sakafo entre gasy

1. KARELLE ( 19/01/2010 10:29)
ba omeo torohavitra ré tompoko en fait hiara hisakafo ny communauté gasy aty @minay @ samedi zao.KA LAY IZY ny entré sy ny vary ny tompon trano no hiantoka fa ny laoka samy mitondra ka eo mihitsy ny mampisy olona ny tenako tsy haiko zay atao loaka ka ba omeo torohevitra eh;misaotra mialoha anareo
2. rakapy ( 19/01/2010 13:48)
Hen'omby ritra , akoho saosy, voanjobory sy hena-kisoa( tsy haiko raha mahita ianao any @ toerana misy anao?) ,Ravitoto sy hena...) aza adino ny ro matsatso sy ranon'apango fa tena reven'ny gasy io! Dia mazotoa homana tompoko!
3. xxx ( 19/01/2010 22:21)
rakapy:

Hen'omby ritra , akoho saosy, voanjobory sy hena-kisoa( tsy haiko raha mahita ianao any @ toerana misy anao?) ,Ravitoto sy hena...) aza adino ny ro matsatso sy ranon'apango fa tena reven'ny gasy io! Dia mazotoa homana tompoko!

tripa sy henakisoa koa na laisoa sy henakiso atao be sakamalao tsara,azonao atao laoka. dia azo faranana @ mofobaolina sy kafé koa refa avy eo.io no tena oe sakafo entre gasy miampy ireo voalazandrakapy ireo.

4. tanthelene ( 20/01/2010 09:27)
Trondro andrahoana asiana tongolo gasy sy sakamalaho miaraka @ lasary voatabia Mazotoa homana e!
5. diamondra27 ( 21/01/2010 08:37)
rakapy tiko be doly le laokanao, miam miam

makany am 18 eme mijery tilapia sy anamalaho
ron'akoho refa tsy misy rony
akoho endasina
gana sy petit pois
vorontsiloza sy henakisoa
misao

sns
6. rakapy ( 21/01/2010 08:48)
Hoy i Diamondra27
rakapy tiko be doly le laokanao, miam miam

makany am 18 eme mijery tilapia sy anamalaho

:-D :-D :-D Tena matsiro aloha ireo raha mahay mahandro azy ianao e!
Aiza kay ilay 18eme fa tsy fantatro?Izao mantsy eto Antaninandro @ 3 eme arondissement fa mbola tsy naheno hoe efa tafakatra h@ ny 18 eme ny boriboritany eto Tana. Sa any an-dafy izany? Misy trondro gasy na fibata koa ve any?
7. xxx ( 21/01/2010 20:21)

aza be fika fa tsy taolana hoà!
8. diamondra27 ( 28/01/2010 11:22)
xxx: omeko ny 5 ianao e
mitady hampiresaka ndray rakapy tsss
tsy any am 18 any am adala fa 18eme e hiii
za zany te hinana tsaramaso rony na besisika sy voanjosy anana am fanaovan'ny sihanaka azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3832