tsisy hoe petsa ranona e, elah ihany no mihevitra hotran'izany fa ny olona mpisera maneho hevitra fotsiny fa tsy hoe hifaninana @ anona aho :lol: :-D
elah aloha nopetsain'i ndotofetsy e =)) =)) =)) =D =D =D
elah aloha nopetsain'i ndotofetsy e =)) =)) =)) =D =D =D
18. terrywui
(
12/01/2010 13:36)
elah iany anie no dontofetsi fopla e!! .....tsisy afatsy elah no mpi fopla ato ozy ra zoam tamiko !
20. pikatti
(
12/01/2010 13:42)
Razoama ve leisy dia hilaza ny vodiny misy tay klé, izany foana no kôzin'ny lery nefa mibaradaka ihany nedala avy eo ,
ary mety rapaty io fa iny tary iny koa bandy fopla be :-D :-D :-D
ary mety rapaty io fa iny tary iny koa bandy fopla be :-D :-D :-D