Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
KARELLE
(
19/01/2010 10:29)
sakafo entre gasy
ba omeo torohavitra ré tompoko en fait hiara hisakafo ny communauté gasy aty @minay @ samedi zao.KA LAY IZY ny entré sy ny vary ny tompon trano no hiantoka fa ny laoka samy mitondra ka eo mihitsy n...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 28/01/2010 11:22
fafahfy
(
19/01/2010 10:02)
flan
salama daholo!
so mba misy mahay flan azafady ; le flan tsara reny fa tsy otran'ilay amidy @ épiceirie reny. de raha tsy mampiasa four raha mba azo atao ve mety
misaotra mialoha mamaly ( flan aux...
tohiny
novalian'i rina63 ny 13/10/2011 12:01
ANARIM
(
19/01/2010 08:40)
solonanarana ao amin'ny sary rehetra
bjr daholo!
tsy haiko na ny ordi ampiasaiko no manondrana na ahoana fa teo amin'ny pejy voalohany ihany no nisoratra teo anilan'ny sary rehetra ny solonanaran'ilay eo amin'ny sary, dia nony pejy mana...
tohiny
novalian'i pikatti ny 01/06/2010 06:51
ANARIM
(
19/01/2010 07:55)
misy hevitry ny fo tsy takatry ny saina ...
le coeur a ses raisons que la raison ne connait pas ..... hatramin'izay dia matetika resin'ny foko ny fisainako tamin'ny fomba nitondrako tena teo amin'ny lafiny ara-pitiavana...
androany aho nanapa-...
tohiny
novalian'i navigo ny 15/02/2010 12:30
xxx
(
19/01/2010 07:37)
fianarana
manaona
saika mba anotany fotsiny aho hoe sao kay mba misy olona mahalala na mahafantatra site misy ny sujet BAC MALAGASY tamini taona efa lasa (voir méme depuis l'année 2005 si possible) miaraka a...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 23/01/2010 21:52
rabaradaka
(
19/01/2010 06:21)
Ho rava tsy ho ela ny HAT
Dadatoa a, samia mivonona amin'izay fa ho raikitra izy ity. Inona moa izany, hoy ianao ? Ny fanalana an'i Andry TGV sy ny HAT. I hetsika atao eo Anosy io no hifaranan'ity fitondrana TGV ity. Raha tsy ...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/01/2010 21:05
patrick2002
(
19/01/2010 02:35)
intox encore des intox ,toujours des intox
Izany ny fomba hitaizana anireo dadiste ao @ Magro ,sy ny dadiste eto @ serasera ,ary izany intox izany dia mitaiza olom-pirenena ho extremiste mba jereo anie ny tsaho hafafiny dadiste eh!
- Nanam...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/01/2010 21:14
vatofototra
(
18/01/2010 20:10)
REGARDER VIDEO Journal-Sonorisation Mouvance Madagascar rama
REGARDER VIDEO Journal-Sonorisation Mouvance Madagascar ramassée par des militaires 18 jan2010
Le meeting de la Mouvance Madagascar à Anosy s'est tenu malgré la confiscation par des militaires d...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/01/2010 21:26
kofa2
(
18/01/2010 18:56)
fa aona ar zany
kaiz daolo, zao aloha a, az tonga de mikoz oe gay za a!!!lol
fa zao oa , za manana bajo, a ny zavatra tsy aiko de misy revy afa otrany ahitako fihany ko, miara mijery film x am akama, de miara mimast...
tohiny
novalian'i tiasahady ny 11/09/2011 15:34
TEGEVE
(
18/01/2010 18:06)
Nahoana moa no manao vola ry zalahy FATY
Nahoana moa no manao vola ry zalahy FATY
-----Satria mila karamaina
Ny olona hikarakara ny fifidianana
Ny olona hanakorontana ny tolona
Ny miaramila
Ny olona firehana ara-politika sasany
Ny...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/01/2010 21:22
xxx
(
18/01/2010 15:42)
Fa nakaiza leaza?
