Herintaona toa izao 1 : ny teo ihany no miverina

1. hery ( 18/01/2010 08:19)
Serie Herintaona toa izao

1. Herintaona toa izao dia nimenomenona izaitsizy i Andry Rajoelina satria tsy navela niteny ny Télé Viva.

Amin'izao dia nogadrainy ny mpanao gazetin'ny Radio Fahazavana, ary tsy avelany miteny ny fandaharana Ampenjika.


Ny teo ihany no miverina... koa dia ny teo ihany tokoa no hiverina
novalian'i fijo ny 20/01/2010 21:27
2. rakapy ( 18/01/2010 08:30)
Izay ilay politika vita Gasy e!!!!
3. xxx1 ( 18/01/2010 08:50)
Io ange ilay efa nolazaiko an-drahery fahiny hoe: ataovy amin'izay ilay antoko vaovao-nao fa hanaraka anjambany izahay, hanaraka anjambany tsotra izao fa tsy misy inonay mantsy ireo mouvance efatra manimba tanindrazana ireo. Ataovy ny propagandy fa efa betsabetsaka ihany ny namana ato amin'ny serasera.

4. lemenakely ( 18/01/2010 10:39)
hery:

Serie Herintaona toa izao

1. Herintaona toa izao dia nimenomenona izaitsizy i Andry Rajoelina satria tsy navela niteny ny Télé Viva.

Amin'izao dia nogadrainy ny mpanao gazetin'ny Radio Fahazavana, ary tsy avelany miteny ny fandaharana Ampenjika.


Ny teo ihany no miverina... koa dia ny teo ihany tokoa no hiverina



un pouvoir obtenu dans la rue sera perdu dans la rue! Asa diso ve io fomba fiteny io :?:
5. TWING ( 18/01/2010 12:07)
ka izay mafy beu ihany no mahazo miteny e!
antsoy indry i Mougabe, gidro beu
lol
6. pikatti ( 18/01/2010 12:43)
Il a fallu moins d’un an pour que les affaires de bois de rose, les emprisonnements de journalistes, les répressions de manifestation d’opposants, les rackets des entreprises, la hausse du banditisme, l’explosion du chômage, la perte de l’AGOA (pour ne citer que ces quelques exemples) démontrent que Andry Rajoelina n’est ni le démocrate, ni le bon gouvernant, ni le gestionnaire avisé pour lequel il tentait de se faire passer. Entre cirque et spectacle d’illusion, la Haute autorité de la transition (HAT) laisse pourtant des faillites et des licenciements bien concrets. Encore une fois, et je le dis sans aucun état d’âme, si des gens qui sont allés sur la place du 13 mai pour soutenir la révolution orange, ont perdu leur entreprise ou leur emploi à cause de la crise qui a suivi, je n’ai que deux mots à dire : akorinao zay.TRIBUNE
un pouvoir obtenu dans la rue sera perdu dans la rue! Asa diso ve io fomba fiteny io

http://www.madagascar-tribune.com/De-la-rue-au-palais-la-grande,13387.html
7. Mirananirina ( 18/01/2010 13:04)
Ny teo ihany no miverina... koa dia ny teo ihany tokoa no hiverina
un pouvoir obtenu dans la rue sera perdu dans la rue! Asa diso ve io fomba fiteny io
miditra amin'ny makarakara ka dia hivoaka amin'ny kilôdôka eh
8. ANARIM ( 18/01/2010 13:06)
bref mapalahelo ahy ny zanako sy ny ho aviny!!!
9. patrick2002 ( 18/01/2010 15:33)
sasanangy roa samy hafa izany re tompoko oh!
Ity journaliste nogadraina satria niketrika fanakorotanana ,commanditaire ny faikomiana izay niseho teny @ RAS ,misy preuve amin`izany ary efa eny ampelatanany tribunal ny raharaha .
Momba ny Radio fahazavana ,dia nakatona io Radio io satria milaza vaovao tsy marina ,
Fantatrao tsara fa misy lalana mifehy ny filazam-baovao ,fa ny tanjona dia izay filazam-baovao ,famakafakana ,fandinihana ,izay ,Zo ny fampahalalam-baovao no manadihady sy mamakafaka ohatra ny fiatraikany tsy fifankatoavany GIC ny fitondrana HAT eo @ fiainam-pirenena ,ohatra iray ny vokatry ny nandavany USA ny AGOA eo @ toekarem-pirenena ,anisany asany fanaovan-gazety izany ary manao an`izany ny TV plus ,ny MATV ,fa tsy nogadraina ny mpanao gazety tao aminy ,
Tsy hilaina kosa ny famafazana tsaho ,na vaovao tsy marina ohatra ,manota vola sandoka ny HAT , :-D :-D , Nametra-pialana i Charlot sy lylison :-D :-D
fandika-dalana izany tompoko .
10. pink ( 18/01/2010 17:53)
patrick 2002
11. pikatti ( 18/01/2010 18:27)
Rediredin-drapaty ve mbola tsy araky i pink e, bandy amnésique iny ve koa inona ntsony no tsaroany ,bandy mpanao vola sandoka t@ andron'ny deba reny, bandy nanao sesi-tany any canada miaraka @ karibou sy ny hatsiaka any sisa no handaniany ny androm-piainanany :lol:
12. patrick2002 ( 18/01/2010 19:18)
pikatti:

Rediredin-drapaty ve mbola tsy araky i pink e, bandy amnésique iny ve koa inona ntsony no tsaroany ,bandy mpanao vola sandoka t@ andron'ny deba reny, bandy nanao sesi-tany any canada miaraka @ karibou sy ny hatsiaka any sisa no handaniany ny androm-piainanany :lol:


