fa iza moa no tena mpanomgam panjakana
1. zoam
(
10/01/2010 18:26)
gisalahy homan ketra ka izy mangalatra indray no avo vava,ny mpanongampanjakana indray izao no milaza fa ny pomba an'i ra8 no miketrika hanogana an'i tgv sy ny akolitany,
novalian'i zoam ny 13/01/2010 09:31
2. milamm
(
10/01/2010 21:35)
zay mamafy rivotra ihany no ijinja tadio e,lalampiainana tsy azo iodivirana =)) =)) =)) tsy toerana ifandimbiasana akory fa lojikan-javatra mifanandrify
3. Toumba
(
10/01/2010 23:29)
tsy maintsy hipoaka ihany io baina an,resaka RAS iny vao fitsapana ny haliny rano fa mbola hoavy ny tena izy :evil: :evil: :evil:
4. vitamatavy
(
11/01/2010 00:50)
efa mipanika i kotonandra fa betsaka ireo officiers no tsy tonga ,ary indrindra moa fa ireo nanao fanambarana teny @ carlton t@ voeux teny soanerana teo,ary nambarany fa mety tao ambadiky ny resaka RAS ireo ka mbola mandeha ny famotorana. http://www.gazetiko.mg/gazetiko/index.php?option=com_content&task=view&id=9336
5. ndotofetsy
(
11/01/2010 07:35)
iza no tena mpanongampanjakana tsy ny vahoaka ihany ve no tritina de lasa izao ee
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. Mirananirina
(
11/01/2010 08:41)
fa iza moa no tena mpanomgam panjakanaNy mpanao ratsy anie tsy mahatsapa ny ratsy vitany mihitsy eh!atao ahoana ary.Izy tsy nanongana hihihi... :�) :�) :�) fa nangalatra fotsiny,nanao forcé..tamin'ny basy
gisalahy homan ketra ka izy mangalatra indray no avo vava,ny mpanongampanjakana indray izao no milaza fa ny pomba an'i ra8 no miketrika hanogana an'i tgv sy ny akolitany,
8. pikatti
(
11/01/2010 13:21)
Milaza foana democrate i radomelina nefa io jadona io no hataony , tena mahatsapa marina izy fa efa tsy izany intsony ny lalany izay nodradradradraina teny @ 13 may,
Izao Roindefo indray no mamaly faty , hisy raha ty fanonganam-panongam-panjakana ity lé

9. terrywui
(
11/01/2010 18:11)
Tena democrate be mintsy ny Fitondrana Rapique fa elah ve ahoana a§!!!!!! fa le lisany mitady hanongampanjakana lava io ane no mahatonga anlisany voasambotsambotra fona e !!!! zao ho dila tsy ho ela koa i YVES AIMEE , FETISON ,MAMY RAKOTOARIVELO .....noho io hadalana mitady hanongampanjakana io ihany io 8O 8O :oops: :oops: :oops: 8O
10. terrywui
(
11/01/2010 18:27)
o ra batista a!!! de mbola tsy hitanlah fona ve lety ireo mpanongampanjakana hita maso mibaribary be ireo de hanotaniana ndray a..!! fa elah ko ve pahina ee?? jereo tsara fa averiko ndraipa ary raha tsy kobonlah tsara :
-----notifirin'ny TIM basy ny tomobil nitondra ny Prezida teny Ambohimanarina
-----mody hoe hanatitra taratasy fampihavanana teny Ambohitsirohjitra hoe kay efa basy sy cocktail molotov aby tany ambalahany tany
----Niakatra nankeny Ampahibe ry CDT Daniel sy ry Directeur n'ny Radio Fahazavana saika hanapoaka ny Toby de haka Fitaovampiadiana tao!
--fa mbola bedebe izy rabatista fa raha ohatra mbola te hanotany elah de azoko tanisaina daholo ny koudeta mitady hataon'ny TIM a rehetra !!!! :oops: :oops: :oops: :oops: :oops:

12. pikatti
(
11/01/2010 22:18)
Petsa rawix lé, ataovy moramora ihany lesy bainn a :lol: elah koa anie toa manao am-po loatra
13. zoam
(
13/01/2010 09:31)
terrywui:
o ra batista a!!! de mbola tsy hitanlah fona ve lety ireo mpanongampanjakana hita maso mibaribary be ireo de hanotaniana ndray a..!! fa elah ko ve pahina ee?? jereo tsara fa averiko ndraipa ary raha tsy kobonlah tsara :
-----notifirin'ny TIM basy ny tomobil nitondra ny Prezida teny Ambohimanarina
-----mody hoe hanatitra taratasy fampihavanana teny Ambohitsirohjitra hoe kay efa basy sy cocktail molotov aby tany ambalahany tany
----Niakatra nankeny Ampahibe ry CDT Daniel sy ry Directeur n'ny Radio Fahazavana saika hanapoaka ny Toby de haka Fitaovampiadiana tao!
--fa mbola bedebe izy rabatista fa raha ohatra mbola te hanotany elah de azoko tanisaina daholo ny koudeta mitady hataon'ny TIM a rehetra !!!! :oops: :oops: :oops: :oops: :oops:
raha i ra8 lesy no nanamboatra an'iny andry iny efa ela iny vita saingy ra8 olona manana responsable ,izao vao tena hita mihavaka tsara ny vary sy ny tsiparifary