Nahavoaray hafatra vaovao 27 aho ka sady faly no sahirana, nefa rehefa notsindrina ilay izy, dia izao no zavatra hita tao: "Tsy misy hafatra hita", hihihihi.......
tohiny
novalian'i dadax ny 16/04/2010 07:06
soanja
(
18/01/2010 15:37)
Ilay sambo MADAGASCAR
Ho an'izay liana amin'ny tantara. Indro misy sambo iray nomena anarana hoe Madagascar mba hampatsiahy ilay sambo nitondra andevo be dia be tokoa niainga avy any Afrika ka niampita taty andafin'ny riak...
tohiny
novalian'i milamm ny 31/01/2010 15:46
patrick2002
(
18/01/2010 15:11)
hay ve ka misy mpitondra afaka manao vola sandoka
Mametra-panontaniana @ fanamelohana hataony dadiste hoe manota vola sandoka ny HAT .
Aoka hazava aloha fa fahefany mpitondra ny manota vola ,rehefa mahazo fankatoavany gouverneur ny BC,sy ny DG ny ...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/01/2010 00:15
xxx
(
18/01/2010 11:53)
Mba te hahalà la ny @ atao hoe manaizana .
Lehilahy aho ary manana anabavy 4 , rahalahy 4 .
Te hanontany ny @ ity lazaina hoe "aizana" ity aho fa tsy azoko andoha mihintsy ilay izy . Rehefa manaizana ve ny vehivavy bevoka dé tsy maintsy mile...
tohiny
novalian'i vale ny 28/01/2010 13:50
hery
(
18/01/2010 08:19)
Herintaona toa izao 1 : ny teo ihany no miverina
Serie Herintaona toa izao
1. Herintaona toa izao dia nimenomenona izaitsizy i Andry Rajoelina satria tsy navela niteny ny Télé Viva.
Amin'izao dia nogadrainy ny mpanao gazetin'ny Radio Fahaza...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/01/2010 21:27
rahery08
(
18/01/2010 07:35)
RAVA HAITI
Miarahaba ny namana rehetra eto amin'ny serasera
Fifandrifian javatra ve sa inona ? fa izao no zavatra hita : Rava Haiti tamin’iny herinandro lasa iny.
Ary ny Perikopa FJKM tamin’ny Alahady...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/02/2010 20:59
rakapy
(
18/01/2010 06:56)
Iza no tompon'antoka?
Dia maiarahaba antsika mpisera indray ny tenako tratry taona 2010. Mirary soa ho antsika ary koa mirary fialan-tsasatry ny fanahin'ireo izay nindaosin'ny onjan'ny fiainana.
Mampahonena sy mahatoro...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/02/2010 21:30
vitamatavy
(
17/01/2010 22:47)
hikatona tsy ho ela ny rideaux
Andrefan'Ambohijanahary
Démission démentie à la FIS
L’abcès au sein de la FIS a été crevé. Les colonels René Lylison et Charles Andrianasoavina s’affichent sereins.
«C’est no...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/01/2010 21:28
gabidemony
(
17/01/2010 16:35)
TELECHARGEMENT
[b]INONA NO PROGRAMME AHAFAHANA MITELEGARGER VIDEO @ DAILLIMOTION NA YOU TUBE ?[/b]
EFA NANANDRANA AN-LE [b]WWW.KEEPVID.COM[/b] INY IHANY NY TENANAY FA [b]OHATRA NY TSY METY TSONY @ZAO..[/b]. ...
tohiny
novalian'i neo83 ny 13/04/2010 07:04
xxx
(
17/01/2010 14:07)
Ny tena Andriamanitra marina
Mba manontany anareo Kristiana ireto aho hoe ahoana marina moa no hilazanareo fa io Atra voasoratra ao anaty baiboly io no tena Atra nahary izao rehetra izao e ! ...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/02/2010 08:33