Pink : izao no famafazana lainga hataony dadiste izay hampianariny Radio Fahazavana ,ka aza gaga ianao raha gadraina ny mpanao gazety pikatty :-D :-D :-D
Azo hatao tsara ny mitory ny redacteur en chef ny serasera @ izao satria mamoaka vaovao tsy marina .
13. pink ( 18/01/2010 19:39)
patrick2002:

pikatti:

Rediredin-drapaty ve mbola tsy araky i pink e, bandy amnésique iny ve koa inona ntsony no tsaroany ,bandy mpanao vola sandoka t@ andron'ny deba reny, bandy nanao sesi-tany any canada miaraka @ karibou sy ny hatsiaka any sisa no handaniany ny androm-piainanany :lol:


Pink : izao no famafazana lainga hataony dadiste izay hampianariny Radio Fahazavana ,ka aza gaga ianao raha gadraina ny mpanao gazety pikatty :-D :-D :-D
Azo hatao tsara ny mitory ny redacteur en chef ny serasera @ izao satria mamoaka vaovao tsy marina .


mazotoa manaratsy sy miaro-tena fa ho hitantsika anie fa ho be ny hitanisa verbes raha vao mivadika ny tantara .. masina ny malagsay anie na mahantra sy mampahonena aza ny mahita azy... ny fanahy velona ireo no hitsara..

14. patrick2002 ( 18/01/2010 19:49)
Marina izany ra pink ah! betsaka ny mamendrofendro @ fahoriana sy ny krizy hiainany malagasy ,nefa fantatry ny vahoaka fa .
Fototry ny krizy
Dada manao ambozizy
:lol: :lol: :lol:
15. pikatti ( 18/01/2010 19:59)
Ahoana leity rapaty a, ary ela izany anie ka nanao vancances tsisy dikany e, noheveriko fa afaka ny stress elah teto ireny :-D kôzy e, nefa rehefa arahina ny fomba famalin-drangahy dia vao maika nihabadraodra :-D :-D
16. xxxw ( 19/01/2010 05:52)
:lol:
17. Bigmaman ( 19/01/2010 13:13)
Bonjour à tous, Salutations à Hery,

Mes commentaires concerneront 2 points : la mairie de Tanà et la position de la CI.

MAIRIE : L’équipe de Mr Rajoelina, à l’instar de Mr Razafindravahy n’est pas du tout à la hauteur quant à la gestion de la capitale malgache. Primo, le maire élu à 63% des suffrages exprimés (Mr Rajoelina) a déçu ceux qui l’ont voté. Non seulement il a « détruit » l’image esthétique de Tanà (avec ses beaux jardins, jets d’eau, propreté des rues), mais il a aussi TRAHI le peuple tananarivien en « démissionnant » de son poste de premier magistrat de la ville dès son accession à la téte de la HAT. Autrement dit, Mr Rajoelina a demandé aux tananariviens de voter pour lui afin qu’il puisse l’abandonner et occuper un autre poste plus « prestigieux » (non convenu lors de la campagne électorale !!!!!). Je demande ainsi aux forumistes de Tribune de juger si la ville de Tanà est PROPRE ! Combien de pourcents des jardins érigés par Mr Rafalimanana sont-ils encore fonctionnels aujourd’hui ? Quant à la sécurité de la ville, ...., tout laisse à désirer !! Et la gestion des mpivarotra amoron-dalana ? Les piétons sont-ils satisfaits des espaces (trottoirs) qui leur sont réservés ? Et les automobilistes ? Quand est-il des prestations des TaxiBe (propreté, services, respect du cahier de charges, sécurité des voyageurs...). L’utilisation de la ceinture de sécurité est-elle obligatoire pour les chauffeurs de taxiBé ? Bref, la mairie de tanà est-elle gérée par des gens compétents ?????

POSITION DE LA CI : Bon nombre de politiciens dont ceux issus du rang de la HAT évoquent toujours la question de souveraineté nationale à chaque fois que la CI se positionne. Mais attention : Madagascar utilise l’argent des bailleurs de fonds internationaux. C’est ainsi normal si la CI « pose » ses conditions ; elle ne « jetterait » jamais son argent par la fenétre. Elle doit s’assurer que le MECANISME de remboursement de l’argent prété ou octroyé soit ASSURE. Tout cela est normal. Mais bon nombre de politiciens VEULENT EMPOCHER cet argent sans RASSURER les bailleurs ...., et ce, en se cachant derrrière cette question de souveraineté nationale. Ma position est claire : soit « on empoche » en respectant un minimum de conditions comme quoi le mécanisme de remboursement soit assuré (règles démocratique, pouvoir LEGAL installé par le peuple, ...), soit « on n’empoche pas ». Dans ce dernier cas, faites ce que vous voulez, les bailleurs n’ont rien à perdre là dessus .... Ce qui est regrettable c’est que les dirigeants de facto actuels veulent à tout prix avoir l’argent des bailleurs sans le moindre souci de ce que c’est un pouvoir LEGAL « accepté » par le peuple et tout le monde. Ridicule !!

Bigmaman
18. AndriambyII ( 19/01/2010 13:19)
Mbola mitana ny andribem-pirenena , tsy taitra tsy maika ,nefa tsy tara ! 8) 8)
19. fijo ( 19/01/2010 20:17)
hery an,ireo izany no mba zavabita azo tanisaina kosa rah ahiresaka ny HAT ko,raha tsy nanao ireo izy tsy misy azo lazaina anie e
20. ndotofetsy ( 19/01/2010 22:40)
herintaona toy izao tsika nanisa andro fa efa diso volana ty le izy ka tsy teraka ihany ny fandravana
ishitreee

=)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3612