REGARDER VIDEO Journal-Sonorisation Mouvance Madagascar rama
1. vatofototra
(
18/01/2010 20:10)
REGARDER VIDEO Journal-Sonorisation Mouvance Madagascar ramassée par des militaires 18 jan2010
Le meeting de la Mouvance Madagascar à Anosy s'est tenu malgré la confiscation par des militaires de leur sonorisation.
http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
Le meeting de la Mouvance Madagascar à Anosy s'est tenu malgré la confiscation par des militaires de leur sonorisation.
http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
novalian'i fijo ny 20/01/2010 21:26
2. pikatti
(
18/01/2010 20:41)
Raha azon'ireo FAT ireo angamba ny manisy skôtsy ny vavan'ny mpitolona tsirairay dia izay vao hangina ny pokna fa raha izay sono aloha tsy mahasakana ny tolona hirindra :lol:
3. esserra
(
18/01/2010 21:16)
Izany ny atao hoe demokrasia tgv
Managadra ny mpanao politika tsy mitovy fiherehana aminy
Managadra ny mpanao gazety
Manao fampitahorana ny vahoaka malagasy tsy hiteny @ alalan'ny miaramila
Mampanantena tsy misy
Mitaky hetra @ fiangonana
Mampitombo ny tsy an'asa akitsorano fotsiny izao
Fanjakan'ny kolikoly isan-tsokajiny
Tsy mihaino ny toro hevitra
Tsy miraharaha fihavanana
Tontakely
Mpangalatra fananam-bahoaka
Feno ny pejy fa izay vitan'ireo présidents rehetra teo aloha nandritra izay nahazahoana fahaleovan-tena izay dia vitan'io jiolahy io tao anatin'ny iray taona monja
:x :x :x :cry: :cry: :cry:

4. patrick2002
(
18/01/2010 22:34)
tsy fanaovana kermesy ,na fanaovana discotheque akory eny Anosy ,
Mba te han ao DJ koa ra prof, fa izay no mahalasa president :-D :-D :-D
raha te hanao lanonana ialahy efa nomena an`ialahy MAGRO manaova izay tian< ilahy hatao any , Fa tsy hoe mody hamory olona ao Antsahamanitra aminy resaka fivavahana dia avy eo hoentina mankeo Ambohitsirohitra ,tena mpitondra fivavahana mahavanon-doza mihintsy .

5. xxxw
(
19/01/2010 05:46)
Tokony nalaina daholo izany ve ny fitaovana nataon'i Rajoelina teny Mahamasina , kianja mitafo, Ambohitsirohitra,ny eny @ Hilton disco sy Antsahamanitra sisa avela :-D :-D
6. ndotofetsy
(
19/01/2010 22:46)
misy tapaka indray ao fa tsy voaloha vola hon hon hon
efa miteny an i wiwi oe aza mampanofa an ireo
hon hon hon
sniff
tchroufff
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
efa miteny an i wiwi oe aza mampanofa an ireo
hon hon hon
sniff
tchroufff
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. savonyvava
(
20/01/2010 16:08)
Nozehavina aninkeo ireo sono ireo saingy tsy hita izay nanjavonany, miala tsiny e, 8O
8. fijo
(
20/01/2010 21:26)
rapa na,fa eny amin'ny 13 mai izany no fanaovana fety???? ka avelao mba hoeny ny sasany ary e