REGARDER Video Journal 11 jan 2010-Mandat d'arrét Fetison

21. terrywui ( 12/01/2010 13:44)
ry vatofototra tony angamba Radio fahazavana online kou
ataondrapà lisaka laisany oa rapique a..!! voa hatramin'i vatofotsy kou ato zany !! mba midira matetika ato letsy rapà mba mampihinana ato f elah tena elabe mitsy hita ! hamaizana mafy anireto TIM sy GTT sy 3mvs tsy mahay miaina ireto anie :-* :-* :-* :-* :-*
22. patrick2002 ( 12/01/2010 14:04)
mba mila manao vakansy letsy ra wix ialahy koa ve dia harary fo amireo havelao hikotaba eo fa olona tsy nahazo tapa- mofo tany @ MAGRO reo koa izay no maha romotra azy eo .
Rehefa tsy misy TGV miditra ato dia faly ery ry zalahy fa mbola mamim-bahoaka i DADA fa jereo ny resultat :-D :-D :-D dia avy eo tony ny haromotany
23. terrywui ( 12/01/2010 14:08)
mba mila manao vakansy letsy ra wix ialahy koa ve dia harary fo amireo havelao hikotaba eo fa olona tsy nahazo tapa- mofo tany @ MAGRO reo koa izay no maha romotra azy eo
hin hin hin hon hon hon tena voa any amin'ny farahatony rapique irery ato zany miady fo mafy mamaly kely fa vitandrapà soamantsara kléééé.....!! ra tsy efa nitsoka otran fanaony lery zay
24. pikatti ( 12/01/2010 14:21)
fa olona tsy nahazo tapa- mofo tany @ MAGRO reo koa izay no maha romotra azy eo
rawix no tazako nangarom-bilany tao, tsy nahazo fanasana tany Ambohitsirohitra mantsy lery . :-D :-D
25. esserra ( 12/01/2010 14:34)
Matoa mitazana ny Magro zany ry tgv dia midika izay fa matahotra , marina mintsiny zany, na hanafatra olona aman'arivo aza ny eny Ambohitsirohitra , ny sakafo sy ny volan-ny vahoaka no lany ary rariny raha ny vahoaka izay efa noana no tsy ho faly
26. terrywui ( 12/01/2010 14:58)
ze PS n'oul tsy ataonalh fopla alou no manenina e!!! io ndray ra essera fa vitanlety fopla ndray ..! soa fa efa manana PS hafa ra essera ka tsy tratran'ny fopla tsony :lol: :lol:
27. pikatti ( 12/01/2010 15:07)
Tssss anontanio leity rahery a, elah ve adala kle , :-D :-D :-D :-D
efa nandefasoko msg koa io esserra io fa lery mipoitra miarakaraka amiko foana dia lasa manomé hevi-diso , io zao elah fa babony esserra , ato anie bainn misy tary be fikafika fa sao elah mihevitra
28. jarifa ( 13/01/2010 05:45)
Efa mankaleo ny Politika ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-)
29. Radidier ( 13/01/2010 12:45)
Zao elah ry boaikely efa tapikaleha ,efa navelako seul teo fa tsisy fika ho avy @ zay aho handamina ny momban'ialahy :twisted: :twisted: :twisted:
30. yuka ( 14/01/2010 04:06)
Nareo reto manapatsinay a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0398